isika vehivavy no aoka hieritreritra fa ny lehilahy...
1. vonynive
(
28/10/2010 05:36)
resaka nifanaovana tao @ ONG 1 mikarakara (manentana, manabe..) ireo zazavavy tsy ampy taona mivarotena eto Antananarivo ity :
araka ny tatitra nomen'ny ministeran'ny tanora sy ny ministeran'ny mponina dia fantatra fa nitombo izaitsizy ny fivarotantena teto Madagasikara ataon'ireo zazavavy mineurs eto Mkara, ny mpanao asa terrain ao @ io ONG io koa dia manamarika tokoa io fitomboan'isa io, teo no nahatonga ny resaka hoe " mitombo ny mpivarontena satria maro koa ny mpividy" dia lasa ny hevitra oe ndao indray ary hanentana ny lehilahy tsy hividy e
-dia hoy ilay mpampiofana sy mpanentana izay oe "ny lehilahy tsy mivaky loha @ izany sensibilisation izany fa isika vehivavy no mila mieritreritra"
... ary tsy eo @ resaka fividianana vehivavy ihany io tsy fivakiana loha io fa ny fiainana rehetra koa...
-za aloha mahita fa marina io raha ny lehilahy Gasy no jerena fa ny lehilahy tsy Gasy no tsy fantatro...

répondu par vonynive le 15/12/2010 08:17
3. dimo
(
28/10/2010 11:00)
manentana anareo vehivavy mbola tsy ampy taona alou mba tsy ho tafiditra amin'izany rapport sexuel zany fa mety ho zava- doza no aterany rah toa ka mbola kely loatra dia efa miditra amin'izany.marina tokoa fa sarotra ny fiainana nefa betsaka ihany koa ny zvtr tian'ny tanora hatao nefa tsy maharaka ny S amin'izao fandrosoan'ny technolojia izao fa na izany aza mba tandremo ihany ny ho avy e!
4. Dan23
(
28/10/2010 12:06)
ts aleo ary ve mividy toy izay anao viol.hihiihihihihiihihi.
Amin'ny lafiny 1 nge le sipa miits no misintona ka zay no mahatonga ny bandy mividy e

5. tsimila
(
28/10/2010 18:50)
Dan23:
ts aleo ary ve mividy toy izay anao viol.hihiihihihihiihihi.
Amin'ny lafiny 1 nge le sipa miits no misintona ka zay no mahatonga ny bandy mividy e
ka tsy misy vola ividianana letsy Dan an
6. vonynive
(
29/10/2010 08:27)
Dan23:
ts aleo ary ve mividy toy izay anao viol.hihiihihihihiihihi.
Amin'ny lafiny 1 nge le sipa miits no misintona ka zay no mahatonga ny bandy mividy e
ka zay ange le asany e, mivarotra : satria betsaka ny concurrence dia tsy maintsy manao pub na remise de prix na promotion sns...
7. bonne
(
30/10/2010 12:12)
Aleo mande tsotra ihany fa amidy atao inn moa, fa tsy fidiny eo ihany fa lay filana mintsy no manery an'lay vevavy ndray2,
8. Ratoa
(
02/11/2010 23:47)
samy nomen'Andriamanitra saina ny rehetra ieritreretana, na lahy io na vavy. Ny mpanodina sy ny mpivarotena dia samy misy ny lahy sy ny vavy.
Efa maty eritreritra ka "mividy" ankizy.
mampalahelo ny fitenenana fa ny lehilahy tsy misy saina. Ny rainao, ny anadahinao, ny zanakao lahy, nydadabenao sy ny sisa - lehilahy voabango anatin'ilay fitenenana hoe "ny lehilahy izy ireo - izany dia tsymisy saina koa katsy manahirana anao mihitsy ny mieritreritra izany. SAo ianao tsy misy raibe, ray, anadahy sy zanaka lahy?
Ny adala dia samy misy na lahy na vavy. Aoka tsy hanao mbango tokana

