dia variana mintsiny nakafy ty fandaharana ty ka zaraina e

1. milamm ( 22/02/2011 21:53)
http://www.youtube.com/watch?v=bhLyXk5QgvU&playnext=1&list=PLC6C276EA78F2B190
mahafinaritra ny fampisehoan'ilay anglisy David Attenborough(bbc natural discovery) ireo harena voajanahary zavamaniry sy zavamanan'aina mampalaza antsika tsara sy maromaroa ny fandaharana toy izao
répondu par milamm le 05/03/2011 01:38
2. sylvain ( 23/02/2011 14:01)
efa nataoko tary @ tontolo iainana ary io video io fa anisany tena manana ny maha izy azy i Mcar! raha resaka nature.
3. bazylou ( 23/02/2011 17:50)
jereo fa ny mena sofina aza izao no manao ny pubnao , ianao atsy maty noana tsy mahallaa inona akory,

beuurrk
4. soanja ( 24/02/2011 00:00)
bazylou:

jereo fa ny mena sofina aza izao no manao ny pubnao , ianao atsy maty noana tsy mahallaa inona akory,

beuurrk


I bazylou koa dia leo lalandava :)))

kere tokoa aloha ny malagasy izao indrindra ny any atsimo. Tena mampalahelo fa be ny maty noana. ny menasofina aloha izao no hitako fa manjakazaka amin'ny dokambarotra sy ny fifandrasan-davitra. Ka tsy tokony ho faly isika hoe i madagasikara no voafidiny hampisehoany ny hafa.

misy mahatsara azy re ny zava-drehetra!
5. milamm ( 24/02/2011 02:20)
sylvain, zay vao tazako io fandaharana io mitovy tsara ny revy zany ka...
bazy, tsy resaka fifaninana bizna nge le izy e ela kosa tsy ampianatra ahy fahaizamivarotry menaso ny haitao vokariny sy fahaizamanao anatanterahany zany... tsy mitovy ary tsara alaintahaka ianarana ny zavatsoa(fifanakalozana fahaizamanao fa tsy fifampirafiana/partnership) oh. na ny sinoa koa aza efa mahavita vokatra sandoka avy @ reny erantany. Aza adino anefa fa raha tsy eo eo harena voajanahary tsy azo foronina hiraketana ny voahary sy ny tahirimpirenena mbola tafajanona ao M.kara azo ampiasaina dia zavapoana ny hevitry famokarana haitao vaovao manoloana ny fanatontoloina haingana ny taonjato 21.nenla otrany resaka fanavahana fotsn kilasy samihafa oe menasofina, ra8ist, tgvist, gasy beuurk aza mba manaratsy tena les fa gasy ela ary vaza de menasofina de zay aza mitomany randrana manendrika ny hafa! mazava zay ny teny gasy fa tohizo
6. milamm ( 24/02/2011 02:27)
azafady re ol fa nandrombaky ny ambiasy le bazy, zay zao vao nahafantatra na efa nahita indri aza sy sifaka aza fa miisa 18 isa ny karazany lemurs ao 2 tanana de le trondro jamba tsisy maso fotsifotsy any @ loharano misy fakankazo lalina be(tsy tadidiko ra tsy jerena 1 mande ny anarany lay toerana. tena m'lay tsy laitra ny zavatsoa ao @ tanana tsara arovana
7. sylvain ( 24/02/2011 14:53)
ity koa misy fandaharana mitovy t@ lé teo zany hoe misy faha samihafana kely!

8. bazylou ( 24/02/2011 19:51)

vokary , tohano , atsarao ny vita malagasy.

fa aza be mpankafy ny an'ny mena sofina anaovany pub fotsiny ry gasy
9. ziva6 ( 24/02/2011 23:03)
aiza ze vitanareo ry baz nenareo tsy misy afa tsy ny mandoro sy manapaka ny hazo, tsy misy na iray aza ny télé gasy ka mba manao sy mandefa fandaharana ôtr'izao, raha misy d ny vitany vahiny ihany no alefa eo ( raha misy oa!) mba manaova d entano ny olona tsy hanapaka ny bois de rose sy handoro ny ala.
10. bazylou ( 25/02/2011 19:50)
isotra, ssssh nafa rahagasy izao no nanao sy nahavita ohatran'iny dia hoe akaman'ny tgv iny e, maketsy iny e, makeroa,

