Ny katolika sy ny mpivarotra zavamahadomelina kay iray ihany
21. RBNIR
(
12/05/2015 11:04)
rhaj0:
[quote=RBNIR...fanangonana ireo zanaka akoho tafaely any an'anona any ...
Io ange ry RBNIR dia ireo olona tao Canaan voaroaka tany Mesopotamia dia "tafaely" no tiany lazaina e... aza mba tsipolitra dia mandray tsy raisina hotr'io, fa ianao gasy, ny razambenao tatsy Malaisie, dia tena tsy isany (zanaNY) mihintsiny... Ianao izao mety voakilasy toa ireo Ejiptiana, fahavalon'ny "vahoak'Atr'i Canaan"..
[/quote]
Rehefa tonga i Jesosy....
« Tsy misy intsony na Jiosy na Grika, na andevo na tsy andevo, na lahy sy vavy; fa iray ihany ianareo rehetra ao amin'i Kristy Jesosy. » (Gal.3:28)
Ary raha ny marina dia efa talohan'io no efa nandray ireo hafa firenena Andriamanitra fa tsy hoe voarara tsy akory.....
« Ary ny hafa firenena izay efa manaiky ho an'i Jehovah mba hanompo Azy sy ho tia ny anaran'i Jehovah mba ho mpanompony dia izay rehetra mitandrina ny Sabata ka tsy manao azy ho tsy masina sady mitana ny fanekeko » (Isa.56:6)
« Dia ho entiko ho any an-tendrombohitro masina, ka hampifaliko ao an-tranoko fivavahana; ny fanatitra dorany sy ny fanatitra hafa alatsa-drà dia hankasitrahana eo ambonin'ny alitarako, fa ny tranoko hatao hoe trano fivavahana ho an'ny firenena rehetra. » (Isa.56:7)
22. Strong3
(
12/05/2015 11:16)
RBNIR:

kay ve ianareo mbola manao fanatritra eh... fa tsy efa vita indray mandeha tsy niverina ve izy iny araka ny Dan 9:27 eh...
23. rhaj0
(
12/05/2015 11:40)
hi hi hi... matahotra i Strong3 sao tsy mahazo na kely ny anjara-lovany, fa raha mbola manao fanatitra ry RBNIr, dia mety mahazo 19 manjabe..
(izany no "voasoratra" kouh... ianao Strong3 no tsy te-hanaraka izany...)

24. RBNIR
(
12/05/2015 12:35)
rhaj0:
hi hi hi... matahotra i Strong3 sao tsy mahazo na kely ny anjara-lovany, fa raha mbola manao fanatitra ry RBNIr, dia mety mahazo 19 manjabe..
(izany no "voasoratra" kouh... ianao Strong3 no tsy te-hanaraka izany...)
Isaia dia mpaminany tamin'ny taona 8 talohan'i JK....;
Ary tamin'izany vanim-potoana izany no nivoaka ilay teny....
Nony tonga kosa i Jesosy Kristy dia ...« ary tsy mba nitondra ran'osilahy sy ran-janak'omby Izy, fa ny ran'ny tenany, dia niditra indray mandeha ho any amin'ny fitoerana masina ka nahazo fanavotana mandrakizay. » (Heb.9:12)
26. gasy1zay
(
12/05/2015 13:37)
rhaj0:
gasy1zay:
tsy maintsy hihatra aminao ilay tena izy (na tsy ninoanao aza).
Ka ilay "tena izy" izany aloha h@ izao mbola TSISY mahalala hoe iza no izy... Sa efa tena sur ianao Gasy1zay fa ny "anareo" no "tena izy" ?
Ny fahitako azy, tena "mino" ianao fa ny anao no "tena izy".. ka dia tsisy iadiana hevitra io fa dia mahasoava ao @ finoanao ao azany ianao.
Dia "mino" koa izany ianao fa ny "finoanao" dia mihatra ary toa "ambony" na "mahery" noho ny finoana hafa... ka dia mbola tsisy iadiana hevitra koa io fa dia mahasoava ao @ finoanao ao azany ianao.
Fa ataoko fa efa kOpy tsara ianao, fa tena TSY asian'ny olona sira ny anao, fa ny olona tsirairay indray dia samy "mino" sy "mamikitra" ny "tena izy-ny" ao.. koa na hanorana na hanavandra azany ohatra ianao, ka hilaza izay loza ho an'ireo izay tsy-mino ny anao, dia ... tsy mahakasika, tsy mahalena, ny olona izany eee... et reciproquement...
Raha misy fisalasalana kely fotsiny ato anatiko hoe tsy TENA IZY ilay Andriamanitra ivavahako ry rhaj0 tsy handany andro hilaza aminao aho fa hoe Andriamanitra mahagaga izy, Andriamanitra mamaly vavaka ary Andriamanitra tena misy ary TENA IZY.
27. rhaj0
(
12/05/2015 13:50)
Efa kOpy anie aho e.. IZY no "tena izy" aminao. Finoanao io, anao samy irery ao, ary TSISY adi-hevitra.
Ary ny hafa koa dia manana ny "tena izy" aminy. TSY mitovy @ ny anao.
Rahefa tonga @ @ fahatsapana ny "finoan'ny andaniny" ianao, ka hoe izay finoan'n andaniny izay dia TSY mitovy @ ny anao ao, ary hajainao ny azy, et reciproquement, dia ... "mety afaka ny hiara-hiaina ihany isikana".