9. Lejoba
(
03/11/2010 16:33)
Any @ ilay fitaizàna azo mihitsy koa no lavaka.
Misy ny dadany na ny anadahiny no manao garde du corps-n'ny sasany, misy miara-mivarotra @ reniny.
Betsaka koa ny sipa, ampianarin'ny RAR-ny @ fianaran'ny zanaky ny manan-karena, nefa ny enti-manana tsy arak'izay. Tsy maharaka ny lamaody ao am-pianarana, tsy te ho voatsindry dia mivarotra.
Fitiavam-bola daholo ihany no tena fototra iaingany matetika. Misy ihany koa ireo sipa nisy nanao an-keriny dia mamoy fo any.
Fa @ ankapobeny, ny sipakely, na dia efa tena goavana be aza ny sasany, matetika manaitra kokoa ny filan'ireo tena tia an'io resaka io

10. AndriambyII
(
03/11/2010 21:16)
Reefa mivarotra izany dia efa tokony hanaiky fa hanome zavatra iray ananan ' ny tena (fanànana , harena , voninahitra , etsetra² ,...)an' olon- kafa . Tsy dia misy dikany firy ny fanaovana izany .
11. bilakarenjy
(
04/11/2010 21:05)
ao daoly a!.
Misy teny ao anaty tonokirana-namana iray izay marihako eto hoe :
TSY MISY MAKORELINA ETO AN-TANY ,
RAHA TSY MISY LEHILAHY MANKANY ,
TSY IZA ANEF'IZANY ,
FA NY MPIARA-BELON'AMINY IHANY .
Rehefa mahay maka maivamaivana de mahay mandinika maivamaivana koa e!

