Ahoana no hanampiana ny lehilahy na ny vehivavy ho vady mahafinaritra sy mahafampo?

1. Mpanazava ( 19/09/2010 06:06)
"Mifalia amin'ny vadin'ny fahatanoranao" (Ohabolana 5:18)



Manambady ve ianao? Mahatsiaro ho sambatra am-panambadiana ve ianao, sa misy olana lehibe ao an-tokatranonao? Lasa tsy mifandray am-po intsony ve ianareo mivady? Miaritra fotsiny ve ianao fa tsy tena mankafy ny fiarahanareo? Raha izany no izy dia malahelo angamba ianao fa nihanangatsiaka ny fifankatiavanareo. Azo antoka anefa fa irinao hanome voninahitra an'ilay Andriamanitra tianao ny fanambadianao, satria Kristianina ianao angamba.
Mihamaro ny tokatrano rava amin'izao vanin'andro iainantsika izao. Sao dia misy mety azonao atao mba hanavotana azy ireny?

Ahoana no hanampiantsika ny lehilahy ho tia an'i vadiny tahaka ny tenany, tsy ho vosarikin'ny vehivavy hafa? Ahoana ny hanampiantsika an'ny Lehilahy mba haneken'ny vadiny azy sy hanajany azy fatratra?

Ahoana no hanampiantsika ny vehivavy mba hanaiky sy hanaja ny vadiny ? Ahoana no hanampiantsika ny vehivavy mba ho lasa tian'ny lehilahy tahaka ny tenany?

Inona daholo ny olana mety mitranga ary ahoana no fiantrehana izany. Natao hifampizarana sy hifanampiana ity dinika ity mba hiarahantsika manavotra ny tokatranon'ireo mpiara-belona amintsika.
répondu par vonynive le 05/10/2010 11:39
2. AndriambyII ( 19/09/2010 16:32)
Mpanelanelana ?? mazotoa klé ! Tsy misy azo atao reefa louztra ny taova , fa dé zay masousoua ataon' ny lanitra ! Ooouuzz lé masna ! Mankasitraka anao hatrany mpanazava!!
3. andrywui ( 19/09/2010 20:52)

Mpanelanelana ?? mazotoa klé ! Tsy misy azo atao reefa louztra ny taova , fa dé zay masousoua ataon' ny lanitra ! Ooouuzz lé masna ! Mankasitraka anao hatrany mpanazava!!


marina izany , eny tokoa !!
4. Miharena ( 20/09/2010 07:10)
rehefa samy mahay mandinika ny elanelam-panahy ao aminy sy ny olona miaraka aminy ka mahay mifameno dia tonga lafatra ny fanambadiana sy ny fianakaviana mipoitra avy eo.

Raha sexe no hivadiana dia lomorina ny fisainana fa tsy misy fanahy ao na dia kely aza. Izay no antony mampisaraka satria ny lavo dia tsy mahatanty ny akanga tsara soratra.
5. ouioui ( 20/09/2010 12:58)
miharena:

Raha sexe no hivadiana dia lomorina ny fisainana fa tsy misy fanahy ao na dia kely aza. Izay no antony mampisaraka satria ny lavo dia tsy mahatanty ny akanga tsara soratra.

Dakôro,
mpanazava:

Azo antoka anefa fa irinao hanome voninahitra an'ilay Andriamanitra tianao ny fanambadianao, satria Kristianina ianao angamba.

Misy koa fopla ary tena any am-piangonana ry zalahy no manjono, mody hoe korale e, fa tena gaigy [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/F_14WA%7E1.GIF[/IMG]
6. ikaretsaka ( 20/09/2010 16:38)
@ io raharaha io dia "ny be fitetika ihany no voatetika"... dinidiniho!
7. AndriambyII ( 21/09/2010 07:26)

Miharena:

rehefa samy mahay mandinika ny elanelam-panahy ao aminy sy ny olona miaraka aminy ka mahay mifameno dia tonga lafatra ny fanambadiana sy ny fianakaviana mipoitra avy eo.

Raha sexe no hivadiana dia lomorina ny fisainana fa tsy misy fanahy ao na dia kely aza. Izay no antony mampisaraka satria ny lavo dia tsy mahatanty ny akanga tsara soratra.


