Ny nipoiran'ny angano Genesisy sy ny safo-drano
1. endriny
(
13/06/2013 04:13)
Rehefa nandevozin'ny egipsianina ny israelianina, dia nasaina nandidy sy nikapo-bato no asany, ny vato eto dia ireo vato mbola hitantsika ao egipta amin'ny piramida ireo. Fa rehefa nandidy vato teny atsefa-bohitra ny olona dia gaga fa misy aloka biby, aloka zava-maniry amin'ny rindrim-bato izay nodidiany. Teo no nandalinany fa ny zava-maniry no nataon'Atra talohan'ny biby, ary ny Biby talohan'ny olona. Saingy tsy mby tao an-tsainy ny nanaovana ny tany sy ny lanitra, ka ny nosoratana dia hoe ny tany no vita aloha, izay vao nanao ny mazava sy ny maizina Atra, izany hoe ny masoandro sy ny volana.
Dia ny tany tokoa ve no vita talohan'ny masoandro?
Ny fahitana ireo aloka trondro (fossile poissson) teny antsefatsefa-bato no nahatonga azy ireo nino fa nisy ny safo-drano nandrakotra ny tany manontolo, izay nataony nifandraika tamin'ny tondra-drano nahazo ny zanak'Israely teo ambanin'ny ranomasina mainty fony faha Noah.

répondu par Nehemiah le 19/06/2013 07:08
2. Nehemiah
(
13/06/2013 07:49)
endriny:
Ny fahitana ireo aloka trondro (fossile poissson) teny antsefatsefa-bato no nahatonga azy ireo nino fa nisy ny safo-drano nandrakotra ny tany manontolo, izay nataony nifandraika tamin'ny tondra-drano nahazo ny zanak'Israely teo ambanin'ny ranomasina mainty fony faha Noah.
Ilay tondra-drano tany @ Ranomasina Mainty ve ? Efa elaela ihany no voaporofo fa tsy mitombina mihitsy ny famoahan-kevitr'i Bob Ballard e.
Ankoatran'izay inona no anazavanao ny resaka tilikambon'i Babela ?
3. moi
(
13/06/2013 08:31)
sao tsy hitovy hevitra eo, fa samy hanao étalage de connaissances eto, ka izao ihany no zava-dehibe raha mino ianareo fa misy fiainana efa homanin'ny Tompo any ambadika any : hitondra anao any ve ny fahalalànareo sa hanary anareo ?
4. voromailala
(
13/06/2013 09:31)
Salama daholo
Iza moa no milaza fa tena misy marina ilay teorana nomaniny any ambadika any, efa nisy nahita ve?
Soa re dia na eto antany ihany sika dia efa afaka mahita ilay fanjanak'Andriamanitra, tsy aiza izany fa ao anatsika ihany.

5. pisoonja
(
13/06/2013 10:58)
tokony tsy eto an-tany ihany no anantenantsika an'Andriamanitra hoy ny Soratra Masina fa mahantra indrindra isika, rehefa maty de lo de hohan'ny vitsika satria tsy misy fanantenana ve, inona no ivavahana ? tsy aleo mampanjaka ny hery sy fahefana eto @ ity tany fandalovana ity, satria raha be indrindra hoy ny Soratra Masina dia 70 na 80 ans, koa izay ve , tsy aleo manao izay mahafinaritra ny tena a
6. mizara
(
13/06/2013 10:59)
endriny:
Rehefa nandevozin'ny egipsianina ny israelianina, dia nasaina nandidy sy nikapo-bato no asany, ny vato eto dia ireo vato mbola hitantsika ao egipta amin'ny piramida ireo. Fa rehefa nandidy vato teny atsefa-bohitra ny olona dia gaga fa misy aloka biby, aloka zava-maniry amin'ny rindrim-bato izay nodidiany. Teo no nandalinany fa ny zava-maniry no nataon'Atra talohan'ny biby, ary ny Biby talohan'ny olona. Saingy tsy mby tao an-tsainy ny nanaovana ny tany sy ny lanitra, ka ny nosoratana dia hoe ny tany no vita aloha, izay vao nanao ny mazava sy ny maizina Atra, izany hoe ny masoandro sy ny volana.
