Fa maninona no atao kilalao ny fiainam-pirenena e ?

1. rabaradaka ( 16/01/2015 08:37)
Raha misy olona afaka mampita ity hevitra ity amin'ny ekipan'ny Hery dia ataovy izao dia izao.
Mazava fa i Voahangy sy Nicole ary i Claudine no nanery an'i Hery RAJAONARIMAMPIANINA hametraka sy nametraka an'i Jean RAVELONARIVO ho PM.
Naninona no nirahina niangavy an'ny Madame Béatrice ATTALAH ny mpanolotsaina sy ireo tandapanao raha efa fantatra mialoha fa olon-kafa no ho eo ?
Fa dia ny vady sy ny namana ve no hitondra ny firenena ? Sain-dratsy kelin'i Voahangy no handrava ny fitondrana.
Tadidinareo ny nilazako fa raha ela dia ny 24 avril 2015 ,o ho rava io fitondrana io ? Fa maninona no io daty io ? Hisy session extraordinnaire amin'io ary dia io no hametrahana ny fandravana ny fitondrana.
Misaotra tompoko fa izay no fahitan'i rabaradaka ilay tambanivohi-dahy avy aty Itasy.
Jereo fa ho samborin'i Hery i Andry ary omeko ora telo dia ho samborina i zandrikely be vava ! Sambory e !
Samia lava velona e
répondu par vahiny2004 le 16/01/2015 09:52
2. vahiny2004 ( 16/01/2015 09:52)
Louis XV gasy izany ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.082