Zavatra misy ao Vatican?
1. voromailala
(
28/06/2013 09:04)
Sanatria fanenjehana ny fivavahana Katolika fa kosa filazana ny zavatra marina sy mitranga ao Vatican.
Raha teo aloha dia nanaiky ny Papa ny fisian'ny Eveka miray amin'ny lehilahy, dia ity indray mitoraka ity dia Eveka voasambotra tratra nanodikodina sy nanafotsy vola.
Eto ny rohy raha hijery izany ianao...
Tsy anjarako no hitsara fa kosa mampiseho anareo ny zavamisy ao Vatican.

répondu par endriny le 09/07/2013 13:09
2. mandalomiserana
(
28/06/2013 09:44)
Aza misy mihevitra hoe: mitsikitsiky amintsika kristiana ny devoly fa ny ny asany dia mamono,mandrigana,manala baraka fa Jesksy ihany no afaka manome fiainana be dia be,mila miambina ny kristiana indrindra ireo mihevitra fa tena manompo fa tsy kely lalana ny ratsy e, ary mami dra fo ny Tompontsia ka mila mibebaka
3. hery
(
28/06/2013 10:02)
Ie, vaovao vao niseho androany io. Izay no teneniko hoe tany misy lalàna i Vatican. Raha misy ny eritreretina hoe manao tsy mety dia atao ny fanadihadiana ary manana olona afaka manao izany toa ny fanjakàna rehetra i Vatican.
Ny tsy mety dia ilay manenjika fotsiny hoe i ranona manao an'izao nefa tsy mitory azy. Mitovy amin'ny hoe i Ravalo namono olona, nefa tsy avela hotsaraina...

4. voromailala
(
28/06/2013 10:06)
Raha azo tsara izany dia ohatra ny olona rehetra ihany ireo mpitarika fivavahana, hitsikian'ny devoly ihany koa.
Ny olana fotsiny dia hoe ilay olona mpitarika fivavahana henoinao sy arahinao io ve,ahoana no ahafantaranao tsy hitsikian'ny devoly foana izy,mety efa tafiditry ny ratsy?
Efa ela taty aoriana mantsy vao fantatra ireo Eveka niray tamin'ny lehilahy sy nanodikodina vola.

5. voromailala
(
28/06/2013 10:13)
hery:
Ie, vaovao vao niseho androany io. Izay no teneniko hoe tany misy lalàna i Vatican. Raha misy ny eritreretina hoe manao tsy mety dia atao ny fanadihadiana ary manana olona afaka manao izany toa ny fanjakàna rehetra i Vatican.
Ny tsy mety dia ilay manenjika fotsiny hoe i ranona manao an'izao nefa tsy mitory azy. Mitovy amin'ny hoe i Ravalo namono olona, nefa tsy avela hotsaraina...
Marina mihintsy izany voalazan'i Hery, ary hampiako kely hoe ilay manafina indrindra no tena ratsy,raha ohatra hoe nisy minisitra nanodina vola nefa hafenin'ny governemanta no ratsy.
Io Papa Francois io izany no anisan'ny Papa ankafihiziko indrindra dia avy eo JP II.
7. pisoonja
(
28/06/2013 12:46)
Ny olana amintsika ihany koa izany dia ny hoe, rehefa mompera na frera na eveka na papa katolika , na pasitera protestant no manao zavatra tsy mety dia hatao mahoraka ery , nefa jereo ange ny ataon'ireo fiangonana zandriny ireo e, raha tsy hiteny fotsiny afa-tsy ny ataon'ny fiangonan'ny hebreo mesianika, apokalypsy, vahao ny oloko sns , efa mihoatra ny fefy , miala tsiny aho , tsy misy akory na dia iray aza mitsangana eto maneho hevitra za heverina fa metry foana ny ataon'ireny ?
8. hery
(
28/06/2013 13:04)
pisoonja> Ny hazo avo ihany no be mpahita sy halan-drivotra... :-)
Samy manana ny personalité-ny sy ny charisme-ny ny Papa tsirairay. Samy manana ny fomba hiadiany amin'ny ratsy. Misy ny mahomby avy hatrany, misy ny mahomby rehefa elaela.
Ny mampiavaka an'i Papa François dia niainga avy any amin'ny firenena mahantra izy, mafana fo kokoa, mivatravatra fa tsy mitsitsy, tsy dia misy resaka diplomatie izany fa tonga dia mikapoka. Ilaina izany ary izao no vokany avy hatrany.
Ny Papa Benoit XVI indray dia hafa ny fomba fiadiny. Miditra betsaka kokoa amin'ny dialogues izy. Mandefitra kokoa satria manome seconde chance hatrany. Matoky kokoa ny fiovan'ny olona izy. Misy vokany koa ny ataony saingy tsy malaza be avy hatrany satria fiovana tsikelikely ao anaty no miseho.
Ny tanjona dia mitovy: Ny hisehoan'ny tena maha-kristianina.
voromailala:

9. voromailala
(
28/06/2013 13:05)
bor2lais:
Jodasy anie isan'ireo mpianatry ny Tompo e ! :-)
Fa izao i Jodasy irery ihany zany no "namadika", fa amin'izao fotoana firy no "namadika" ireo mpitarika fivavahana?
10. voromailala
(
28/06/2013 13:07)
pisoonja:
Ny olana amintsika ihany koa izany dia ny hoe, rehefa mompera na frera na eveka na papa katolika , na pasitera protestant no manao zavatra tsy mety dia hatao mahoraka ery , nefa jereo ange ny ataon'ireo fiangonana zandriny ireo e, raha tsy hiteny fotsiny afa-tsy ny ataon'ny fiangonan'ny hebreo mesianika, apokalypsy, vahao ny oloko sns , efa mihoatra ny fefy , miala tsiny aho , tsy misy akory na dia iray aza mitsangana eto maneho hevitra za heverina fa metry foana ny ataon'ireny ?
Ohatra ny Systeme d'exploitation ihany io, Windows zao no betsaka mampiasa dia amin'ny windows no betsaka virus indrindra :-)
11. voromailala
(
28/06/2013 13:14)
hery> Hitako hoe hafa ihany ilay tonga dia mahita vokatra amin'izao vaninandro izao, na dia ilaina azany ilay mandeha tsikelikely. Satria miandry fanovana ny olona.
i Papa Jean Paul II indray aza noho izy nanao Theosophile alohan'ny nidirany pretra fa tena anisany papa tian'ny mpitarika fivavahana hafa ary koa ankamaroan'ireo mpitondra fanjaka izy.

12. voromailala
(
28/06/2013 13:15)
Ty ny voasoratra momba an'i JP II tao amin'io rohy io
Le jeune Karol Józef Wojty?a, futur pape Jean-Paul II fut influencé par la théosophie. À Wadowice, il rencontra Mieczyslav Kotlarczyk, metteur en scène et théoricien de théâtre, et fut initié à une dramaturgie ésotérique. Kotlarczyk était féru d’occultisme. Sur le rapport entre les paroles et les choses, Kotlarczyk pratiquait une synthèse très personnelle entre la tradition théosophique d'Helena Petrovna Blavatsky, de la phonétique et de la linguistique d'Otto Jespersen et de la tradition hébraïque d'Ismar Elbogen.
13. bor2lais
(
28/06/2013 13:20)
voromailala:
Fa izao i Jodasy irery ihany zany no "namadika", fa amin'izao fotoana firy no "namadika" ireo mpitarika fivavahana?
Ny isany amin'izao fotoana aloha tsy fantatro fa tamin'izany toa 1/12 ka asa ! :-)
14. voromailala
(
28/06/2013 13:24)
bor2lais:
voromailala:
Fa izao i Jodasy irery ihany zany no "namadika", fa amin'izao fotoana firy no "namadika" ireo mpitarika fivavahana?
Ny isany amin'izao fotoana aloha tsy fantatro fa tamin'izany toa 1/12 ka asa ! :-)
Eo indrindra izany sika zao :-)
15. endriny
(
29/06/2013 04:02)
Dia nisy nangala-bola ihany koa
http://news.msn.com/world/vatican-official-accused-of-trying-to-smuggle-dollar26m-in-cash-on-plane?ocid=ansnews11

16. alfantomas
(
01/07/2013 06:47)
tokony mba ho tsapantsika fa tsy anjely akory ny eveka na pretra na frera fa OLOMBELONA ihany ka tsy tonga lafatra. Sady ny saonjo lohasaha hono tsy ilaozan'izay hamarara dia ilay toe_tsaina no tokony mba amboarina fa ekena fa misy ny relijiozy mandika ny fitsipika toy izany kanefa misy 1 isan-jato ve izany ???
17. hery
(
01/07/2013 06:58)
endriny:
Dia nisy nangala-bola ihany koa
http://news.msn.com/world/vatican-official-accused-of-trying-to-smuggle-dollar26m-in-cash-on-plane?ocid=ansnews11
:-) Vaovao iray ihany io ka. Io ihany no resahinay eto.
18. endriny
(
01/07/2013 10:45)
hery:
endriny:
Dia nisy nangala-bola ihany koa
http://news.msn.com/world/vatican-official-accused-of-trying-to-smuggle-dollar26m-in-cash-on-plane?ocid=ansnews11
:-) Vaovao iray ihany io ka. Io ihany no resahinay eto.
Misaotra
19. endriny
(
01/07/2013 10:52)
alfantomas:
tokony mba ho tsapantsika fa tsy anjely akory ny eveka na pretra na frera fa OLOMBELONA ihany ka tsy tonga lafatra. Sady ny saonjo lohasaha hono tsy ilaozan'izay hamarara dia ilay toe_tsaina no tokony mba amboarina fa ekena fa misy ny relijiozy mandika ny fitsipika toy izany kanefa misy 1 isan-jato ve izany ???
Hay ve, fa tsy olona voafidin'Atra akory... Misaotra an'i Francis ny tenako... Fa be loatra ny fisolokiana sy famitahana ao anatin'io fikambanana io, izay taratry ny zava-miseho eto Madagasikara raha teo... Odon Razanakolona sy ireo mitonona ho voahantson'Atra anefa tsy mahafehy tena mahita ny mpianatry ny kolejy sy ny mpiangona eo aminy...
20. Miharena
(
01/07/2013 16:22)
Amiko indray ilay izy tsy misy ifandraisan'ny intention ny Katolika hanao ny tsara fa ny olombelona rehetra dia eo ambany fandriky ny nataony ho fiarahamonina, dia ny fifaninanana izay nahatonga fakam-panahy rehefa lasa manana toerana iray ao amin'ny fitondram-pivavahana ohatra. Toa an'i Jodasy ihany io, rehefa mikirakira vola elaela eo dia teraka ny fitiavan-karena dia manaotao foana.