AVY AIZA NY ATOME ???

1. Strong3 ( 10/02/2015 08:36)
[raha ANGANO TOKOA ny fisian'Atra...]

Avy aiza ny atoma ?

raha hoy ny sasany niforona tamin'ny tsy nisy iza rehetra izao, DIA HERY AVY AIZA NO NANODIKODINA IREO atoma sy maolekiola hitambatambatra ka TONGA AMIN'IZAO HITAMASO IZAO IREO singa bitika indraindra izay tsy misy saina akory?

Tsy lasa saina ve ianao hoe: nahoana no tsara rafitra ny maha olona anao indrindra ny taova mahavelona anao?
ireo sela mitondra hery fiarovana na ireo sela mena na sela fotsy na koa ireo ADN sns...
sela samy hafa nefa mivangongo ho lasa olombelona.

Fiforonana tongatonga hoazy ve izany???

Atoma tsy misy saina no nampisy saina anao ho tonga tampitrohatrana MAHATAFAKATRA VY 100taonina hiakatra eny amin'ny volana

Mba misy manantsaina hanakatra izany majika izany ve?
répondu par endriny le 24/02/2015 05:31
2. endriny ( 10/02/2015 10:17)
Ny fisian'ny atoma, na andeha ataoko hoe ilay Koarika, sy ny Baozaonina akory tsy milaza aminao fa misy Atra na tsy misy Atra nanamboatra ireny. Raha tsy hoe andeha ampiana indray ny Genesisy hoe: "Tamin'ny marainan'ny andro voalohany dia nivoaka Atra ka nanamboatra ny Ataoma"

Fa ilay izy rehefa tsy hay ny niaviany dia aleo hijanona tsy hay toa izay mamorona. Ary raha mamorona koa tsy maninona hoe misy Atra... Fa ilay Atra noforonina hoe nanamboatra izao tontolo izao ihany koa entina hampitahorana ireo voary eo aminy anisan'izany ny olombelona.

Dia iza ary no nanamboatra an'Atra e? Satria mantsy aminao tsy maintsy misy nanamboatra daholo izao rehetra iza fa tsy tongatonga ho azy?
3. Strong3 ( 10/02/2015 12:12)
anhan...!

hevitro ve ny hoe niforona avy tamin'ny maolekiola nitambatambatra izao rehetra izao ?
tara isé raha izany...

tsy hay niaviana ahoana nefa lazain'ny athée sy ny siantisita fa izany no niaviany izay iombonany hevitra amin'ny evôlisionista ;

hahaha iza no nanamboatra an'Atra! Izy milaza fa izy ilay hatrizay hatrizay koa iza no hiteraka nyfisiany eo fa efa izy Izy hatrizay
4. endriny ( 10/02/2015 13:17)
Ianao ange mitady hoe iza no namorona ny atoma, dia mba anontaniako hoe iza no namorona an'Atra e?

Ho ahy dia izao: "Ny olombelna rehefa tonga eo amin'ny fetran'ny takatry ny sainy ny tranga iray dia lazainy fa Atra no nahatonga izay, na namorona izay... ohatra antsika miteny hoe iza no namorona ny atoma? Dia tsy hay ny valiny dia lazaina hoe Atra...

Koa raha izay no finoantsika : "Tsy maintsy nisy nanamboatra izao tontolo izao". Dia tokony ho voavalintsika ihany koa izany ny hoe: "Iza no namorona an'Atra".

Fa Angano ny Genesisy... Iza no vavolombelona nahita ny namoron'Atra izao tontolo izao?
5. rhaj0 ( 10/02/2015 20:24)
Strong3:
hahaha iza no nanamboatra an'Atra! Izy milaza fa izy ilay hatrizay hatrizay koa iza no hiteraka nyfisiany eo fa efa izy Izy hatrizay

Raha samy milaza an'io koa izany, "izy Izy hatrizay", na Ataum na Ato-homme, dia vita adi-hevitra, vita kabary, fa efa "izay ilay izy".. tsy mila (man)adihady sy (mi)saina lalina intsony...

