Tena mahagaga tokoa ity ah!

1. amig0 ( 15/01/2013 13:09)
Ny malagasy rehetra dia tokony hitovy zo amin'ny lalana na fitsipika.

ohatra hoe: Fangalarana ny volam-panjakana na ny volam-bahoaka.

Tsy tokony hiakatra tribonaly daholo ve ny mpitondra rehetra nitondra teo..Raha ozy ny sasany hoe, igahy iny dia mangalabola, mpamono olona sns..

Mba misy fitsarana na fisaziana ve raha ohatra tokoa ka marina ireo na tsia.
répondu par nilex le 18/01/2013 07:31
2. andrywui ( 15/01/2013 14:46)
Ka zany mitsy zao ty iandrasan.oul andravalo ty kou ,sady halabola no vono olona
3. amig0 ( 15/01/2013 15:45)
de i ravalo ihany v no iandrasan'lisany sa misy hafa kou?
4. nilex ( 18/01/2013 07:31)
Tsy gaga ve ianareo hoe tokony ho samborina ra8 nefa tsy avela hody eto mba ahazoana misambotra azy.Misy zavatra maizina ao.Misy marina afenina ao.Sao ny mpanenjika no tena mpamono olona dia matahotra mafy ka manaonao foana.Matahotra ny hamerenana ny fanadihadiana ry zalahy ka didimpitsarana foana no harangarangany nefa fitsarana voabaikon'ny hat iny ka ahitana ny marina izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4029