hisy fifidianana 2013

1. AMIG0 ( 02/01/2013 19:23)
Hisy fifidianana filoham-pirenena ihany ve amin'ny 2013.. de iza indray hono karamaina hanamotika an'lay fitondrana ilay lany rehefa avy eo??????????

madagasikara dia tsisy demokrasia, ny volany malagasy de ho lasany mpitondra ho lany eo..

saa ahoana??
novalian'i nilex ny 07/01/2013 13:24
2. Nehemiah ( 03/01/2013 05:42)
Mpitondra manaja an'Andriamanitra sy ny olombelona no ilaina.
3. nilex ( 07/01/2013 13:24)
Raha ny tokony ho izy tena tokony hisy e fa mijaly ny vahoaka fa kely anefa ny finoana ny hisian'izany satria be loha be ireto mpitondra ankehitriny ireto nefa tsy manambola akory fa mbola miandry ny any ivelany.Raha fifidianana tsy hisy hankatoa moa atao inona,itsika nge mbola tany mahantra e.Fa ny sasany koa mety mikendry ny tsy hisian'io mihintsy amin'izay mba feno tsara aloha ny paosiny dia afaka mandositra any an-dafy amin'izay ry zareo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0068