isika vehivavy no aoka hieritreritra fa ny lehilahy...

21. bazylou ( 27/11/2010 18:31)
ireo aza manao zavatra tsy ampinareo kooo, faly mitsetra fotsiny.
tsy misy formation sy fampianarana omena azy.

koa tsy aleo izy hivarotra rehefa tsy hisy hampanao formation ihany .

beeuurrk
22. vonynive ( 30/11/2010 08:03)

bazylou:

ireo aza manao zavatra tsy ampinareo kooo, faly mitsetra fotsiny.
tsy misy formation sy fampianarana omena azy.

koa tsy aleo izy hivarotra rehefa tsy hisy hampanao formation ihany .

beeuurrk

tsia, misy tokoa Société civile (ong na association na vondrombahoaka ) manampy azy ireny ka ary manome formation mihitsy mba tsy iverenany eo anivon'ny fiarahamonina indray.
ary izany no nahatonga ny resaka teto oe aleo ireo vehivavy mpivarotra no ampiana fa tsy lehilahy e !
23. bazylou ( 30/11/2010 10:38)
farafaha alika matiny dia mba zarainn'y polisy na fanjakana preservatif izy ireny , zaraina maimaipona ary asainy manao preservatif izay bandy rehetar manaoamin'izy ireny.

KA ,na misy aza io formation sy ong lazainao io dia tsy mbola ampy ny fandetehana ao an tsain'ny olona sy ny vhv fa ratsy ny fivarota tena ary misy vaha olana maharitra sy tsara fa tsy fanao io.

Mety hoe rendrarendra nefa tsy hankaiza.
Mila ampidirina ao an tsain'ny olona fa mila vaha olana mazava sy mateza ny fiainana fa tsy io akory.

Tokony enjehin'ny polisy koa ny fijorojorona makorela eny an'arabe na alina na atoandro.

beuuurrk
24. vonynive ( 30/11/2010 10:55)

tsia, misy tokoa Société civile (ong na association na vondrombahoaka ) manampy azy ireny ka ary manome formation mihitsy mba tsy iverenany eo anivon'ny fiarahamonina indray.
ary izany no nahatonga ny resaka teto oe aleo ireo vehivavy mpivarotra no ampiana fa tsy lehilahy e

azafady fa diso fandika aho fa tsy oe mba tsy iverenany eo anivon'ny fiarahamonina no izy fa mba hiverenany eo anivon'ny fiarahamonina
25. vonynive ( 30/11/2010 11:06)

bazylou:

farafaha alika matiny dia mba zarainn'y polisy na fanjakana preservatif izy ireny , zaraina maimaipona ary asainy manao preservatif izay bandy rehetar manaoamin'izy ireny.

KA ,na misy aza io formation sy ong lazainao io dia tsy mbola ampy ny fandetehana ao an tsain'ny olona sy ny vhv fa ratsy ny fivarota tena ary misy vaha olana maharitra sy tsara fa tsy fanao io.

Mety hoe rendrarendra nefa tsy hankaiza.
Mila ampidirina ao an tsain'ny olona fa mila vaha olana mazava sy mateza ny fiainana fa tsy io akory.

Tokony enjehin'ny polisy koa ny fijorojorona makorela eny an'arabe na alina na atoandro.

beuuurrk



KA ,na misy aza io formation sy ong lazainao io dia tsy mbola ampy ny fandetehana ao an tsain'ny olona sy ny vhv fa ratsy ny fivarota tena ary misy vaha olana maharitra sy tsara fa tsy fanao io.


sarotra hoy aho io satria resaka sosialy io;
mila fiarahamientan'ny fanjakana sy ny société civile ary ny tsirairay voakasika satria mifaningotra tanteraka ny toekarena sy ny fahefana ara-politika ary ny sosialy.
26. bazylou ( 02/12/2010 17:38)
ilay anala ny fivarota tena aloha tsy possible mihitsy e,

ny azo atao angamba dia ny manisy lalana mandrara ny fijorojoroana eny an arabe ireo mpivarotena, rakolazy hoy ny vazaha.
27. vonynive ( 15/12/2010 08:17)
ny mahafinaritra dia saika mahatsapa ny ankamaroan'ireny mpivarontena ireny fa tsy tsara io asany io saingy tsy mahita na tsy mahalala vahaolana izy ireny; eo no mila ny fanampian'ny hafa na aratsaina izany na ara-toekarena na zavatra hafa koa mba hahalalana ny olana sy hahitana ny vahaolana izay miainga @ izy manana olana ihany.

ny @ préservatif in1 dia tsy manantsafidy ny mpivarotra satria vola no tadiavina (hoy ireo mpivarotena) fa ny ataon'izy ireo dia ny mampiakatra ny vidiny rehefa tsy mety mampiasa préservatif ny mpividy.

efa misy koa ny atao hoe carte de visite médicale izay tsy ananan'ny mpivarotra rehefa te hanao io varotra io; izany oe tsy maintsy manao visite médicale systématique izy ireo mba hisorohana ny arenti-mifindra ary tsy maintsy mampiseho izany rehefa hiditra ao @ maison de passage na hotely.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8445