Marary tsy azo amindrana ra hono fa sao ifindran'ny devoly avy amin'ny ran'ny olona mpanota
1. endriny
(
11/06/2013 02:24)
Finoana re izany Tompoko o. Saingy mody alefa mividy fanafody ny havany dia omena fanafody fampatoriana izy, dia ampidirana ra ihany noho ny fo mangoraka, fa olona tanora dia ho faty sahady.
Dia nony sitrana dia fotoam-bavaka be tsy nisy ohatran'izany fa nositranin'i Jehovah hono izy... Dia mihomehy ny pokona...

répondu par endriny le 12/06/2013 18:58
3. vony501
(
11/06/2013 05:50)
endriny:
Finoana re izany Tompoko o. Saingy mody alefa mividy fanafody ny havany dia omena fanafody fampatoriana izy, dia ampidirana ra ihany noho ny fo mangoraka, fa olona tanora dia ho faty sahady.
Dia nony sitrana dia fotoam-bavaka be tsy nisy ohatran'izany fa nositranin'i Jehovah hono izy... Dia mihomehy ny pokona...
Risika ihany izany ataon'ny mpitsabo izany an! ary raha sanatria moa ka maty ihany ilay marary, ary fantatry ny havany avy eo fa nampîdirana rà antsokosoko izy?
Izaho manokana aloha tsy temoin de jehovah (izy ireo no manana io finoana mikasika n y rà io), saingy manaja ny finoan'ny hafa aho, ka raha izaho no mpitsabo dia navelako tamin'izao izy rehefa izay no maharesy lahatra azy
4. pisoonja
(
11/06/2013 07:16)
Rehefa mino aloha tsy dia hitako loatra satria Jesoa no nilaza fa raha manana finoana kelo otran'ny voatsinapy aza ianao mahafindra tendrombohitra , koa raha mino mariny ny rehetra fa Jesosy manasitrana , tsy risika izany fa mety ka ataovy avo ny finoana , fa matoa tsy mety dia tsy ampy finoana izany ny rehetra
5. pisoonja
(
11/06/2013 07:18)

6. Nehemiah
(
11/06/2013 07:59)
Diso be izany fiheveranao ny finoana izany. Efa nisy anie ny mpitsabo t@ andron'i Jesoa e.
Tokony ajanon'ny gasy @'izay ny fiheveran-diso fa "Aza matahotra minoa fotsiny ihany" dia mitovy dikany @ hoe "Aza mieritreritra minoa fotsiny ihany"

7. bor2lais
(
11/06/2013 08:06)
Amiko :
1. Mety ny fihetsik'ilay mpitsabo satria "assistance à une personne en danger" izany ary asany rahateo : fanomezam-pahasoavana avy amin'Andriamanitra ! :-)
2. Mety ilay fiderana an'Andriamanitra (noho ny fahasitranan'ilay marary) !
Ary tsy mifanohitra akory ireo
-------------
"Ny dokotera dia mitsabo ihany fa Andriamanitra no tena manasitrana" araky ny teny filamatry ny dokotera (Kristiana) izay ! :-)
Noho izany dia mety misy ny :
- "sitrana" fa "tsy afaka aretina",
- "tsy afaka aretina" nefa "sitrana"
- "afaka aretina" nefa "tsy sitrana"
- "afaka aretina" sady "sitrana"
Tanjemo sao marary an-doha eo a ! Aza misalasala mandeha manatona dokotera ! :-) :-)

8. pisoonja
(
11/06/2013 08:51)
Ahoana moa no itenenan'i Nehemiah hoe diso ny fiheverako ny finoana ? sao sanatria ary ianao ilay voasoaratra hoe : "Ianareo tsy miditra , ny miditra sakananareo "
9. Nehemiah
(
11/06/2013 08:59)
Mba niezaka ny hamantatra ny zavatra nolazaiko ve ianao alohan'ny mitsaratsara ahy ? Toa fahazaran-dratsinao mantsy izay.
Ny ankamaroan'ny olona dia mieritreritra fa mifanohitra ny finoana sy ny fisainana fa tsy marina izany. Ny Baiboly dia mampifandrafy ny finoana sy ny fahitàna, fa ny finoana kosa dia tsy midika hoe mino zavatra 6 tsy possible alohan'ny sakafo maraina.