12. Bandygass
(
08/11/2010 05:10)
vonynive:
resaka nifanaovana tao @ ONG 1 mikarakara (manentana, manabe..) ireo zazavavy tsy ampy taona mivarotena eto Antananarivo ity :
araka ny tatitra nomen'ny ministeran'ny tanora sy ny ministeran'ny mponina dia fantatra fa nitombo izaitsizy ny fivarotantena teto Madagasikara ataon'ireo zazavavy mineurs eto Mkara, ny mpanao asa terrain ao @ io ONG io koa dia manamarika tokoa io fitomboan'isa io, teo no nahatonga ny resaka hoe " mitombo ny mpivarontena satria maro koa ny mpividy" dia lasa ny hevitra oe ndao indray ary hanentana ny lehilahy tsy hividy e
-dia hoy ilay mpampiofana sy mpanentana izay oe "ny lehilahy tsy mivaky loha @ izany sensibilisation izany fa isika vehivavy no mila mieritreritra"
... ary tsy eo @ resaka fividianana vehivavy ihany io tsy fivakiana loha io fa ny fiainana rehetra koa...
-za aloha mahita fa marina io raha ny lehilahy Gasy no jerena fa ny lehilahy tsy Gasy no tsy fantatro...
AZA MBA ATAO AN ZANY N LHL MALAGASY!!!marina fa betsaka n lhl gasy ts mivaky loha B lôtra @ io resaka io, fa rehef tena fantany n vokadratsiny d manahy kely iany iiz!!!!!!ary lhl malagasy azo lazaina fa manaja vady kokoa ra ampitahan @ ireo vahiny!!
ARY LE FIVIDIANANA NGE,MATETIKA MIS ATONY AV AN @NAREO VEVAV IANY E!!!ohatr mb mil "pimentena "kel le fiarahana(firaisana aranofo io)mba liana @ zava baovao iz, nef zany ts itany an @vadiny d lasa iz mtad an @ koaitra!!
13. Bandygass
(
08/11/2010 05:16)
Lejoba:
Any @ ilay fitaizàna azo mihitsy koa no lavaka.
Misy ny dadany na ny anadahiny no manao garde du corps-n'ny sasany, misy miara-mivarotra @ reniny.
Betsaka koa ny sipa, ampianarin'ny RAR-ny @ fianaran'ny zanaky ny manan-karena, nefa ny enti-manana tsy arak'izay. Tsy maharaka ny lamaody ao am-pianarana, tsy te ho voatsindry dia mivarotra.
Fitiavam-bola daholo ihany no tena fototra iaingany matetika. Misy ihany koa ireo sipa nisy nanao an-keriny dia mamoy fo any.
Fa @ ankapobeny, ny sipakely, na dia efa tena goavana be aza ny sasany, matetika manaitra kokoa ny filan'ireo tena tia an'io resaka io
le fivarotana nge efa kandra ef nis ef ela B e!!io n kandra talo ndrindra!!!sad ampin le fianiana le iz!!!!maro @ reo ol reo nge no te iala na ts t idtra ao!!nef n fiaramontsika efa lasa "société élitiste" ka rah vô ts amp bagage d taraiky!!!nef mbol any @ le fitadiavana bagage d ef éliminé n zanaky n sahirana!!!io n kandra sad tsis hetra n rapida!!!!fa ô moin tokny mba hanao fizahana arapahasalama aradalàna iany n mpivarotra!!!
14. sylvaine
(
10/11/2010 13:17)
tena dadany indray le hoe ny dadany na ny anadahany no manao garde du corps,zany hoe mety efa mihinana koa ry zalahy grrrrrrrrrrrrr
15. nitah
(
11/11/2010 06:03)
tena problem @ zay hiainantsika izao d sarotra b ny fiainana ka zarandry zavavy aza misy vola kely ahafahana mi frim, izy mihitsy no mangarona lay biby an davaka dia anjaran'ny lehilahy no misaina ra hanaja vady na tsia fa tsy tokony adinon'ny bandy fa efa maro b no tany teo alohany ka asa ohona ny eritreriny ra rafotsy no hoatran'izany!!!
16. vonynive
(
12/11/2010 06:32)
Ratoa:
samy nomen'Andriamanitra saina ny rehetra ieritreretana, na lahy io na vavy. Ny mpanodina sy ny mpivarotena dia samy misy ny lahy sy ny vavy.
Efa maty eritreritra ka "mividy" ankizy.
mampalahelo ny fitenenana fa ny lehilahy tsy misy saina. Ny rainao, ny anadahinao, ny zanakao lahy, nydadabenao sy ny sisa - lehilahy voabango anatin'ilay fitenenana hoe "ny lehilahy izy ireo - izany dia tsymisy saina koa katsy manahirana anao mihitsy ny mieritreritra izany. SAo ianao tsy misy raibe, ray, anadahy sy zanaka lahy?
Ny adala dia samy misy na lahy na vavy. Aoka tsy hanao mbango tokana
misaotra tompoko
@ ankapobeny no ijerena azy eto ka, marina fa misy ny lehilahy malagasy tsara tokoa (ary isaorana azy ireo) saingy vitsy izy ireny, ary matoa ao anatin'ny fahantrana aratoekarena, ara-tsaina ary arapanahy ny malagasy izao dia ilay natao hiahy ny ankohonana no tsy nandray ny adidiny izany; tadidio fa raha nanao hadisoana i Eva dia i Adama no nadinin'Atra voalohany fa tsy i Eva tsy akory satria izy no lohany.
hoy aho hoe sarotra entanina ny lehilahy malagasy :
*jereo fa raha manao hetsika ho @ fitondrana tokantrano na ny fanabeazana ny zanaka isika dia ny vehivavy no maro tonga..
* jereo koa ange ny fanaovana maloto eny andalambe e : tsy ny lehilahy ve be mpanao azy ireny nefa izy no tokony hampianatra fahadiovana ny ankohonany
*jereo koa fa ny fanabeazana aizana ho an'ny vehivavy no tena mandeha noho ny an'ny lehilahy an; raha mampiasa pilplan ange ny vehivavy 1 dia in365 izy no mihinana io ao anatin'ny taona 1e...
17. Ratoa
(
12/11/2010 15:26)
misy mahamarina azy ireo voateninao ireo; saingy ialako ny bango tokana . tsy hilaza mihitsy aho hoe ny lahy no be ratsy na ny vavy. Samy misy daholo hoy aho; Tsy misy mihitsy ny hoe antokon'olona na firenena na foko azo lazaina fa tompon'ny fahendrena na tompon'ny adalàna.
Fa izay mahatsiaro tena fa afaka hihatsara na handresy ny ratsy no aoka hijoro araky izay.
I Adama ve? tsy voatery niara-nihinana ilay vonkazo izy. Ny mandoto eny an-tsisiny eny ve? ataon'ny vehivavy ahoana ny hanainga zipo na ampirotsaka pataloha eny anarabe?
Betsaka ny tsara noho ny ratsy na dia mivandravanda be kokoa aza ny ratsy; fa raha tsy izany no izy dia efa ela isika rehetra no efa montsamontsana tsy misy ho jerena intsony

