Ahoana no hanampiana ny lehilahy na ny vehivavy ho vady mahafinaritra sy mahafampo?
21. ikaretsaka
(
25/09/2010 01:23)
marina mihitsy izany.. tokony atomboka amin'izany ialahy ohatra fa tsy ny hafa foana no menomenonana eo
22. ouioui
(
25/09/2010 07:50)
Diso be zany ry bainn a, raha tsy izany tsisy olona niakatra fitsarana izany , zay tratra de tratra ary helohina araka ny lalàna,
Tokony hampianarina tsara izay hiditra pretra fa mazamazana ny tsy hikasika vhv sao midikizo ka tsy mahatanty , @ izay dieny vao mianga ohatra de miala teo zay be rendrarendra , fa misy koa mantsy ry zalahy mitady paps de mody misitrika ao nefa hita ihany fa tsy vokatry ny fony de tsy mahavita fa mitsoaka an-daharana [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-frappe-maboule.gif[/IMG]

23. victoria
(
28/09/2010 10:33)
AndriambyII:
Miharena:
rehefa samy mahay mandinika ny elanelam-panahy ao aminy sy ny olona miaraka aminy ka mahay mifameno dia tonga lafatra ny fanambadiana sy ny fianakaviana mipoitra avy eo.
Raha sexe no hivadiana dia lomorina ny fisainana fa tsy misy fanahy ao na dia kely aza. Izay no antony mampisaraka satria ny lavo dia tsy mahatanty ny akanga tsara soratra.
Eka ouzz , nefa tsy ampy ny valin-teninao milamm .
Rehefalozotranysainasynyfonymasonyfananahananytsinaysynyfangerezana,...dialozotrahatr@finoanasynysainakou@farany.Kanyolanareefatonga@ionyolonamanombokaantitrasymenoposée,démvilanadaôlydaôlynyfjerynytontolomanodidina.Misyazaolonamanadinofaniterakafitolahyfitovavybeizaonefahadinonynyhatr@n'nyanaranjanany,manafangaronylokohitan'nymasonymihinankinampoanaarymanaonaosyminominofoanaOhatrahitasymivainganaireotratran'nymaladieparkinsonsyalzeimernydaltonienJeroangehnymaazoireokatomonogamedéjereokounyfiainanireoolonasasanyrahatenamanampandinihanaisikadiahahatsikaritrafamifanendyampitoerananyolonapolygametsyniainamalalakananarakanylalànan'nynatioraéDéeritreretoouéaônanyfombafiresakynympivadyefananaovolam-bolamenaralehilahyefaverytadidy,ravehivavyefanifitsakasylozotraatidoha.
Mahandrovantankinininasyfatàkasolonaravitotoangambasisanometyhohitahataon'ireorahasendrambamahitatokomirehitraafosyvilanymasakahandrahoantsakafo.
Ie tena misy tokoa izao voatanisan'i AndriambyII izao, ny antony de bedebe, fa anisan'ny ny hoe "tanora ratsy fihary, antitra vao mifako kitay". Nefa tsy toa izao daholo kosa no iafaran'ny olombelona e ! i AndriambyII ve izao dia ho toy izao ?
Fa ilay fanontaniana izany no tokony préciser-na hoe, "ahoana no hanampiana ny lehilahy na ny vehivavy ho vady mahafinaritra mahafampo ? ka resy lahatra fa mila fanampiana.
24. vonynive
(
05/10/2010 11:39)
ho ahy ny fanambadiana de nataon'Atra aloha, ka raha miresaka fanambadiana isika de tsy afamisaraka @ Atra izany,
ity àry misy torohevitra efa fantatsika kristianian izy ity
tsy voatery hamaky ity toko ity isika raha tsy mazoto an, tonga de zay ery ambanimbany jerena
(((((efesiana 5 : 22 Hianareo vehivavy, maneke ny vadinareo tahaka ny anekena ny Tompo.23 Fa ny lahy no lohan'ny vavy, dia tahaka an'i Kristy koa Lohan'ny fiangonana; ary Izy no mpamonjy ny tena.24 Fa tahaka ny anaken'ny fiangonana an'i Kristy no haneken'ny vavy ny lahy koa amin'ny zavatra rehetra.25 Hianareo lehilahy, tiava ny vadinareo, dia tahaka ny nitiavan'i Kristy ny fiangoanana ka nanolorany ny tenany hamonjy azy,26 mba hahamasina azy amin'ny anadiovany azy amin'ny rano fanasana amin'ny teny;27 mba ho raisiny [hatolony] ho an'ny tenany izany ho fiangonana malaza tsy misy pentipentina, na fiketronana, ny izay toy izany, fa mba mho masina sady tsy misy tsiny izay.28 Dia tahaka izany koa, ny lehilahy tokony ho tia ny vadiny tahaka ny tenany ihany. Izay tia ny vadiny dia tia ny tenany.29 Fa tsy mba nisy olona tsy tia ny nofony, fa mamelona sy mitaiza azy, dia tahaka an'i Kristy amin'ny fiangonana;30 fa momba ny tena isika.31 Ary noho izany ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ka hiray amin'ny vadiny, ary dia ho nofo iray ihany izy roroa" (Gen. 2. 24).32 Zava-miafina lehibe izany; fa milaza ny amin'i Kristy sy ny fiangonana aho.33 Na dia izany asa, samia tia ny vadiny tahaka ny tenany hianareo lehilahy rehetra, ary aoka kosa ny vavy hanaja [hatahotra] ny lahy.)))))
fijery tsy mahazatra no ijerentsika azy eto, fa le fanazavana ny antanantohatry ny tokantrano:
jeso no lohan'ny lahy, ny lahy no lohan'ny vavy
ka raha lehilahy enao d hajao ilay Lohanao dia Jeso izany
fa raha vehivavy ianao dia hajao le lohanao dia ny vadinao izany
za mino fa matoa misy ny olana de vokatry ny tsy fanajana ny ambony fahefana izany, refa ajainao ny amboninao d hajain'ny ambany fahefana noho ianao ianao
-tsy misy mahay manova olona isika afatsy ny Fanahy Masina ihany, angataho @ Le Fahefana Ambony (Jeso) mba hahay hanaja (hatahotra) Azy ny lahy zay lohan'ny vavy dia hatahotra ny lahy koa ny vavy
ohatra : refa manaja ny ambony fahefana (Jeso) ny lahy dia tsy hisotra toaka intsony de mbola himonomonona ve ramatoa sy ny ankizy fa tsy hanaja azy @ izay?
-matoa ny vehivavy akohovavy maneno dia ny lahy izany no akoholahy maneno
--*izany oe mila an'i Jeso ho mpanapaka ny tokantranotsika isika
--*raha samy hitaky ny lahy oe maneke enao ravehivavy de oy ny vavy oe koa ianao aza tsy tia akory de samy tsy hivaha ny olana fa andramo ny mitaky @ Ilay Lohan'ny zavatra rehetra ny zavatra tadiavinao.