28. endriny
(
12/05/2015 14:55)
Amerika atsimo izao no lehiben'ny fanamboarana zava-mahadomelina kanefa any no katolika rano iray
Espagne sy Italie ary Portugale moa tsy lazaina intsony ary ny renim-pinoana misy ao aminy...
Dia maha lasa saina ihany...
Sao dia mba mpidoroka koa aza I Jesosy leireto a?
Dizina daholo ny mpianatra teo antendrombohitr'i Tabor dia nivadika hatramin'ny fahitany ka lazainy fa niova tarehy I Jesosy...

29. rhaj0
(
12/05/2015 15:14)
Ny olona dizina be k'lou tokoany no mahasahy milaza, tsy mipi-maso, hoe "#JeSuisDieu", na koa hoe "#JeSuisVierge" na koa "#JeSuisAuParadis" na indray "#Je Brule(enEnfer)"... sy ny karazany e...
30. gasy1zay
(
12/05/2015 16:51)
rhaj0:be dia be ve izany rhaj0 ny mamo t@ janvier nilaza ny tenany hoe jesuischarlie ?
Ny olona dizina be k'lou tokoany no mahasahy milaza, tsy mipi-maso, hoe "#JeSuisDieu", na koa hoe "#JeSuisVierge" na koa "#JeSuisAuParadis" na indray "#Je Brule(enEnfer)"... sy ny karazany e...
31. rhaj0
(
12/05/2015 17:00)
Tsy izay no tiako tenenina.. hotry ny hoe, hitanao ireny dokotera ilay mihevitra ny tenany ho A.tra ireny, dia milalao ny fiainan'olona a ? Dia hoz'izy hoe, #JeSuisDieu... Dia t@ l'an 0 koa nisy iray nilaza hoe #JeSuisDieu koa ... mitovy fa tsy sahala...
Fa ireo "#JeSuisVierge" na koa "#JeSuisAuParadis" na indray "#Je Brule(enEnfer)" indray moa dia tena nifoka moquette e... zavatra impossible no lasa possible... ao @ imagination-ny ao...

32. gasy1zay
(
12/05/2015 17:26)

