Fanambarà na lehibe nataon'i Col. Charles
1. hery
(
01/12/2012 08:58)
Mampita ny vaovao fotsiny ho an'izay liana ny fanambaràna tamin'ny video izay nataon'i Col. Charles
répondu par andrywui le 08/12/2012 09:13
2. hery
(
01/12/2012 08:59)
Azo an-tsaina tsara hoe izay télé mahasahy mamoaka an'io dia tonga dia hakatona. Andramo ange e.
3. mirananirina
(
01/12/2012 13:12)
Gravy indray izany fanambarana i Charles izany!! Na ho ela na ho haingana dia hoa avy koa ny hitsarana an i Rajoelina ,sahala @ Sarko (nanenjika ireo taloha kay izao tratra koa)!Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina
4. andrywui
(
01/12/2012 19:40)
hahahaha racharles kely marina !! hihihiih oayaeeee ee ee
efa dila ny elatrin'ny ela ry ravoamboatavo a !!
tara loatra elah !!!hon hon hon hon
efa dila ny elatrin'ny ela ry ravoamboatavo a !!
tara loatra elah !!!hon hon hon hon
5. andrywui
(
01/12/2012 19:43)
namoaka anio daolo ny tele ry hery fa tsisy niainga zany teo na ray aza a ,
aza misandrahaka be eo tonton e
aza misandrahaka be eo tonton e
6. andrywui
(
01/12/2012 19:58)
Miseho be torotoroka eo le charles ty nefa na mamaky teny aza mibadabada tsisy mazava , phrases kely io no vakina ka misafo saoka sy mikohana impiry zay !! diso daolo amzany ny zavatra lazainy
7. andrywui
(
01/12/2012 20:01)
fa mbola misy innn ry mirana to mikoraraika be enao a , kay zao tratra, kay zao tratra aona fa ngah ra miteny le sisampaty io de oe hinoan'ny oul daolo zao fanambarana ataona adala retra zao eee
docteur apres la mort kou io tsisy valeur n'y fa io ary no hogoagoaka fahatany amin adalany eo
docteur apres la mort kou io tsisy valeur n'y fa io ary no hogoagoaka fahatany amin adalany eo
8. vale
(
01/12/2012 22:58)
andrywui> hahahahaha! ^^
Nahita an'ity koa aho, fa zaho koa aloha mieritreritra hoatran'i Hery izany hoe hakatona indray izao izay TV mamoaka an'io, eisy aho e ry Foza eh! lol
Nahita an'ity koa aho, fa zaho koa aloha mieritreritra hoatran'i Hery izany hoe hakatona indray izao izay TV mamoaka an'io, eisy aho e ry Foza eh! lol
9. Hinagasy
(
02/12/2012 03:28)
Tssss!!!!!! izao ve ny toetsain'ny manamboninahitra,mampalahelo!!!
Te hanao aminy eo ka aleo hivadian'ny namany any!!!! ny tody ange tsy misy fa ny atao no miverina e!
- miaramila manao braquage dia mbola arovana???????? ndriiiii! mampalahelo be mihitsy ilay toetsaina
Ny ratsy ataon'ny olona namany taloha ihany no hitany sy tanisaina fa izy izany no tena fototry ny zavatra rehetra izao, izy sy ny namany namolavola coup d'Etat