Dia ny tany tokoa ve no vita talohan'ny masoandro?
Ny fahitana ireo aloka trondro (fossile poissson) teny antsefatsefa-bato no nahatonga azy ireo nino fa nisy ny safo-drano nandrakotra ny tany manontolo, izay nataony nifandraika tamin'ny tondra-drano nahazo ny zanak'Israely teo ambanin'ny ranomasina mainty fony faha Noah.
Dia gaga ianao!
Dia mbola sahy milaza ve ra endriny fa tsy athé???
Mba endrik'iza koa aloha e! endrin'i Satana?
7. voromailala
(
13/06/2013 12:11)
pisoonja:
tokony tsy eto an-tany ihany no anantenantsika an'Andriamanitra hoy ny Soratra Masina fa mahantra indrindra isika, rehefa maty de lo de hohan'ny vitsika satria tsy misy fanantenana ve, inona no ivavahana ? tsy aleo mampanjaka ny hery sy fahefana eto @ ity tany fandalovana ity, satria raha be indrindra hoy ny Soratra Masina dia 70 na 80 ans, koa izay ve , tsy aleo manao izay mahafinaritra ny tena a
Fa maninona no izay lazain' soratra Masina foana no haverimberina, fa maninona tsy lazaina izay ao anatinao lalina ao? Soratra Masina anie olombelona no nandika azy io tamin'ny tena maro mifandimby izay e, tsy fantatrao ny tena marina voasoratra ao.
Toy izao ny fijeriko:
Rehefa maty isika dia miakatra any andanitra daholo ny fanahitsika rehetra, ka ireo zay fanahy mbola tsy tonga lafatra,tsy feno fitiavana dia miverina ety an-trany indray manampy traikefa.
Izany hoe, raha mbola tsy mitoetra anatinao ilay fampianaran'i Kristy hoe tiavo ny namanao, tiavo ny fahavalonao ianao, dia mbola hiverina ety antany foana ny fanahinao fa amin'ny vatana hafa indray.
Azo lazaina izany hoe eto antany no afobe.
8. voromailala
(
13/06/2013 12:13)
mizara:
endriny:
Rehefa nandevozin'ny egipsianina ny israelianina, dia nasaina nandidy sy nikapo-bato no asany, ny vato eto dia ireo vato mbola hitantsika ao egipta amin'ny piramida ireo. Fa rehefa nandidy vato teny atsefa-bohitra ny olona dia gaga fa misy aloka biby, aloka zava-maniry amin'ny rindrim-bato izay nodidiany. Teo no nandalinany fa ny zava-maniry no nataon'Atra talohan'ny biby, ary ny Biby talohan'ny olona. Saingy tsy mby tao an-tsainy ny nanaovana ny tany sy ny lanitra, ka ny nosoratana dia hoe ny tany no vita aloha, izay vao nanao ny mazava sy ny maizina Atra, izany hoe ny masoandro sy ny volana.
Dia ny tany tokoa ve no vita talohan'ny masoandro?
Ny fahitana ireo aloka trondro (fossile poissson) teny antsefatsefa-bato no nahatonga azy ireo nino fa nisy ny safo-drano nandrakotra ny tany manontolo, izay nataony nifandraika tamin'ny tondra-drano nahazo ny zanak'Israely teo ambanin'ny ranomasina mainty fony faha Noah.
Dia gaga ianao!
Dia mbola sahy milaza ve ra endriny fa tsy athé???
Mba endrik'iza koa aloha e! endrin'i Satana?
Raha izaho manokana dia aleo olona athé nefa tsara fanahy, tia manampy olona, tia mizara, be fitiavana, toa izay olona milaza fa mpivavaka mandeha ampegonana nefa miady vola, manao ratsy olona, mifosa, mijangajanga sns.....