Fa Dokotera/prézida/manampahaizana iza ohatra izao no nanoratana boky ka nisy olona nanao témoignage hoe tena izy ilay Andriamanitra voalazan'ny mpaminany?
Dia iza koa no olombelona atao reférence temporel hoe BC na AC aleo ataoko mazava sao tsy azon'ny sasany talohan'ny Jesoa Kristy sy taorian'Ny Jesoa Kristy.
Ny afobe, paradisa sns dia marina ny anao fa tsy izao izany no hitranga fa aorian'ny fitsarana farany na aorian'ny fahafatesana.
33. rhaj0
(
12/05/2015 17:54)
Koa na IZY azany re TSY asian'ny olona sira, mainka fa ireo "mpaminany" naminany AZY.. Io ilay B manamarina ny B.. fa mety tsara moa izany @ lojikanao ka dia reveo ao azany e... fa asa raha azonao ny lojikan'ny hafa (na ny ahy).
34. gasy1zay
(
13/05/2015 13:41)
rhaj0:
Koa na IZY azany re TSY asian'ny olona sira, mainka fa ireo "mpaminany" naminany AZY.. Io ilay B manamarina ny B.. fa mety tsara moa izany @ lojikanao ka dia reveo ao azany e... fa asa raha azonao ny lojikan'ny hafa (na ny ahy).
Eny ary hoa fa rehefa miteny ny tantara hoe "3000 ans avant JC" dia iza no zavadehibe eo @ olombelona ny tranga t@ 3000 ans sa ilay JC? Fa maninona tsy heo 5000 ans avant Einstein na i Jules Cesar na i Pharaon, io na mpino na tsy mpino dia tsy maintsy manaiky io fotoana io hoe ny nahatongavan'i JC tety an-tany no répère temporel, ka na tianao na tsy tianao raha mbola olombelona nahita fianarana, nianatra tantara dia tsy maintsy naheno io foana na kristiana, na silamo, na athé, na hindu, boudista, agnostika ....
35. rhaj0
(
13/05/2015 14:36)
Dia tsy hainao ve hoe, ahoana ny tantaran'ny kalendrie eee ? dia iza no namaritra io kalendriE (gregoriana) io e ?.. i Jesosy sa ilay bainina t@ fotoan'androny tao ? Dia mba hainao ve koa k'lou ny kalendrie sinoa na ny an'i maya ee...Raha tsy rahirahinao ireny, dia mba fantaro dia hajao sy andriano azany ny kalendrien'ny Ntaolo eee...
36. gasy1zay
(
13/05/2015 15:22)

Zay t@ nianatra tantara sy sivilizasiona tany ampianarana dia io aloha no référence nampianarina anay hoe 3000 ans avant JC sns ka raha ny kalandarin' ny sinoa no nahalalan'i rhaj0 hoe hoavina no nisy ady lehibe faharoa, hoaviana izany renaissance izany, ny sivilizasiona egyptiana sns sns dia mahagaga ihany ny nahafaka BEPC sy BACC an'ise
37. rhaj0
(
13/05/2015 15:53)
oadray.. hay aminareo Kristiana efa voasoratra tao anaty kalendrie talohan'ny nisehoany, izay an?... efa voasoratra tao ny tahakahakan'ny "hoe hoavina no nisy ady lehibe faharoa, hoaviana izany renaissance izany..."
.. dadany mihintsy (ny finoan'i) Gasy1zay ity...

38. endriny
(
13/05/2015 16:33)
Lasa zava-mahadomelina hatramin'ny baiboly... Vao manompy maso ao ianao dia lasa raikitapisaka... Ka tsy mahita afa tsy izay voasoratra amin'ilay boky artifisialy fotsiny... Lasa tsy misy hatramin'ny fivoarana kanefa izaho mainty ry zareo fotsy
39. endriny
(
14/05/2015 04:10)
ILay zavatra anembohana fiangonana sy anembohana ny alitara iny tsy hay intsony hoe inona no ao anatin'iny... sao mba rongony mitoto bozaka aza iny?
Ohatran'ny hiverina hivavaka indray aho raha rongony mitoto bozaka iny a

40. gasy1zay
(
14/05/2015 16:28)
rhaj0:
oadray.. hay aminareo Kristiana efa voasoratra tao anaty kalendrie talohan'ny nisehoany, izay an?... efa voasoratra tao ny tahakahakan'ny "hoe hoavina no nisy ady lehibe faharoa, hoaviana izany renaissance izany..."
.. dadany mihintsy (ny finoan'i) Gasy1zay ity...
Tsy haiko na tena tsy mahazo i rhaj0 na mody fanina loll, teneno ary hoy aho heo taona firy @ kalandary sinoa lazainao etsy ambony ny ady lehibe faharoa no nitranga