[size=8](tena tsy takatro akoriny inona ny dikan'ilay hoe "izy Izy hatrizay" fa dia mba avelako hiteny i Ataum sy Ato-Homme ee...)[/size]
6. Strong3 ( 11/02/2015 08:22)

rhaj0:

Strong3:
hahaha iza no nanamboatra an'Atra! Izy milaza fa izy ilay hatrizay hatrizay koa iza no hiteraka nyfisiany eo fa efa izy Izy hatrizay

Raha samy milaza an'io koa izany, "izy Izy hatrizay", na Ataum na Ato-homme, dia vita adi-hevitra, vita kabary, fa efa "izay ilay izy".. tsy mila (man)adihady sy (mi)saina lalina intsony...

[size=8](tena tsy takatro akoriny inona ny dikan'ilay hoe "izy Izy hatrizay" fa dia mba avelako hiteny i Ataum sy Ato-Homme ee...)[/size]


RAHA HITENY AZA ISIKA FA tsy nisy nahary izao tontolo izao ; dia mba azavao amin'ny fomba tsotra ny mampirindra ny maha olona anao.
__ ohatra : ny masonao mijery dia mampita sary any amin'ny atidohanao ary milaza ny fitadidianao fa sakafo io ka hamaly ny anohananao

TONGA HOAZY ARY VE IZANY SA nohariana HIRINDRA sy kanto ny mahaolona anao???
7. rhaj0 ( 11/02/2015 11:31)
Io ho'a efa averimberimberina foana, fa rahefa tsy voavaly ny fanontaniana, androany, dia mifohaza rahampitso hitady valiny, ary izany no mampazoto mifoha, fa indrindra koa, tsy izany no ahavery ny torimaso.

Fa raha ianao Strong3 moa... efa fanontaniana tsy (mbola) hita valiny io, androany, dia ho lazaina hoe... "minoa an'izao azany e", dia izay no mandrotsirotsy anao ao... ndana azany kouh...

Dia averiko kely indray... dia io ho'a izany ianao be zizo hoe ahoana ny valim-panontaniana io... dia hoz'Izy ho'a hoe... iny azany ny "voa tsy hary" (tadiavinao)... dia "mino" dia sambatra tokoany ianao... dia ndana ho'a azany kouh...
8. gasy1zay ( 11/02/2015 14:11)

rhaj0:

Io ho'a efa averimberimberina foana, fa rahefa tsy voavaly ny fanontaniana, androany, dia mifohaza rahampitso hitady valiny, ary izany no mampazoto mifoha, fa indrindra koa, tsy izany no ahavery ny torimaso.

Fa raha ianao Strong3 moa... efa fanontaniana tsy (mbola) hita valiny io, androany, dia ho lazaina hoe... "minoa an'izao azany e", dia izay no mandrotsirotsy anao ao... ndana azany kouh...

Dia averiko kely indray... dia io ho'a izany ianao be zizo hoe ahoana ny valim-panontaniana io... dia hoz'Izy ho'a hoe... iny azany ny "voa tsy hary" (tadiavinao)... dia "mino" dia sambatra tokoany ianao... dia ndana ho'a azany kouh...


ka firifiry izany ireo siantista tsy nino, tsy mino ary tsy hino ny fisian'Andriamanitra fa niandry, miandry ary hiandry ny valiny izay toa tsy tonga hatr@ izao ary tsy mbola misy fanantenana hoe hivaly atsy ho atsy akory na dia efa tonga teny @ volana aza ny tongotr'olombelona efa ho 60 taona mahery izay? Ianao mino fa ho hita ny valiny tsy manda aho fa ny tiako ho marihina dia mety tsy mbola ao anatin'ny ilay hahita ny valiny ianao, tsy aleo ve aloha mba manandrana mivavaka e! Tena mamaly vavaka anie Andriamanitra na dia heverinao(reo) fa ato antsainay ato fotsiny aza no misy azy e!

Aza variana fa mandalo ny fiainantsika ety.
9. rhaj0 ( 11/02/2015 14:43)
gasy1zay:
Aza variana fa mandalo ny fiainantsika ety.

zusteman... Aza mba ilay "fiainan-tsy-hita" no atao mampavariana ao, fa hatreo ny ambony lovia ao...
10. bor2lais ( 11/02/2015 14:50)
Ramose kosa efa ilazana foana fa tsy ny mofo ihany akory no mahavelona ... :-)
11. rhaj0 ( 11/02/2015 15:02)
izaho tsinona manana compassion @ ireo tsy mihina-mofo kouh...
ka inona azany no aroson'i dokotera @ ireo tsy mihina-mofo e ... :-)
12. bor2lais ( 11/02/2015 16:32)
F'angaha hitady mofo moa no tena alehan'ny olona any amin'ny dokotera ? :-)
13. rhaj0 ( 11/02/2015 16:41)
ka rahefa tsy mihina-mofo ve izy tsy any no iafarany? :-)
14. Strong3 ( 12/02/2015 08:12)
i rhaj0 dia mino...! hiihih mahagaga izany [mino fa hisy valiny ny fanotaniako rahampitso... ]