10. pisoonja
(
11/06/2013 09:07)
Tsy ny fanenjehana ny tsy mpino na ny adihevitra @ mpino no tokony hatao eto fa tokony hijoro vavolombelona @ finoana izay milaza ho kristianina eto, ary hampiseho @ endriny sy stilo fa Andriamanitra fitiavana , ka hifampizara aminy fa diso ny fihevitr'ireo fa tsy misy IZY , sao sanatria ka ireo mitory teny ireo no voasoratra " ...efa nitoriteny t@ anaranao izahay, efa naminany t@ anaranao izahay, ka IZY hamaly hoe tsy fantatro akory ianareo, miala amiko ianareo mpanao meloka", enga anie ka tsy isika no tratran'izany, tokony samy handinika ny tsirairay fa tsy hifanakihana fotsiny
11. pisoonja
(
11/06/2013 09:11)
(Diso be izany fiheveranao ny finoana izany), ianao no namaly hoe diso no fiheverako ny finoana, tsy mitsara mihitsy za ary aza miteny ianao fa fahazara-dratsiko izany fa tena fahazaran-dratsinao no mihevitra fa ianao irery no tena mahay sy nandalina ny Soratra Masina ka manao tsinotsinona ny hevitrin'ny olona
12. endriny
(
11/06/2013 09:14)
pisoonja:
Tsy ny fanenjehana ny tsy mpino na ny adihevitra @ mpino no tokony hatao eto fa tokony hijoro vavolombelona @ finoana izay milaza ho kristianina eto, ary hampiseho @ endriny sy stilo fa Andriamanitra fitiavana , ka hifampizara aminy fa diso ny fihevitr'ireo fa tsy misy IZY , sao sanatria ka ireo mitory teny ireo no voasoratra " ...efa nitoriteny t@ anaranao izahay, efa naminany t@ anaranao izahay, ka IZY hamaly hoe tsy fantatro akory ianareo, miala amiko ianareo mpanao meloka", enga anie ka tsy isika no tratran'izany, tokony samy handinika ny tsirairay fa tsy hifanakihana fotsiny
Iza no miteny aminao fa manda ny fisin'ireo aho
Saingy ny fomba ampiasana ny finoana lasa fitadiavam-bola sy hampitahorana ny mpiara-belona efa mahantra no toheriko.
Atao daholo ity paipaika madinika sy vaventy ity hakana vola amin'ny mpiangona, na ny mahantra aza akana vola, raha tsy izany tsy vita batisa na batemy ny zanany (satria tsy nahavita adidy tamin'ny fiangonana). Vidiana kay Atra... aahahahahha
13. pisoonja
(
11/06/2013 09:40)
Tsy haiko ny aminao no atao hoe finoana satria nanaraka adihevitra maromaro tato @ serasera ihany ny tenako, ka hitako tao anatin'ny lohahevitra iray ny fiheveranao [ Fa izao aza, raha nanao ny olona Atra araka ny finoana. dia nahoana no avelany hijaly ilay olona raha tiany? Raha milaza fa tia zaridaina ianao, dia namboly voninkazo fa sady tsy nanondraka no tsy nanisy zazeika ny zana-bonikazo novolena. Dia azo lazaina ve fa tia zaridaina ianao?
Sa dia Atra sadika ilay Atra ka faly mahita ny mijaly.
Ahahahahahh] , ka tsy haiko na Atra toy inona no inoanao ?