Eka ouzz , nefa tsy ampy ny valin-teninao milamm .
Rehefalozotranysainasynyfonymasonyfananahananytsinaysynyfangerezana,...dialozotrahatr@finoanasynysainakou@farany.Kanyolanareefatonga@ionyolonamanombokaantitrasymenoposée,démvilanadaôlydaôlynyfjerynytontolomanodidina.Misyazaolonamanadinofaniterakafitolahyfitovavybeizaonefahadinonynyhatr@n'nyanaranjanany,manafangaronylokohitan'nymasonymihinankinampoanaarymanaonaosyminominofoanaOhatrahitasymivainganaireotratran'nymaladieparkinsonsyalzeimernydaltonienJeroangehnymaazoireokatomonogamedéjereokounyfiainanireoolonasasanyrahatenamanampandinihanaisikadiahahatsikaritrafamifanendyampitoerananyolonapolygametsyniainamalalakananarakanylalànan'nynatioraéDéeritreretoouéaônanyfombafiresakynympivadyefananaovolam-bolamenaralehilahyefaverytadidy,ravehivavyefanifitsakasylozotraatidoha.
Mahandrovantankinininasyfatàkasolonaravitotoangambasisanometyhohitahataon'ireorahasendrambamahitatokomirehitraafosyvilanymasakahandrahoantsakafo.
8. fijo ( 22/09/2010 19:08)
Misy koa fopla ary tena any am-piangonana ry zalahy no manjono, mody hoe korale e, fa tena gaigy http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/F_14WA%7E1.GIF

yena marina tsy azo lavina io
9. ikaretsaka ( 22/09/2010 22:11)

fijo:

Misy koa fopla ary tena any am-piangonana ry zalahy no manjono, mody hoe korale e, fa tena gaigy

yena marina tsy azo lavina io

mampatsiaro ny hiran'i Bessa (harmonia) io fa amiko manokana io raha tany no nisy ilay anjara ka nety ny tantana.. tsy tokony asiana olana
fa raha hoe le bandy tsy mpivavaka fa hoe hanafika sipa fotsiny no handehanany any dia vita ny nataony dia atsipiny iny de azy sy Atra izay
10. ouioui ( 22/09/2010 23:00)
Leity de manamarin-tena foana no anton-draharaha, ny olona manambandy sy vita voady teo anatrehan'Antra ireny mihitsy no tena gaigy ao fa elah ve bainn ahoana a!! reny pasy ireny mihitsy no misavirivol , de reny ry zalahy tsy maharitra fa manisy ankizy kely [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/doh%21-45.gif[/IMG]
11. niryna ( 23/09/2010 17:00)

Mpanazava:

"Mifalia amin'ny vadin'ny fahatanoranao" (Ohabolana 5:18)



Manambady ve ianao? Mahatsiaro ho sambatra am-panambadiana ve ianao, sa misy olana lehibe ao an-tokatranonao? Lasa tsy mifandray am-po intsony ve ianareo mivady? Miaritra fotsiny ve ianao fa tsy tena mankafy ny fiarahanareo? Raha izany no izy dia malahelo angamba ianao fa nihanangatsiaka ny fifankatiavanareo. Azo antoka anefa fa irinao hanome voninahitra an'ilay Andriamanitra tianao ny fanambadianao, satria Kristianina ianao angamba.
Mihamaro ny tokatrano rava amin'izao vanin'andro iainantsika izao. Sao dia misy mety azonao atao mba hanavotana azy ireny?

Ahoana no hanampiantsika ny lehilahy ho tia an'i vadiny tahaka ny tenany, tsy ho vosarikin'ny vehivavy hafa? Ahoana ny hanampiantsika an'ny Lehilahy mba haneken'ny vadiny azy sy hanajany azy fatratra?

Ahoana no hanampiantsika ny vehivavy mba hanaiky sy hanaja ny vadiny ? Ahoana no hanampiantsika ny vehivavy mba ho lasa tian'ny lehilahy tahaka ny tenany?

Inona daholo ny olana mety mitranga ary ahoana no fiantrehana izany. Natao hifampizarana sy hifanampiana ity dinika ity mba hiarahantsika manavotra ny tokatranon'ireo mpiara-belona amintsika.

tsotra ny valiny,aza miankina amin'ny herin'ny tenanao fa ankino amin'Atra avokoa ny fiainanao,ny fanambadianao ary avelao izy no hitantana ny tokantranonao ok
12. ikaretsaka ( 23/09/2010 20:36)

ouioui:

Leity de manamarin-tena foana no anton-draharaha, ny olona manambandy sy vita voady teo anatrehan'Antra ireny mihitsy no tena gaigy ao fa elah ve bainn ahoana a!! reny pasy ireny mihitsy no misavirivol , de reny ry zalahy tsy maharitra fa manisy ankizy kely [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/doh%21-45.gif[/IMG]


angamba tsy any @ ny fanondranan'ny pasy sns.. loatra no tian'i mpanazava resahina eto fa hoe ho an'ny mpitovo mitady vady sahaza ho azy
mahatonga ahy milaza hoe raha any @ scouts io na any @ koral, na any ampiangonana @ ireny fikambanana e sy sampatsampana tanora sns.. ireny ry zareo no mifankahita , tsy misy maharatsy izany kosa
13. ouioui ( 23/09/2010 20:49)
mpanazava:

