Ilaina tokoa ny fanitsiana eo amin'ny fanabeazana ara-panahy ho antsika Malagasy, saingy ny fametrahan-kevitra sy ny fizaràna ny vokatry ny fikarohana atao amin'izany dia mbola hita hoe misy fahatarana ihany isika. Diso variana amin'ny fitadiavana ka zary lasa ambanin-javatra ny fahafahana mandini-tena sy mahazo ireo karazana fahefana maha-olombelona anaty azontsika ampiroboroboina entina miatrika ireo karazam-pikorontanana misy ankehitriny.
Ny eo amin'ny fifandraisan'izany amin'ny politika indray dia hita fa mitodika tokoa any amin'ny tombon-tsoa ny olona dia tsy mahavaha olana mihitsy.
Fa fanontaniana iray tiana havoitra amin'ny fanadihadiana, ny réincarnation sy ny fisehon'ny fiverenan'ny Tompo ao amin'io fanadihadiana io izany dia mandiso ilay resaka ho "avy eny amin'ny rahon'ny lanitra"?