9. mizara
(
13/06/2013 12:39)
voromailala:
Raha izaho manokana dia aleo olona athé nefa tsara fanahy, tia manampy olona, tia mizara, be fitiavana, toa izay olona milaza fa mpivavaka mandeha ampegonana nefa miady vola, manao ratsy olona, mifosa, mijangajanga sns.....
Ny olona tadiavin'Andriamanitra namana dia olona tanteraka (Matio 5;8) :"Aoka ho tanteraka ianareo tahaka ny fahantaterahan'ilay Rainareo izay any an-danitra."
Ireo karazana olona ampitahainao ireo dia samy misy tsininy avokoa: ny iray tsy mino fa mpanao ny marina sy be fitiavana, ny iray mpino saingy mpanota ihany.
Tadiavo ny fahatanterahana fa Andriamanitra midegoba amin'ny olona matimaty (tsy mafana tsy mangatsiaka).
10. voromailala
(
13/06/2013 12:43)
i Mizara ve rehefa mamaly afaka hoe tena ny hevitrao no havaly fa tsy maka valiteny avy amin'ny Baiboly?
I Jesoa anie tamin'ny nampianatra sy niresaka tsy naka ohatra foana tamin'ny lalan'i Moizy e.
Andriamanitra dia fitiavana, rehefa olona mizara fitiavana, tia mifanampy dia mody any aminy.
Dia ahoana izany ireny olona anaty ala mbola sovazy tsy togan'ny Misionera Kristianina ireny, halohan'Andriamanitra zany?
11. Nehemiah
(
13/06/2013 12:47)
voromailala:
Raha izaho manokana dia aleo olona athé nefa tsara fanahy, tia manampy olona, tia mizara, be fitiavana, toa izay olona milaza fa mpivavaka mandeha ampegonana nefa miady vola, manao ratsy olona, mifosa, mijangajanga sns.....
Raha mieritreritra tokoa ianao fa hisy dikany @'ilay Andriamanitra masina indrindra ny asa soanao nefa ianao mpanota dia manonofy antoandro ianao (Is. 64:5)
12. Nehemiah
(
13/06/2013 12:50)
Voromailala >> Rom. 1:20-21 : Fa ny fombany tsy hita, dia ny heriny mandrakizay sy ny mah’ Andriamanitra Azy, dia miseho hatramin’ ny nanaovana izao tontolo izao, fa fantatra amin’ ny zavatra nataony; ka dia tsy manan-kalahatra [Na: Mba tsy hanan-kalahatra] ireo; fa na dia nahalala an’ Andriamanitra aza izy, dia tsy mba nankalaza Azy toy izay miendrika ho an’ Andriamanitra, na nisaotra Azy, fa tonga zava-poana izy tamin’ ny fisainany, ary tonga maizina ny fony donto.
13. voromailala
(
13/06/2013 12:55)
Izaho aloha tsy mahay soratra masina be ohatranareo, fa ny miezaka manasoa olona, manome tanana, ary mizara fitiavana hatrany.
inty ihany no tena tadidiko ary hiezahako hampiharina tanaty Baiboly. Tiavo ny namanao, Tiavo ny fahavalonao.
ilay farany io sarotra manatanteraka azy fa azo hatao anefany.
14. Nehemiah
(
13/06/2013 13:01)
Nadinonao ny hoe "Tiava an’ i Jehovah Andriamanitrao amin’ ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra ary ny sainao rehetra" (Mt. 22:37), ary ny tenin'Andriamanitra dia ny Baiboly irery
15. voromailala
(
13/06/2013 13:05)
betsaka ilay izy ilay teo azany efa tsy mora manaraka azy.
ary ahoana izany voalazan'ny Coran, Torah tsy tenin'Andriamanitra?
mety hoe Kristianina ianao dia miteny an'izany fa raha tsy gasy ianao fa arabo ka lasa silamo, mety hiteny ianao hoe ary ny tenin'Andriamanitra dia ny Coran irery

16. Nehemiah
(
13/06/2013 13:22)
Azafady aminao fa manao ny atao hoe "faux raisonnement génétique" ianao, izany hoe toa mitady hanaporofo ny hevitra 1 ho diso @ alalan'ny fitadiavana ny loharano nipoirany. Tsy mba izay no hanaporofo fa tenin'Andriamanitra na tsia ny Baiboly na ny Kôrana na ny Gita.
