FAIZANA IREO MPANAO POLITIKA MIADY SEZA
1. piozila
(
17/09/2010 06:08)
Ry vahoaka malagasy,
Mazava izao fa tsy misy fitiavan-tanindrazana eo amin'ireo mpanao politika(sandoka) eto Madagasikara
Mazava fa fitadiavana tombontsoa manokana sy fivarotan-tanindrazana no miseho lany
Mazava fa mbola voaindraindra ny fampisarahambazana ny malagasy amin'ny fanindraindrana ny hoa ianareeo hauts plateaux,izahay cotiers; lova navelan'ny frantsay io.
Mazava fa misy ny fitongilanana esty sy eroa(partialité) ary tsy misy na dia IRAY AZA manana eritreritra hampandroso an'i Madagasikara
Mazava fa nuy fihaonambem-pirelena dia hevitra hitazomana an'i Andry RAJOELINA eo amin'ny fitondrana.
noho izany:
MIANTSO NY VAHOAKA MALAGASY REHETRA IZAY TONGA SAINA MBA TSY HISY HANDRAY ANJARA AMIN'NY FIFIDIANANA REHETRA IZAY HATAO SATRIA MAZAVA IZAO FA MBOLA OLONA HIHINANA NY VOLAMBAHOAKA SY HANAO TSINONTSINONA NY VAHOAKA NO HO LANY EO NA IZA IZY NA IZA
TANJONA: ho latsaky ny 5 isanjanto ny mpifidy ary ho afabaraka na ny mpanomana ny fifidianana na ny olona fidiana.

répondu par Miharena le 30/09/2010 14:06
2. rpetit
(
17/09/2010 09:18)
piozila:

3. rpetit
(
17/09/2010 09:19)

hamaly hevitra kely izahay
4. rpetit
(
17/09/2010 09:23)

IZAHO IZAHAY DIA TE HAMALY ARY ANISAN'NY MANKASITRAKA IO HEVITRA IO FA TENA TSY MISY TOKOA NY fitiavan tanindrazana marina zany , mahantra ny vahoaka ,ary ity tena tsy zakanay mintsy :
ianareo ve tsy mahatsapa fa tsy mbola nis fitondrana tahaka ity FAT ity
mandainga izay milaza fa milamina antananarivo sy ny manodidina satria
MIRONGATRA IZAY TSY IZY NY VAKY TRANO-HALA BOTRY TENA TSY RARINY INTSONY
IZAHAY MOA DIA EFA ANISAN NY VOA koa manentana antsika tonga saina rehetra
tsy rariny intsony e ANDAO HIARA MIENTANA DIA LASA IZAO IZA TOKOA MOA NO ANDRASANA
FA TSY LASA ARY EFA ELA NO TS MAMELY IO FANJAKANA HOSOKA IO
ANDAO
5. milamm
(
17/09/2010 10:39)
ireo fahantrana sy fahoriana mianjady indrindra 19 volana lasa izao ara-tsaina sy ara- batana(noho i lavanify mpanoha riana saribakoliny frantsay) ,tsindry hazo lena,ramatahora,tsy rariny izay mpampirodana ny haja sy voninahitry ny fiaraha-monina Malagasy ka manandevo antsika ho eo ambany vahohony izy ireo indray taratry erana fifohazan-tsaina izao miseho izao(collective conscious) , ny tsoaka dia iray ny vahoaka no tompony teny farany fa tsy ny basy marovava(vox populi,vox dei).Tsy isika rehetra izay iharany fanandevozany mpanao politika mizaka ny tsy erany aina ihany no voakasika fa ao koa ireo ,mpitsara izay mivarotra ny fahefany @ tombotsoa manokana , miaramila sy tafika isan'ambaratongany nanosiboho-tanana ireto mpiray tanindrazana aminy mila vonjy , sy ireo solombavam-bahoaka ,antenimieran-doholona,andrim-panjakana isan'antokony nametrahany vahoaka ny fitokisany ,atambaro ny hery ka arodano @ izay ity fitondran'olomeloka MPAMPIHOROHORO ny firenena MALAGASY ity , raha mampiseho firaisan-kina isika izay vaha-olana akaiky indrindra sy mahomby dia ho montsana io manda tadiaviny mpanoha riana atsangana io ' Izay mitambatra vato ,izay misaraka fasika '
6. piozila
(
17/09/2010 16:38)
Misaotra anareo namaly ny antso sahady. Aelezo ity foto-kevitra famaizana ity. TSY MIFIDY INTSONY ISIKA RAHA MBOLA IREO NO EO.
7. fijo
(
17/09/2010 19:11)
Ivato: Hatomboka amin'ny sakafo aloha fa hita eo ny seza avy eo
Efa mazava fa fitadiavan-tseza no tena antondia eny Ivato. 4000 ny olona tonga teny ary sahirana tokoa ireo mpikarakara tamin'izany. Ny fizarana sakafo moa dia lasa fifandrombahana ka somary nivadika ho hatsikana sy adiady aza. Marihina fa tsy tonga teny antoerana ny Ankolafy telo.

