hevitra mba tsara raha misy fihaonana isika
1. rabaradaka
(
17/10/2014 04:37)
ho hoa ry namako isany eto, maninona moa raha andao isika rehetra mba hihaona kely e, asiana fihaonana sy fifankahalalana kely, ohatra hoe andao hamboly hazo !!!
répondu par naritsimba le 17/02/2015 06:41
2. hadji
(
19/10/2014 16:01)
rabaradaka:tena tsara ilay hevitra izaho manohana e
ho hoa ry namako isany eto, maninona moa raha andao isika rehetra mba hihaona kely e, asiana fihaonana sy fifankahalalana kely, ohatra hoe andao hamboly hazo !!!
3. ora
(
24/10/2014 12:04)
slm, ataoko ity misy foan iren ilay fihaonana isan taona toa tsy hita akory ianareo, amin ireny ange no ten mba ilaina n fahatongavan dia ifankafantarana e, sady mba manala azy amin'ny rotoroton'ny fiainana andavan'andro koa, ianao izao io no nanomboka lay resaka dia tohizo hatramin'ny farany ary ny fandaminanao izay e
hadji:
rabaradaka:tena tsara ilay hevitra izaho manohana e
ho hoa ry namako isany eto, maninona moa raha andao isika rehetra mba hihaona kely e, asiana fihaonana sy fifankahalalana kely, ohatra hoe andao hamboly hazo !!!
4. ravatorano
(
03/01/2015 08:33)
eka tokoa wa
ora < marina io fa mila fanetsiketsehana kosa aloha satria tsy ho mora ny mikarakara ilay fihaoana ny mijery nyandro hanaovana azy fotsiny defa manahirana satria samy manana ny andro mahahafaka azy isika eo, koa ny toerana (matetika andoavam-bola).....
ny hevitra fiahaonana dia tsara mihitsy ary be mpanohana fa rehefa tena tapaka tokoa ilay izy d isaina amin ny ratsa-tongotra ny tonga hihihihi fa tsy mampihemotra ny namana mpikarakara an izay kosa aloha izany eh fa ho avy tsy ho ela kah ! matokisa an dry zareo fa tsy ry zalahy fa ho avy ny filazana !

5. naritsimba
(
05/01/2015 08:24)
Tratry ny taona daholo e!
Inoako fa hisy fihaonana hifampiarahabana tratry ny taona atsy ho atsy. Tsy ho @ ity volana janoary ity aloha satria mbola betsaka no mifamangy ny fianakaviana, heverina anefa fa @ volana febroary kosa, efa miezaka ny namana sasany @ fijerena toerana sy ny fandaminana ny fotoana mba ho zakan'ny tsirairay ny zavatra atao. Rehefa masaka ny nahandro dia ho lazaina antsika eto ny fotoana sy ny toerana.
Dia ho tratry ny taona maro manaraka mifandimby isika rehetra.

6. rabaradaka
(
06/01/2015 12:58)
tratry ny taona daholo e !
vonona izahay hihaona aminareo namana rehetra na kely na lehibe na vavy na lahy !

8. hafahafa
(
15/01/2015 10:45)
mpisotrtoaka:
Izahay aty Dago izany ahoana ?
Tsika eto Dago ve?
Ataovy ny hetsika tonga de fihaonana sady fiarabana tratriny taona e!
Mila entanina fona d ze afaka no mandeha fa raha mifampiandry andraso eto de taraiky e! tsy ovita mintsy e!
9. Djhamhal
(
03/02/2015 07:40)
Tsara ny hevitra ; fa ny tokony ho atao dia :
-mihaona mialoha aloha satria betsaka ny tsy mifankafantatra akory (na ny sary ato aza misy tsy ahafantarana anao akory)
-dia avy @ io dia manangana komity
fa ny olana kely dia : tsy voatery ho conecté foana ny olona hilazana ny date sy toerana hanaovana ny fihaonana ; fa asiana fomba hafa ankoatra ny internet oh ( telé ;radio ;na telephone sns ) hevitra ihany ny ahy fa raha misy manankevitra hafa dia tsara be ; dia manantena ny fitohizany ary ê
Mahereza daholo ê

11. vazivazo
(
04/02/2015 06:49)
Ka efa oe io no fihaonana ka HIHAONA MIALOHA AHOANA NDRAY E? any vao mifankahafantatra sy mifankahalala zany, fa ny tsara angamba dia mba atao matotra ny ordre du jour,
ohatra @ 8h -9h eo @ point hiaingana na hihaonana
(9h-10h....mety hoe mandeha matsaka ry zalahy isany)
10h -11 h manao présentation,
11h -12 h reconnaissance ny toerana
12h 14 h fisakafoanana
14h -16 h fiarahana @ jeu isan karazany
16h 30 mody amzay
13. vazivazo
(
13/02/2015 11:49)
FA AHOANA RABARADAKA an! toa tsy nahita-teny ndray anreo ref naroson'i naritsimba ny amsaka momba lay resaka novohizinao e, azia ary enw zany?
14. naritsimba
(
17/02/2015 06:41)
Miarahaba antsika rehetra!
Araka ny resaka efa natao dia hifampiarahaba tratry ny taona 2015 isika eto @ NAMANA SERASERA DAGO.
Toy izao ary ny mombamomba izany:
Daty: sabotsy 28 febroary 2015
Toerana: AROCARIA Ankadikely Ilafy
Saram-pidirana: 2000ar na 10000fmg
Fanombohan'ny fotoana: 10 ora maraina
Firavana: 4 ora sy sasany
Sakafo sy rano fisotro: Samy mitondra ny azy
Izay te hilomano dia manomana 2000ar ambonin'ny fidirana.
Betsaka ny lalao azo atao eny an-toerana.
Hisy ny fifanakalozana fanomezana (Echange de cadeau), ka 2000ar ny sandany, ary fonosina gazety.
Amin'io fotoana io no hifampiresahana ny fandaharam-potoana mandritra ny taona 2015.
Ny fomba ahatongavana eny an-toerana dia mandeha bus 163 dia any @ farany no miala, na mandeha bus H eo @ St Antoine dia miala eo Ankadikely.
Manantena ny fahatongavantsika maro fa efa nezahina ho akaiky sy zakan'ny rehetra ny saran-dalana sy ny saram-pidirana.
Tongava maro eeeeeeeeeee!