saingy mena sofina ilay izy dia ouuiiiii, ouiiii daholo ny gasy noana rehetra

shhhhh
saingasy,
11. bazylou ( 25/02/2011 19:51)
raha izaho ialahy isany alefa filmeny daholo ny ...... anareo rehetra klee;

beurrrk
12. AndriambyII ( 25/02/2011 21:31)
Rabazylou !! ha ha ha ha ha ha ha ha !!!
13. milamm ( 26/02/2011 12:57)
lol aza mapme les bazy a, ary ny vaza nga tsy mankafy otrany gasy ireo vohary sy tontolo ananatsika? 1mn ela manohana oe tohano ny vita gasy avy eo vao mba misy mi-promote reny dia hadisoany gasy fa aiza le hevitra tsara koko sy ny anatanterahanla zany no tsy mipoitra akory anoherana ny vitany hafa(izy io nge tsy mivovo ao mbadiky clavier de vita ry papa e actionn bazy a avoahy ny viva raha mahavita e ny rnm sy tvm aza nodoranly tgv lisany)
14. milamm ( 26/02/2011 14:22)
Sylvain sotra e @ le 1 hafa io zao ko vao itako, tsy laitra ireo harena sarobidy tsy tonga any ambaravarany fahalalantsika any antanana tsara raha mivoaka @ haitao haingana toy izao, fanoitra anamora ny fanetsiketsehina ny fiarahamonina hiaro ny fananana iombonana satria ny mamboly hazo aza dia mila fotoana sy vola hafa indray atokana. Hetsiky ny fahampalalambaovao toy izao amiko dia mampita hafatra momba ny fikajiana ny tontolo iainana fa tsy mahafinaritra de izay, andraikitra iarahany daholobe misalahy io e no sady anjarany fitondrampanjakana misahana ny harempirenena miavaka ananatsika(patrimoine), mampita endrika fanabeazana toy zao sy fampianarana mivantana ireo voakasika mivantana(doro ala sy tavy, ny fanondranana antsokosoko hazo sarobidy...), lava iny resaka iny fa mankasitraka e
15. bazylou ( 26/02/2011 19:37)
raha izaho ialahy ry milammm manompo an'iny nanao reportage iny klee
16. bazylou ( 26/02/2011 19:38)
nareo zany le gasy mpitazan asy mpijery ny asan'ny hafa e. loooooll

les pauvres
17. ziva6 ( 27/02/2011 15:33)
aleonay mihitsy léty mijery,mahafinaritra anay mihitsy ny mijery ny asany vahiny mamaoka ny zava-misy sy ny mahafinaritra momba ny tanindrazanay fa neny lisany sady efa tsy mahavita no mangalatra sy mamotika no mbola b wawa fotsiny!
18. milamm ( 28/02/2011 00:30)
io njay fa mihetsika ny akondranany le bazy, fa ela io zany aty andafy tsy mihevitra afatsy ny anaratsiana sy amitahana Malagasy marobe (zay lazainla oe zefa dolidoly) manana harena marobe sarobidy miavaka ao @ tany niaviny tsara ho fantatr'izy ireo sy ilaina aparitaka ho fantatry ny rehetra miaina ao M.kara, raha nijery an'iny fandaharana iny tsy midika fa manompo an'ilay mpanatontosa ilay horonantsary fa mankasitraka ny asa nataony, tsy hahavita tsara noho iny ela manokana mandrakizay fa aza batiana ny hasasarany hafa na vaza aza reo.
19. milamm ( 28/02/2011 02:12)
bazy, raha misaima Malagasy ela de mahatakatra tsara t@ io fandaharana nalefany sylvain " Taniny hafanana sy ny vovoka " fa in-1 mandeha ihany iny no niseho na tsy fahita tany aloha aza t@ androny frantsay menasofina nanjanaka 115 taona tsy nasehony hatrizay.
Tsotra tsy ny hevitrela no ampiova izany fa antenaina efa miparitaka tsy voasakana @ ireo mahatsiaro tena tompon'andraikitra mivantana isan'ambaratongany manaraka eo hanao vaindohan-draharaha manokana izany fiarovana ny harena sy tontolo iainana
20. ziva6 ( 28/02/2011 15:48)
tsy hainy bazy zany tontolo iainana zany efa zatra mandoro reny ka kivy izy fa mbola misy zavatra tsara ao @ tanàna!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1476