N.B. : Misy toerana maro izay tsy ifanarahan'ny Baiboly sy ny Kôrana, ka tsy possible raha samy tenin'Andriamanitra izy 2.

17. voromailala
(
13/06/2013 13:29)
Aminao izany ny Baiboly ihany no tenin'Andriamanitra.
Asa ianao rahefa niady hevitra tamin'ny Silamo, fa Baiboly betsaka niova kokoa tao anatiny noho ny Coran.ary misy zavatra mifanipaka. Misy adihevitra izay amin'ny aterineto Pasitera Expert Bible sy Imam mba jereo anie e.
Satria ny Rar anao Kristianina dia miteny an izany ianao, ny tianao tenenina izany dia vahoaka voafidy isika Malagasy, natao lasa Kiristianina, fa ireo Silamo sy Jiosy dia nofidiana tsy hanaraka ny tenin'Andriamanitra?
Marina fa saika nalefa tany dago ny Jiosy taloha :-)

18. pisoonja
(
13/06/2013 13:37)
samy voafidin'Atra daholo ny olona rehetra ary io samy manana ny inoany, ka ny ahy manokana fantatro izay inoako ary hijoroako fa tsy hihambahamba toa anao efa kristianina sy hiova hvt hanontany sy hanaporofo fa marina ihany koa ny coran sy ny boudhisme sns... , fa ho ahy manokana ny baiboly irery ihany no TENY FAHAMARINANA amiko
19. voromailala
(
13/06/2013 13:45)
Raha izay no ahitanao ny fahasambarana dia izay no tena sarobidy.
Amiko manokana raha ohatra ka finoana hafa no ahitako fahasambarana dia tsy olana amiko ny miova finoana. Izaho dia Kristianina manaraka ny fampianaran'i Kristy fa tsy manaraka ny Dogma Kristianina, izay nataon'olombelona ohatra ahy ihany.
Amiko ny mahasamihafa antsika amin'ny Pasitera sy Mopera dia satria izy mahay Droit canonique, Dogma, sy Verset Maromaro anaty Baiboly.

20. Nehemiah
(
13/06/2013 14:07)
voromailala:
Satria ny Rar anao Kristianina dia miteny an izany ianao, ny tianao tenenina izany dia vahoaka voafidy isika Malagasy, natao lasa Kiristianina, fa ireo Silamo sy Jiosy dia nofidiana tsy hanaraka ny tenin'Andriamanitra?
Tsy marina kosa izay.
1°) Izaho koa nirona t@ resaka occulte sy resaka New Age, neveriko ho traces manjavozavon'ny finoana tena izy ny fivavahan'izao tontolo izao. Resaka ETs, réincarnation, méditation, annales akashiques sns ? Tena nandalina an'izay aho !
Nitondra faisana sy fahoriana t@ fiainako izay, tsy nanana fanantenana t@'izao tontolo izao, satria nivarina t@ relativisme moral ary nanalavitra an'Andriamanitra mihitsy aho. Tsy nisy antony ny fiainako. Farany dia najanoko ka nanapa-kevitra aho handinika an'ity Baiboly nataoko tsinontsinona mandritry ny taona am-polony aho. Tao no nahitako ny tena fahasambarana sy fiadanana. Nilaza i Kristy fa hanome fiadanana ahy izay mavesatr'entana Izy ary notanterahiny avokoay ilay izy. Izay no antony inoako Azy sy ny teniny.
Ka izay no anaovako anao hoe : tsy mahasoa ireny resaka novelabelarinao ireny fa mitondra @ fijaliana mandrakizay. Aza tezitra, fa fampianaran'ny devoly ireny.
2°) Raha ny sitrapon'Andriamanitra dia ho voavonjy avokoa ny olombelona rehetra, fa hajainy mandrakariva ny sitrapontsika olombelona handà Azy. Ny demony koa dia mamitaka sy misandoka ary manasoloky.