KA ANDAO ARY ATAO OE EFA TAFIDITRA I DADA !!! DE AONA AMZAY ?? HANINN ??..... hin hin hin hin
1. andrywui
(
18/01/2012 22:43)
--defa atao amboletra be sy otran'ny efa oe nahazo fanjakana zany mihitsy refa oe tafiditra eo i dada ! nefa ny zavatra iandry azy sy ze hanjo azy eo tsy fantatra akory !!
- de refa tonga eo amizay zao i dada de maninnn amzay ?? ohatra oe navela ary izy fa tsy nosamborina sady tsy notsaraina tam vono olona sy halabola be nataony ,, de innn no ataony sa de oe tonga eee de mifampitsetsetra eo de mifampahery eo de mifanoroka de mikidadadadada eo aby izy mianakaby de inona ny dikanzay ???? nahazo fanjakana ve sa niverina teo amin'ny pouvoir !! tsssshhh otran'ny bizara be le tolon'ny mpiondana ka !! diniho anie ee , diniho tsara !! IZA NO HANINNN ANIZA ? DE HAKA NY FITONDRANIZA ? AMINIZA ? OVIANA ? DE AONA ..... HIN HIN HIN HIN taolana ny nify ka mimee ee

répondu par andrywui le 19/01/2012 23:22
2. rijadolly
(
19/01/2012 04:29)
andrywui:
--defa atao amboletra be sy otran'ny efa oe nahazo fanjakana zany mihitsy refa oe tafiditra eo i dada ! nefa ny zavatra iandry azy sy ze hanjo azy eo tsy fantatra akory !!
- de refa tonga eo amizay zao i dada de maninnn amzay ?? ohatra oe navela ary izy fa tsy nosamborina sady tsy notsaraina tam vono olona sy halabola be nataony ,, de innn no ataony sa de oe tonga eee de mifampitsetsetra eo de mifampahery eo de mifanoroka de mikidadadadada eo aby izy mianakaby de inona ny dikanzay ???? nahazo fanjakana ve sa niverina teo amin'ny pouvoir !! tsssshhh otran'ny bizara be le tolon'ny mpiondana ka !! diniho anie ee , diniho tsara !! IZA NO HANINNN ANIZA ? DE HAKA NY FITONDRANIZA ? AMINIZA ? OVIANA ? DE AONA ..... HIN HIN HIN HIN taolana ny nify ka mimee ee
Mba tian'se ve ny fandefasako vaovao eto e? Reraka fotsiny aho mandefa, mba tsy hisian'izao fanotaniana...mipetraka tahaka izao, sy ny vinavina izay mampety ny tsirairay anefa ny antony hikirizako mandefa ireny.
Ay fanaon'se ty mihitsy ny kiana ataon'se. Izay mampetipety ny ondan'se ihany no henoin'se. Henoy ao amin'ny HOY NY GAZETY ao ny teniny dia aza manotany an'io intsony, ao ny zavatra tanterahany rehefa tonga eto izy ETO TSINDRINA RAHA KAMO HITADY. Aza mpiondana ihany wa fa takona tanteraka ohatry ny soavaly ny masony amin'ny dôdô zaza ataon' sasany.
3. pulm
(
19/01/2012 11:27)
Avelao hoavy izay hoavy e!!!!!!!!!!!!! matahotra ny mpiondanaaa!!!!!!!!!!
Avelao hoavy izay hoavy e!!!!!!!!!!!!! matahotra ny Hateeee!!!!!!!!!!!!!!!!

4. andrywui
(
19/01/2012 23:19)
aaaa tena marina anie ny teniko io rija fa tsy sangisangy tokoa ee !!! - vao maika aza i dada harary fo fotsiny eo raha atao oe tsy natao innn izy zany fa de navela hiditra sy hipetraka tsara etsy imerikasinina etsy !! eo trotrahan'ny aditsaina maraintsy hariva eo mieritreritra ny fanjakana azon'ny sasany !! lanahan'ny aretitsaina eo vao mifou defa migogogogo mitomany oe talou anefa ah teny Iavoloha no mifou maraina , zao ity aty Imerikasinina ,,de mety ho tonga amle fitenenanana oe "maty tsy nokapohana" eo i dada io !!
-zay anie no ataoko oe otran'ny nareo mpiondana reo iany no hamono an'i dada eee !! maninnn izy raha navela hiaina ankalalahana tany !! mbola vao aditsaina zay aaa,,ka tsy natao ninoninnn izy aa ,, fa raha sanatri ndray ka ho aotsan'ny olona amzay ary izy amty hadalana be natao de aona ndray ny ho fipetrak'i Tsiafahy ??? any ndray izy zany no hifou maraina de asa ze vetsovetsony !!!

5. andrywui
(
19/01/2012 23:22)
faly fotsiny manao toton'ondry bory manao ,sesik'adala fotsiny oe ampidiro dada , ampidiro dada nefa ny zavadoza iandry azy tsy sainin'ireto mpiondana very saina reto fa de mande tapimaso otran'ny sovaly fotsiny !! lalatokana iany no mba hainy de oe modia dada ,,, modia dada!! de mbola averimberiko iany le teniko matetika amin'ny mpiondana oe :: io loha io oa aza atao fitoeran'ny satroka fotsiny !!!