14. endriny
(
11/06/2013 10:15)

Tsy takatrao ny tiako nambara fa izao: "Tsy misy idiran'ny fitiavan'Atra tamin'io sary mampahonena io" Atra tsy namboly fahantrana, fa ny mpiara-belona sy ny fiaraha-monina no namorina ny vola. Midika tsy fandraisana andraikitra io sary io fa tsy hoe Atra... raha toa ka hazavaina malaky ny zavatra nambarako
15. pisoonja
(
11/06/2013 10:31)
Iza ry ilay voalazano fa tsy mandray andraikitra eto , ilay mompera sa ilay pasitera manangom-bola araka ny filazanao azy ve ?
17. Nehemiah
(
11/06/2013 12:37)
pisoonja:
Tsy ny fanenjehana ny tsy mpino na ny adihevitra @ mpino no tokony hatao eto fa tokony hijoro vavolombelona @ finoana izay milaza ho kristianina eto
Izay izao no tsy azoko. T@ oviana aho no "nanenjika" an'iza na iza ? Ary aiza @ tenin'Andriamanitra no misy an'izany hoe ota ny miady hevitra ?
18. mirananirina
(
11/06/2013 13:25)
endriny:
Finoana re izany Tompoko o. Saingy mody alefa mividy fanafody ny havany dia omena fanafody fampatoriana izy, dia ampidirana ra ihany noho ny fo mangoraka, fa olona tanora dia ho faty sahady.
Dia nony sitrana dia fotoam-bavaka be tsy nisy ohatran'izany fa nositranin'i Jehovah hono izy... Dia mihomehy ny pokona...
Izany hoe raha azoko tsara izany ny tian'ireto fianankaviana dia miandry ny ahafatesan'ilay olona :( . Tsy azo amindrana ra??Finoana inn kay izany azfd fa tena tara indray aho @ iny? Mihevitra ny hafa hoe devoly izany ireto izy nefa izy no tena devoly be tsy mitsabo ny olona fa manantena miracle avy any andanitra
19. mirananirina
(
11/06/2013 13:29)
vony501:
endriny:
Finoana re izany Tompoko o. Saingy mody alefa mividy fanafody ny havany dia omena fanafody fampatoriana izy, dia ampidirana ra ihany noho ny fo mangoraka, fa olona tanora dia ho faty sahady.
Dia nony sitrana dia fotoam-bavaka be tsy nisy ohatran'izany fa nositranin'i Jehovah hono izy... Dia mihomehy ny pokona...
Risika ihany izany ataon'ny mpitsabo izany an! ary raha sanatria moa ka maty ihany ilay marary, ary fantatry ny havany avy eo fa nampîdirana rà antsokosoko izy?
Izaho manokana aloha tsy temoin de jehovah (izy ireo no manana io finoana mikasika n y rà io), saingy manaja ny finoan'ny hafa aho, ka raha izaho no mpitsabo dia navelako tamin'izao izy rehefa izay no maharesy lahatra azy
Tsy hitako izay risika ataon'ny mpitsabo @ izany! Diso izy raha toa tsy namonjy ireto marary nefa efa nanao voady fa hitsabo. Rehefa marary dia tsaboina tsy mila finoana izany rehefa hita fa izay no mety ahasitrana ilay olona.
Midera sy misaotra izany mpitsabo izany ny tenako namonjy aina.
20. pisoonja
(
11/06/2013 13:37)
Fiangonan'ny Temoin de Jehovah no manao an'izany , ary tsy izany ihany ny azy fa misy hatramin'ny tsy miditra ao @ fiangonan-dehibe ( FJKM ,katolika, Loterana, sy izay rht ao @ FFKM) ry zareo fa ny azy ihany, na mariazy na fahafatesana, ary tsy mino an'i Jesoa Kristy ho Andriamanitra. Tsy izany hoe ifindran'ny devoly n'ny mpanota izany fa izao ny azy no principe
NY rà aina , ka Andriamanitra irery ihany no tompon'ny aina , ka tsy azo atao ny mamindra aina fa Andriamanitra irery no afaka mizara sy manome aina .