8. AndriambyII
(
18/09/2010 00:24)
Seza rivotra sa seza mintsingilahila Rafijo?Ny akolafy razana manatombo ve mbo tao ?
9. piozila
(
18/09/2010 06:11)
Araka ny nadrasandry zalahy ny fanampahankevitra: I andry radomelina afaka milatsaka filoha na ho androany aza ny fifidianana, i Ravalomanana tsy nahazo famontsorankeloka sady tsy mahazo milatsaka.
10. Miharena
(
18/09/2010 07:04)
Antso tsy mahomby intsony izany resaka famaizana ny hafa izany izao raPiozila.
Marina fa misy tokoa ireo mpampihorohoro ary efa fantatra fa fomba fiady politika daholo izany. Saingy ny Gasy ve tsy afaka ny hibanjina ny ho aviny amin'ny tsy fijerena ny lasa fa manorina fomba fijery vaovao?
Ny fanenjehana isan-karazany dia tsy hahatonga antsika ho aiza akory. Ary ny fanomezana tsiny mpitondra dia efa toe-tsaina lomorina tokony esorina amin'ny olon-drehetra. Ny miezaka manao izay manandrify ny tena ihany izao no mety ary raha hoe fifidianana dia tsara raha manana saina madio manao izany.
Tsy ny manenjika izay miasa sy miezaka miasa no vahaolana fa ny manampy tosika ary mitady izay hahatomombana ny tena tsirairay afaka mijery avy eny ambony ny firindran'ny fomba fisainana ka hiezaka hanisy hery izay fihevitra mazava rehetra ary hanafoana ny hevitra maizina (dia ny hevitra tsaho voizina manambolo famoizam-po rehetra).
Fiovam-panahy no tadiavina izao ary tsy ho tafita izay heverina rehetra raha toa ka mifanipaka toa valala an-karona eto ny Gasy.
Nahoana moa ny Amerikana no afaka manana toe-tsaina hiezaka hanova izao tontolo izao? Satria ny volany aza anie jereo tsara fa misy soratra hoe "In God we trust" e! Isika Gasy dia tokony tsy hanao boloky amin'ny fangalan-tahaka fa mba tokony hanana originalité ahay amin'ny fomba fieritreretana dia hiezaka hamerina ny fisainana milamina miankina amin'Andriamanitra. Io no tokony hoenti-mifananatra fa tsy ny henjikenjika amin'ny famaritana ny tokony ho mpitondra firenena. Izy ao ambony no afaka manome olona hitondra ny tany tsirairay ka raha izao no sitraNY dia tsy afaka ny hihoatra izany isika. Araho vavaka dia rodana izay hevitra tsy mahomby fa tsy ny mamboly hevitra tsy mahomby hafa vaovao no hamoaka antsika amin'ny krizy (izay tsy krizy fa fakana bahana indray hialana amin'ny fahasemporana napetraky ny rafitra tsy mahomby rehetra teo aloha).

11. piozila
(
18/09/2010 09:58)
Miharena:

O ry miharena a! aza mampianatra science-po na théologie aty anty forum fa tsy ilina izany aty. Ary aza mandany andro amin'ny théoria lavabe fa efa halohalika ny ranombary. AZa atao exemple i Etats-Unis fa any tsy misy fanavakavahna fiaviana rehefa resaka fitondrana, eny fa na ny voan'ny apartheid aza dia mety ho voafidy ho filoha.
Ny vavaka ilaina, fa foana ny finoana tsy arahan'asa.
Hoy ianao hoe antso tsy mahomby intsony. Aminao angamba no tsy mahomby satria ianao dia miaro mafy andradomelina ka maniry ny hahalany azy amboninahitra, fa aminay dia tsy mila fifidianana noketrehin'ny FOZA izay hita fa mpano politika sandoka mamarina ankady ny firenena daholo; mandehana ianao mifidy fa izahay tsy handany andro hifidy ny olona hihinana ny volambahoaka. Tohizo ny lalanareo,tohizanay ny lalanay.
12. Miharena
(
20/09/2010 04:52)
Koa raha antso mifototra amin'ny fijerena olona hatrany no atao eto dia tsy hahomby izany piozila. Izaho izay miteny dia manana neutralité de vision ary tsy manao politika. Ny fahitana ny politikan-tsafotofoto no antony anoratako mba hihiratan'ny mason'ny tsy manao io karazan-politika io.
Araho asa araka ny maha-ianao anao mpivavaka aza ilay izy fa aza asiana fitsaratsaram-poana. Rehefa ireo no voapetraka eo ary raha mbola hitohy ity tetezana lavabe ity dia misy hery manohitra manao izay hitohizany eo, dia ireo izay miziriziry ny tsy handrosoana. Rehefa mipetraka hatrany ny fizarana roa sy ny fisian'ny ahiahy amin'ny hafa dia teraka hatrany ny fialonana sy tsy fahaizana miasa eo amin'izay mihevitra fa tsy manam-pahefana. Ny mamboly olana isaky ny dingana ezahina no mampitohy lavabeeee ity raharaha ity.
Tsy ny resaka accusation loatra angamba no tsara fa aleo aza dia manentana ny olona hahay hijery mazava tsy asiana olakolaka hahay hijery izay tokony homban'ny rehetra fa tsy hirirotra zavatra efa hita fa mbola hampateza tetezana.
Piozila:

13. milamm
(
20/09/2010 21:50)
ajanony aloha ny fifampitsarana fa ifanipaka toy ny valala ankarona eto fotsiny ianareo m'tsamm na dia samy manana hevitra tsara azo atambatra aza , ity fitondrany saribakolimbazaha lavanify ity no fositra mazava mila arodana aloha satria raha hanorina hevitra na zavatra tsy toerana mitsingilahila no heverina hanaovana izany fa toerana tsara fototra ====> firaisan-kina ,izay mitambatra vato ,izay misaraka fasika, isika rehetra no tompon'andraikitra @ izany izay mahatsapa fa ilaina ny fanovana
14. Miharena
(
21/09/2010 07:03)
Efa engagé ihany moa ity dinika ity dia tiako hotohizana kely amin'ny resaka fanovana tiana hatao eto amin'ny tany. Aminareo, inona marina no fanovana?
Ny zavatra hita aloha izao dia manilika ny asa tokony hataon'ny mpitarika no ataon'ny olona eo amin'ny fahefana (na dia heverin'ny hafa aza fa tsy manam-pahefana izy). Mila olona manana ny lohany eo ambony soroka maromaro ny firenena vao afaka manana fahitsiam-pijery. Ka eo indrindra ny hoe mandeha mankaiza ilay resaka fanovana tiana hatao ary iza no mahatsapa tsara fa hatrizay anie ny hetahetan'ny vahoaka dia ny hahazoana misitraka ny harena napetrak'Andriamanitra ho azy sy misitraka ny valin'ny hatsembohan'ny tavany e! Nefa io dia lasa sarona amin'ny adilahy politika sy ny tsaho hoe lanin-dry zalahy ny sosy fa izahay mpitanty ran-kena fotsiny. Dia teraka ilay hoe te-handrombaka fahefana daholo ny bodo sy adala rehetra. Ny saribakoly oui msé moa dia manao izay ampanaovin'ny marionnetista azy fotsiny ka rehefa azony ny seza dia tsy misy vidiny izay fampanantenana hatao.
DIa eto indray ary isika izao fa lazaina fa mitsingilahila ny fitondrana satria tsy misy firaisan-kina. Ny firaisan-kina dia tsy ny fandrodanana fa ny fanampiana. Ampio izay eo izao mba ho afaka hampiditra ny hetahetan'ny mponina fa tsy ny fitarihana azy handrodana indray no vahaolana.
Ilay olona tsirairay mihitsy no mila manana fijery mahitsy fa tsy manaotao foana.
Ny cercle vicieux eto amintsika dia io resaka fanenjehana io hatrany, dia izay eo dia voahenjika na tsara na ratsy ataony. Miala amin'ny jeu politika tsy mahomby dia miditra amin'ny fomba fijery mampihavana raha te-hiala amin'izao savorovoro ateraky ny fifandroritana noho ny famoronana ankolafy ankolafy izao e! Isika ihany no manangana saikana eo amoloantsika amin'ny famoronana hevi-dravina ka asakasak'izay mbola hiditra amina hevi-dravina tsy hihinanan-kanina!