raha mpivavaka izy dia isan'ireo hiakatra velona satria "MANANTENA NY ZAVATRA TSY MBOLA HITAN'NY MASONY NA HO FANTATRA NA TSIA"
Sainga indrisy fa na ny taranaka arivo mandimby azy aza mbola tsy ahalala ny valin'izany . Efa ho 1000 taona talohan'i JC ireo mpandinika grika no nitady ireo valim-panotaniana sarobaliana rehetra; nefa indrisy na hatramin'izao aza mbola tsy misy mangirana.

ataoko angamba fa ry Marc Gnotiste mba efa niahendry ka mihilangilana amin'ny fahalalana ny marina. Mody misababaka eo dia ao antsaina nefa efa te hanaiky ny fisian'Atra ho 100% hoe nahary sy hamoana izao tontolo izao.

izaho mi-zizo ny hamalianao ny fanotaniana tsy ho-hainao valiana, fa za mba mahavaly ihany ireo FILANA-VOA-TSIARINAO mahakasika ny Fisian'Atra :-) hihihih...
___Averiko foana hoe : " Aza manohitra be fahatany fa manangonana aloha fahalalana ; mba mora aminao ny HANOHITRA NY zavatra TOHERINAO "
15. rhaj0 ( 12/02/2015 11:30)
Strong3:
" Aza manohitra be fahatany fa manangonana aloha fahalalana ...

Iiiieeee.... inty ohatra ny momba ny atoma
http://fr.wikipedia.org/wiki/Mod%C3%A8le_atomique

Dia jereo fa tao ny modele grika, Thompson, Rutherford, Bohr, quantique, etsetra... mivoatra hatrany ny (sain') olombelona.. tsisy quoi raha mety ho "diso" azany i Rutherford, tsy anaovana di-doha hoe "izay voasoratra dia voasoratra", fa jerena ny facts dia misokatra ny saina, dia mivoatra e... fa tsy iny boky tontan'ny ela iny foana no atao reference

hey... inona ny modele biblique-n'ny atome ? sa at-home ??? sa ato-i-Oma ?
Sa TSISY an'izany atom izany fa tsy ao anaty Baiboly izany ??
Sa .. raha ny litera "a" toa miendrika ny isa "6" fa mivadika, dia feno fa tsongolo-batita izany ?

16. Strong3 ( 12/02/2015 11:59)
[Au XVIIIe siècle, Antoine de Lavoisier (1743-1764) énonce que, lors d'une réaction chimique, la masse des réactifs est égale à la masse des produits2. Cette observation est souvent exprimée par la phrase : « Rien ne se perd, rien ne se crée, tout se transforme ». Bien que la science ait fait de notables progrès depuis cette époque, elle est un principe qui reste encore vrai au XXIe siècle.]

hihihihi....!

Nga dia tsy mahita lien akohatra an'io eh?
__ tsy efa nolazaiko tery ambony ve izy io HOE:
" HERY AVY AIZA NO NAMPIETSIKA ilay atoma ka NAMPIOVA AZY HO VOAHARY HAFA?? "

