Fa maninona no atao kilalao ny fiainam-pirenena e ?

1. rabaradaka ( 16/01/2015 08:37)
Raha misy olona afaka mampita ity hevitra ity amin'ny ekipan'ny Hery dia ataovy izao dia izao.
Mazava fa i Voahangy sy Nicole ary i Claudine no nanery an'i Hery RAJAONARIMAMPIANINA hametraka sy nametraka an'i Jean RAVELONARIVO ho PM.
Naninona no nirahina niangavy an'ny Madame BĂ©atrice ATTALAH ny mpanolotsaina sy ireo tandapanao raha efa fantatra mialoha fa olon-kafa no ho eo ?
Fa dia ny vady sy ny namana ve no hitondra ny firenena ? Sain-dratsy kelin'i Voahangy no handrava ny fitondrana.
Tadidinareo ny nilazako fa raha ela dia ny 24 avril 2015 ,o ho rava io fitondrana io ? Fa maninona no io daty io ? Hisy session extraordinnaire amin'io ary dia io no hametrahana ny fandravana ny fitondrana.
Misaotra tompoko fa izay no fahitan'i rabaradaka ilay tambanivohi-dahy avy aty Itasy.
Jereo fa ho samborin'i Hery i Andry ary omeko ora telo dia ho samborina i zandrikely be vava ! Sambory e !
Samia lava velona e
2. vahiny2004 ( 16/01/2015 09:52)
Louis XV gasy izany ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1295