Zavatra misy ao Vatican?
21. sitlo
(
02/07/2013 23:18)
Vatican moa tsy Roma? ary Jesosy moa tsy hoe novonoin'ny Romanina?
Bibidia voaloha hozy Manaratha izay
22. endriny
(
04/07/2013 05:21)
Sitlo, dia Italy no foiben'ny mafia... Ahahahahhahahha dia fifanandrifiana ve izany sa kosa... Aleo aho tsy hiteny fa tezitra ny namana kristianina...
23. endriny
(
09/07/2013 13:09)
Dia eto Madagasikara, ilay mpandroba firenena no mitono-tena mpanohana ny tanora katolika. Menatra aho zalah
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.061