____ Mila voa-tsiary ao anatin'ny fahalalanao (imagination-nao) marina angamba aho; nefa ianao mitady porofo de ianao ihany no hamaly mangina ao anatin'ny imagination-nao ao hoe : "MISY IHANY ANGAMBA Atra"
hihihihi...
17. Strong3 ( 12/02/2015 12:08)
Jerijery fotsiny...
______
Socrate croyait-il aux dieux du paganisme? Quelles étaient ces divinités nouvelles qu'on l'accusait d'introduire dans l'État? Si nous écoutons Xénophon, Socrate révérait les dieux de l'État. Il sacrifiait ouvertement dans sa propre maison ou sur les autels publics. Xénophon ne nous cite aucune parole injurieuse aux divinités païennes, aucune même qui témoigne d'un seul doute sur leur existence. Le dernier mot de Socrate mourant 2 semble indiquer aussi la foi au paganisme; car il est difficile d'admettre que Socrate ait voulu mentir dans la mort même. D'un autre côté, Xénophon ne cite pas non plus une seule parole de Socrate qui démontre explicitement la croyance aux dieux de l'Olympe. Tout ce que Socrate dit des dieux se peut entendre parfaitement du Dieu immatériel et unique que l'on a reconnu après lui; sa croyance à la divination et aux oracles s'explique aussi par la pensée d'une Providence particulière toujours présente, doctrine qu'il enseignait explicitement. Il sacrifiait aux dieux par respect pour la République, et d'ailleurs, il pouvait, dans sa pensée, adresser ces hommages au Dieu véritable. Il devait ainsi se servir fréquemment du nom des dieux populaires, leur laissant leurs attributions, mais toujours avec une légère nuance d'ironie dont ses disciples les plus intimes avaient sans doute le secret. D'ailleurs, dans ces Mémoires, qui étaient une sorte d'apologie, Xénophon devait naturellement éviter tout ce qui pouvait charger la mémoire de Socrate et donner raison à ses accusateurs. Dans les dialogues de Platon, Socrate parle avec plus de hardiesse. Il dit, dans le Phèdre, à propos d'une fable mythologique, «qu'il n'a pas assez de loisir pour en chercher l'explication, qu'il se borne à croire ce que croit le vulgaire, et qu'il s'occupe, non de ces choses indifférentes, mais de lui-même». Ces paroles nous montrent bien comment se comportait Socrate à l'égard de la religion populaire. Il en parlait peu, et s'il en parlait, c'était sans mépris, niais avec un demi-sourire et un léger dédain. Dans l'Eutyphron, Platon va plus loin encore. Est-ce lui-même qui parle ou le Socrate véritable? Il est difficile de le savoir; mais il estt probable que la pensée de ce petit dialogue est tout à fait socratique; et c'est une critique amère de la mythologie.
____________
On ne peut donc nier qu'il n'y eût quelque chose de plausible dans l'accusation dirigée plus tard contre Socrate. Socrate, en effet, croyait à Dieu, mais, par cela même, il ne croyait pas aux dieux. Mais, quand on lui reprochait d'introduire de nouveaux dieux 3 dans l'État, ici sa défense était pleine de force et de raison. Ces nouveautés qu'on lui reprochait, c'étaient les révélations qu'il prétendait recevoir de son démon familier. La religion païenne reconnaissait des démons, c'est-à-dire des divinités de toutes sortes, nées du commerce des dieux avec les mortels; elle supposait la communication continuelle des dieux et des hommes: elle faisait parler les dieux par la voix des oiseaux, des sibylles, du tonnerre; Socrate, en admettant qu'un certain dieu lui parlait directement, lui donnait des conseils, lui révélait l'avenir, n'affirmait donc rien de contraire à la religion de l'État.
_____________
18. endriny ( 12/02/2015 13:52)
Iza no nanamboatra an'Atra aza e?
19. rhaj0 ( 12/02/2015 14:54)
Rahefa tsy hamaly i Strong3 dia hiezaka azany aho e..


;-) Iza no nanamboatra an'Atra ?
:-) ny sain'olombelona, ao @ imagination-ny ao
;-) Iza no nanamboatra ny (sain') olombelona ?
:-) i Atra

F'angaha tsy (kiboribory) vetaveta e... ;-):-);-):-);-):-);-):-)
20. endriny ( 12/02/2015 15:32)
rhaj0

Tsingerina ve?

Io ange efa fitenintsika teto hoe: "Ny olona rehefa tsy takatry ny sainy ny anton'ny tranga iray dia noforoniny ny hoe Atra e". Ny antony namoronana an'Atra eo amin'ny fiaraha-monina dia zavatra roa:

1) mba ahatsotsotra ny fiainan'ny olona, tsy mila mikaroka, tsy mila mandany fotoana mitady izay antony any fa ny fihazana sy ny fambolena no tokony nilofosana... Raha mahita isika hoe iza moa ireo filozofa, na mpikaroka taloha? DIa tsy iza akory fa ireo tsy nanana zavatra natao fa efa nanana ny ampy ka misotro divay ao an-dakavy ao fotsiny sy mijery ny andevo manasa ny tongony fotsiny.

2) mba entina ampitahorina ireo olona manodidina amin'izay izy milefitra sy mandoalika amin'ireo mpitondra, izay nodidinin'ireo lazaina fa olona akaikin'Atra na ny sampy io tao an-dapa tao...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3661