Tsy gaga ve ianareo hoe tokony ho samborina ra8 nefa tsy avela hody eto mba ahazoana misambotra azy.Misy zavatra maizina ao.Misy marina afenina ao.Sao ny mpanenjika no tena mpamono olona dia matahotra mafy ka manaonao foana.Matahotra ny hamerenana ny fanadihadiana ry zalahy ka didimpitsarana foana no harangarangany nefa fitsarana voabaikon'ny hat iny ka ahitana ny marina izany.