Raha ny tokony ho izy tena tokony hisy e fa mijaly ny vahoaka fa kely anefa ny finoana ny hisian'izany satria be loha be ireto mpitondra ankehitriny ireto nefa tsy manambola akory fa mbola miandry ny any ivelany.Raha fifidianana tsy hisy hankatoa moa atao inona,itsika nge mbola tany mahantra e.Fa ny sasany koa mety mikendry ny tsy hisian'io mihintsy amin'izay mba feno tsara aloha ny paosiny dia afaka mandositra any an-dafy amin'izay ry zareo.