Fanambarà na lehibe nataon'i Col. Charles
21. misratana
(
04/12/2012 09:37)
Nendry zareo ao ami sekoly Magro mantsy tsy misy fiafarany ny fianarana en plein air miaraka amin'ny boky REVELATION CHARLES TOME 11 ratsy tonga DADA na afaka 100 taona aza.
Efa ho 4 taona ange nareo zanak'ADALA reo no niantso tody sns hoe tsy maintsy hipoaka io KA TOA TSY METY MIPOAKA E???
Efa ho 4 taona ange nareo zanak'ADALA reo no niantso tody sns hoe tsy maintsy hipoaka io KA TOA TSY METY MIPOAKA E???
22. xhavier
(
06/12/2012 09:05)
andrywui:Za manokana zay mipetraka eto Tana aloha mbola tsy nahita anio tamin,ny tele zany e fa aza mandainga ry andyìrywui
namoaka anio daolo ny tele ry hery fa tsisy niainga zany teo na ray aza a ,
aza misandrahaka be eo tonton e
23. xhavier
(
06/12/2012 09:10)
Mbola ho maro ny hanenina toa andry charles ireny ry andrywui manko mitampina ny masony sy ny sofina ka manohana be fahatany mbola tsy voa ianao ka tohano ihany ireo fa ry charles efa voa ka manenina
24. misratana
(
06/12/2012 13:37)
xhavier:
Mbola ho maro ny hanenina toa andry charles ireny ry andrywui manko mitampina ny masony sy ny sofina ka manohana be fahatany mbola tsy voa ianao ka tohano ihany ireo fa ry charles efa voa ka manenina
In no anenenana le??nga zahay nanao ny tsy mety hotrandra- charles no hanenina??ny pro-ra8 ange zao no manenina tongotra amantanana nohon'ny adalana natao nandritra ny 7 taona e, ra tsy nanao adalana ve haongan'ny vahoaka otran'ireny??takin'in re ny fihetraketrahanareo teo tamizany eh??hahaha mahaiza mionona de aza misosoka alahelo tsony eh, fomban'ny miankandrefambaravarana io refa avy mitsivalampandry
26. misratana
(
08/12/2012 07:58)
ary misy soratra be esty ambony hoe MA-TV, de toa mbola tsy nikatona ihany MA-TV hatramin'ny androany ra-Karandoha???Tena efa mivoatra ny gasy eh, hafa ny tamin'ny andron'ny ADALA, mietraketraka tsy mahay miaina
27. andrywui
(
08/12/2012 09:13)
MERCI MISRATANA AN ,TSY FANTATR'IREO MPANDROVITRA PATALOU EO AMIN MAGRO REO MITSY ZANY RESAKA ATAOTSIKA AMINY ZANY RY MISRATANA RAHA TSY AVERIMBERINA MATETIKA À
misratana:
ary misy soratra be esty ambony hoe MA-TV, de toa mbola tsy nikatona ihany MA-TV hatramin'ny androany ra-Karandoha???Tena efa mivoatra ny gasy eh, hafa ny tamin'ny andron'ny ADALA, mietraketraka tsy mahay miaina
quote In no anenenana le??nga zahay nanao ny tsy mety hotrandra- charles no hanenina??ny pro-ra8 ange zao no manenina tongotra amantanana nohon'ny adalana natao nandritra ny 7 taona e, ra tsy nanao adalana ve haongan'ny vahoaka otran'ireny??takin'in re ny fihetraketrahanareo teo tamizany eh??hahaha mahaiza mionona de aza misosoka alahelo tsony eh, fomban'ny miankandrefambaravarana io refa avy mitsivalampandry