18. vonynive
(
16/11/2010 11:57)

miaraba anao ratoa
za aloha mipetraka eto madagasikara dia misento. e.
betsaka ve ny tsara noho ny ratsy; amiko toa tsy izany ka:za aloha mahita fa montsamontsana tsy misy jerena isika e; mijery ireo manodidina ahy aho mantsy dia malahelo tokoa:
*azontsika vakiana koa ny lohahevitra fanolananjaza ao ambany ao @ resabehivavy
* raha mankany à commune enao manao acte de naissance dia maro anisa reo zaza tsy manana ray any; tsy manana ray ve? tsia fa tsy misy ray miahy izy ireny.... ary tsy mihamitombo ve ny zaza mpirenireny andalambe eto Madagasikara sy Antananarivo e raha mandalo eto andrenivohitra isika.. aiza le ray?
*nandalo iny canal eny Tsaramasy Antanimena iny aho vao tsy ela zay;onena aho tompoko mijery ireto vehivavy maro mikarama tanamaro SECALINE manadio ny tatatra ivarianana'ny maloton'Antananarivo; tsy manao botte akory na gant an fa dia raisina @ tanana ny fotaka maimbo azo avy ao; ary misy aza ny sady mitaiza zaza ambabena an; dia lasa ny saiko hoe aiza re ny raimpianakaviana à izao no dia matin'ny sitrany ahay reto reny ireto e?
Fa anjarantsika ny miteny na ny lahy na ny vavy sy mijoro ary mampijoro koa ny mbola tsy mijoro
19. Ratoa
(
16/11/2010 15:32)

miarahaba ano koa
Eny éé, mampisento ny zava misy eto M/kara anefa aoka tsy hionona amin’ny sento fotsiny. Mitombo isan’andro aman’alina ny fahantrana noho ny bodongerona ataon’ny sasany. Anefa koa matoa misy ny krizy dia misy tokony hovaina izany ao fa efa tsy maharaka ny toetr’andro intsony.
Tsy hampitaha an’i M/kara amin’ny firenena an-dàlampandrosoana hafa fantatro aho ka hilaza fa metimety kokoa ny atsy na ny ary. Satria ny fahoriana dia tsy hay refesina fa mihatra amin’ny tena sy fanahy, ny saina ary ny fo.
Aiza ny raimpianakaviana hoy ianao? Any ho any izy , mety tsy hafa manaotra, na mety tsy ampy ilay enti-mody ka tsy misahana ramatoa fa manala izay afany. Iderako ny vehivavy gasy izay toetra izay. Ao ny manjaitra, ao ny mamboly, ao ny miasa aman'olona, sns…
Ary amin’izao fotoana mandroso izao ve dia mbola iandrasana ny lahy foana ve ny fitadiavana? Izay tsy mahay fatra-mbary , hono, mahay sobika. Sady tsy mahay ny iray izy no tsy mahay ny faharoa fa mbola manaja tena na dia ny maloton’ny sasany aza no dioviny.
Anjaran’ilay orin’asa na ny kaomina no manome azy fitaovana fa raha izao zava misy izao aloha dia fanandevozana izao.
Anjaran’ny fanjakana kosa ny manatsara ny toekarena sy ny tontolo iainana mba tsy hisian’ny mpanolana sy mpivaro-tena ary tokony ho saziana mafy izy ireny. Ary rehefa mihena ny fahantrana ka mana-kohanina ireo mavomavo lamba dia tsy hisy intsony ny zaza tsy misy ray. Marina aloha fa efa misy koa izao ny vehivavy miteraka amin’izao noho ny antony maro samy hafa, izany hoe safidiny izay fa ireo tsy manna-tsafidy no arovana.
20. vonynive
(
23/11/2010 06:31)
Iderako ny vehivavy gasy izay toetra izay. Ao ny manjaitra, ao ny mamboly, ao ny miasa aman'olona, sns…
miarahaba anao ratoa,
izaho koa midera ny vehivavy malagasy fa be herimpo izy ireo; tsy mitandro henatra noho ireo menaky ny ainy... ka zany indrindra no anaovako hoe isika vehivavy tsy miandry zay tsy hieritreritra ary zay mieritreritra dia raisina koa