10. misratana
(
02/12/2012 05:34)
Tsy efa TOME 10 izay ny révélations an'ingahy Charles? efa boky be de be mintsy zay no vitany fa dia toa tsy de misy fiantraikany loatra ilay REVELATIONS, ovay ny stratégie fa tsy mety eh, mba manamboninahitra ihany nefa de tsy mba mahay stratégie!mahonena
11. andrywui
(
02/12/2012 09:38)
misratana:
Tsy efa TOME 10 izay ny révélations an'ingahy Charles? efa boky be de be mintsy zay no vitany fa dia toa tsy de misy fiantraikany loatra ilay REVELATIONS, ovay ny stratégie fa tsy mety eh, mba manamboninahitra ihany nefa de tsy mba mahay stratégie!mahonena
Ka mamaky teny aza lery mibadabada be ka n'a mba tenter te hiaino anlery aza n'y Amnesty International de manova chaîne hafa iany fa miodikodina be a à ...b..b.. eeuu aa eu ...euu ii...eu ... eu....à ..à ....aiza hiainoana oul itranio tssssdhhhh fopla be be nenao tonton hery à ...fika hafa ndray entina fa ty efa blood sport be Iza tsony no hivakla anze titanic ...
12. rebiryx
(
02/12/2012 17:28)
Merci letsy Hery an, zany no tena vaovao ilaina amin'izao fa tsy io rongany mampatory ataon'ny Pdt Fat ao amin'ny TVM sy RNM isan'andro io... Fisaka tokoa letsy ny marina ka izao vao manomboka mipoitra...
13. andrywui
(
02/12/2012 20:47)
Manao vavan'ny maty andrano sisa fa tsisy valeur zany hery , naninn no zao vao mamiroporona le Charles zao ,,efa ho 4taona lasa vo mody mivouvouvou tsssdd
14. rebiryx
(
03/12/2012 05:54)
Porofo be dia be nasehony ireny ve namana Andrywui de mbola ato hoe mivovo ihany. Angaha tsy takatrareo ihany fa ny marina anie ka tsy maty, na oviana na oviana... Eo sika mahita azy e !!!
15. hadji
(
03/12/2012 07:34)
rebiryx:ok lesy ra hery. wao wao ndray zao i andriwao wui
Porofo be dia be nasehony ireny ve namana Andrywui de mbola ato hoe mivovo ihany. Angaha tsy takatrareo ihany fa ny marina anie ka tsy maty, na oviana na oviana... Eo sika mahita azy e !!!
16. andrywui
(
03/12/2012 14:07)
resaka efa tsisy valeur tsony io !! docteur apres la morttttttt ....
ny oul zao efa zavatra hafa otran'ny resaka VALABE sy ny vono olona nataon'i dahalo no resaka de ny fanondranana omby antsokosoko fa tsy io resaka mapme ataon'i racharles very seza io !!! sady raha mbola miwawawawa eo io de vao maika ilentika eo ko ny dadany satria na innn na inn de dada ihany alou hatreto no mpamono olona fa tsy ze resakana sisapaty akory

17. Lars
(
03/12/2012 16:45)
Mba misy tena niara niasa sy mahafantatra tsara ny toetran'i col charles v nareo mtenteny fôna t@ iny fanambarana nataony iny? Izaho manoratra dia nahafantatra tsara ny toetrany satria efa niara niasa t@ny ary teo ambany fifehezany. Mba manontàny alou nareo oul afa niara niasa t@ny d ho hitanareo eo hoe manao ahoana ny toetrany dia mitombina ve ireny zvtra lazainy ireny? Ha!ha!ha! Angano, angano, arira, arira. Charles kely mpitantara nareo mpihaino
18. andrywui
(
03/12/2012 22:38)
Lars:

merci lars !! ngah fatatrireo tompo menekelin'i hery ireo zany lars a ! mitapimaso otran sovaly daholo reo gosy de gosy droaty de droaty tsssssshhh
19. caprio
(
04/12/2012 04:14)
o ra hery a! fa mpitondra iza no tsy nanakatona télé refa misy miteniteny foana tahaka izao?ary maninona no tsy ao dago no mamoaka hevitra fa any lavitra any,tsy we momba an'i Andry kely za fa tsy tiako ny olona sarim-bavy fa refa nandra dia any tsiafahy no hiafarany,bandy kely foza kely iny de mavita mandefa nareo any tsiafahy,ry dada moa efa tsy fantatra tsony we aiza @izao kanefa ny zazakely mila ronono hihihihi aleo ataony any refa nandra zao ny foza manjaka mintsy ao @tanàna mampalahelo enao ry tanindrazako,mampitomany snif,snif,snif
20. misratana
(
04/12/2012 09:34)
rebiryx:
Porofo be dia be nasehony ireny ve namana Andrywui de mbola ato hoe mivovo ihany. Angaha tsy takatrareo ihany fa ny marina anie ka tsy maty, na oviana na oviana... Eo sika mahita azy e !!!
Porofo be ve???matoa tsisy effet mintsy ny révélations-Charles TOME 10 de satria vavan'ny ra maty aho de matesa rahavako, donc POROFON-DAINGAN'NY MATY ANDRANO, mila vonjy hono de manao SOS, ko manin ra manao tsipaipaika ry Rasendrahasina sy ny Magro mba hamonjena anazy??
Mahereza ra-Charles manoratra REVELATIONS TOME 11 fa efa miandry ny vahoaka vitsy an'isa zanaky dada ah, iny mantsy no boky ampiasaindry zareo ao ampianarana MAGRO, dabilio vato, de sekoly en plein air