Manambady ve ianao? Mahatsiaro ho sambatra am-panambadiana ve ianao, sa misy olana lehibe ao an-tokatranonao? Lasa tsy mifandray am-po intsony ve ianareo mivady? Miaritra fotsiny ve ianao fa tsy tena mankafy ny fiarahanareo? Raha izany no izy dia malahelo angamba ianao fa nihanangatsiaka ny fifankatiavanareo. Azo antoka anefa fa irinao hanome voninahitra an'ilay Andriamanitra tianao ny fanambadianao, satria Kristianina ianao angamba


ika:

angamba tsy any @ ny fanondranan'ny pasy sns.. loatra no tian'i mpanazava resahina eto fa hoe ho an'ny mpitovo mitady vady sahaza ho azy


Vakio tsara leisy ny voalaza a,ary aza cautionena ny heloka bevava vitan'ireo amboadia mitafy volon'ondry , refa tsy mety de helohana , elah mantsy tsy mety manameloka an'dry zalahy ireo mihitsy fa afindra @ "izao tontolo izao" foana ny resaka
Ny olona mpihatsara velatsihy ireny indrindra no tokony helohina mafy tsara , raha mba nanan-janaka elah ka nasin-dry zalahy reny angamba fanatonana tady no notadiavin'elah [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/sy_angry_fille.gif[/IMG]
14. ikaretsaka ( 23/09/2010 20:56)
de aiza no misy resaka pasitera manao pedofilie ao??
olona manambady sy olona mitady vady idealy ary fanatsarana ny fifandraisana @ samy mpivady ny resaka
15. ouioui ( 23/09/2010 21:21)
elah ty ve ndonto sa marenina e, reska mifaoka ny kristianina no tena base eto , ary fanontaniana no novelabelarina , de aiza no misy resaka vondrona , mandehana leity maka vacances ndray fa mbola tsy poinsa tsara bainn zany [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
16. ikaretsaka ( 23/09/2010 21:28)
laika sy fanambadiana no resaka eto ry IP fa tsy hoe rehefa resaka kristianina akory de tsy maintsy ampidirana pasy an.
io ihany no mahavoana anareo! diso vala famaritana lalandava
17. ouioui ( 23/09/2010 21:34)
Ary borné any @ IP elah ry leity , sao marary saina??? elaha anie bainn mandray tsy raisina e [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/crazy2.gif[/IMG]
Ary tsy zakan'elah mihitsy raha vao misy resaka pretre pédpphile s reny a, sao ary de ?????
Mila mikonfesy bainn [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Crade/wcmange.gif[/IMG]
18. ikaretsaka ( 23/09/2010 23:12)
tsy azon'ialahy akory ny dikan'ny IP eto kay (Integriste Protestant)
19. niryna ( 24/09/2010 05:32)

ouioui:

Vakio tsara leisy ny voalaza a,ary aza cautionena ny heloka bevava vitan'ireo amboadia mitafy volon'ondry , refa tsy mety de helohana , elah mantsy tsy mety manameloka an'dry zalahy ireo mihitsy fa afindra @ "izao tontolo izao" foana ny resaka
tantara efa lavabe tsy mety ho tapitra mihitsy io-stantara mampalaehlo ary tsy ireo ihany fa na ny ray niteraka ny ankizy hafa koa na ny anadahiny na ny cousins-ny sasany dia misy mahavanindoza toa ireo ihany koa saingy tsy mipoitra sy tsy misy mitantara fa kely fotsiny no mba henon'ny tena eny
samy mbola ho tsaraina avokoa isika rehetra fa ny fantatro fotsiny kosa aloha rehefa manatona an'i kristy ny olona ka miaiky ny fahotany ary mamgataka famelankeloka amin'ny fo feno fanetrehantena ary mino marina tokoa fa afaka hamonjy azy sy hanala ny ontany rehetra Izy dia ho dioviny izany ary tsy ho tsaroany intsony -Tsy misy marina isika na dia iray aza kanefa kosa rehefa miaiky izany isika dia tsy hisy na misy na nisy intsony olona afaka hanameloka antsika ka hitanisa izany ratsy vitantsika izany intsony-Aoka ho azy ireo sy Atra izany fa dia samia ary mivavaka ary miaiky ny fahotana ka mangataka izany famelankeloka izany Aminy
20. ouioui ( 24/09/2010 09:25)
niry:

samy mbola ho tsaraina avokoa isika rehetra fa ny fantatro fotsiny kosa aloha rehefa manatona an'i kristy ny olona ka miaiky ny fahotany ary mamgataka famelankeloka amin'ny fo feno fanetrehantena ary mino marina tokoa fa afaka hamonjy azy sy hanala ny ontany rehetra Izy dia ho dioviny izany ary tsy ho tsaroany intsony -

Tsy zay mbola any fa eto aloha tonga de avoaka tao de alefa prison daholo ze pedophilie teo , tsy hoe afindra ary anaona de any ndray manohy ny asany, tsy hoe amborarina ara-bola de milamina , tsssss, faizina d'ieny zao [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/fache-non-non-248932.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0542