dia variana mintsiny nakafy ty fandaharana ty ka zaraina e
21. bazylou (
02/03/2011 18:34)
ianareo rehetra ireo no tokony mba hisaina kely fa tsy hoe tavanana mena sofina kely amin'ny reportage dia tratran'ny marivo sanosana daholo.
mba eritrereto hoe inoanno maha tonga ny olon aandoro tanety na misy harena analin kisa aza ao mdg?
Tsy i tgv ihany no tompon andraikitra eo , fa ny tsiranana ary ny vazaha koa aza dia manana anjara ao.
Atreto aloha dia tsy nisy tompon andraikitra naharaka izany
reven'ny gasy eryn y vazaha manao zavatra ka nany pm any aza nataony mena sofina, vitaly , asa raha hahazo carte vitale daholo ny gasy izao sady asa koa raha hahavita reportage ny tontolo iainana gasy ilay pm io??
in dolidoly lty ry lety ry bazy zany kozinla mivoraka zany tsy misy azo na 1 aza loooool ela nga io sa olkafa kalo e loool gasy iza akotranla sy ry lavanify fat no nanaiky an'i vital ho pm ? fa tsy ny tsy firaharahiana nataon'ireo fitondrampanjakana mandripaka alampireneny Sava iray manontolo ve no zavadoza @ zao fotoana izao mbola mitohy alohany doro tanety oh.ireny afera hazo sarobidy reny tateriny kompania frantay ary aodiny sinoa ho akora vita any zamerika, kanada, eropa. Mila azava @ rehetra fa tanterahany mpitondra sy sahy asehony mivantana @ reo mponina sy mpifidy antenainy ny mangarahara @ fiarovana ny tombotsoampirenena ambony sy ny harempirenena kapaina sy fongarina rehetra zao . Aza amakiana loha ny eritreritry bazy momba ny gasy fa mandiniha fotsn kalo sy manotania tena fa hevitry ny olondresy lava zao no resaky bazy (wot a looser)