15. milamm
(
21/09/2010 11:13)
raha izay resaka fifanampiana izay no resahina dia tsy azo heverina ho mitombina akory ,raha nanana fotoana nanaovana izany tsara i lavanify sy ireo fatin'olona tsy misy lohany ireo fa tarihiny frantsay tompony nanampy an'Atoa Ravalomanana tsy ho tonga @ zao toerana sarotra izao ny firenena,matoa ekena any @ tany mandroso ny antoko mpanohitra ao anaty filan-kevibahoaka dia ilaina satria mampiroborobo ny fiaraha-miasa sy tolokevitra aroso'izy ireo eo anivony tanindrazany ,nandrodana ny efa nisy ny fat nefa tsy nahavita afatsy ny nivarotra ny fananampirenena sy nandroba , tsy manana rafitra sy lamina fahaiza-mitantana izay no antony tsy anekeny firaisambeny firenena rehetra hiara-miasa aminy noho izany hirodana ho azy satria tsy marim=pototra ====> mpanongam-panjakana no ilazan'izy ireo azy na ny frantsay lehibeny mpiatsara ivelan-tsihy aza manonona azy tsy ho ara-dalana
mino aho fa fantatry miharena tsara fa tsy halatra fahefana akory no antsoina hoe fanovana ,ny olona manana fijery mahitsy dia manaja ny atao hoe ara-dalana na ny safidim-bahoaka ka saino tsara ary aloha hoe olona tsy nofidianao ve fa mangalatra ny fananany mpiara-belona aminao sy mamono ireo mpiara-monina no ampianao ====> miray tsikombakomba aminy izany ianao no dikany

16. Miharena
(
21/09/2010 13:43)
Milamm tsara ny hevitrao fa eo amin'ilay hoe fanalàna ny misy eo izao fotsiny no mety misy zavatra mandringa kely eo amin'ny fomba famahana olana. Raha ny fahazoako izay mijery amin'ny fomba tsy misy fironana dia hita mazava fa tsy misy afa-tsy ny fandrodanana izay eo hatrany no heverin'ny lafiny manohitra fitondrana na iza izy na iza. Izao indray dia resaka tetezamita dia efa hatao indray ve izay fomba fanao izay sa miezaka manarina izay fomba tsy mety izay?
Politika amboamboarina ny fisan'ny antoko mpanohitra fa tsy mahavaly izay hetahetam-bahoaka velively. Indrindra fa aty amin'ny tany lazaina fa andalam-pandrosoana (ilay fandrosoana aza aloha tsy fantatra hoe inona no mari-drefy hametrahana azy raha eo amin'ny iraisam-pirenena no jerena na eo amin'ny sehatra anatin'ny firenena).
Ka mbola miverina ihany ny fanontaniana hoe inona ilay fanovana e! ny fandrodanana sy fanejehana olona sa fanampiana amin'izay hevitra tsara mivoaka amin'ny olona tsirairay?

17. milamm
(
21/09/2010 22:50)
efa voalaza eo ambony ngamba ny valiny fa inona moa no atao hoe hevitra ? ny manara-dalana sy mankato ny safidim-bahoaka ,tapitra
18. Miharena
(
22/09/2010 05:39)
Rehefa tsy manana paika mazava tsy misy faneriterena ahafahana mametraka tsara ny fahavononan'ny olona tsirairay entina manatanteraka ny hevitra izay notanisaina hoe "manara-dalàna" dia naman'ny tsy manan-kevitra mitombina.
Anisan'ny tsongaina ohatra ny kabary nataon'i Pr Zafy, raha tsy diso faheno aho dia izy no nilaza tany Antsiranana hoe "mila rà latsaka vao afaka eo Andry Rajoelina"???
Hevitra mahomby ve izany?
Tsy fanenjehana no ahafahana miara-miaina sy mahita hevitra mahomby fa ny fifanakalozan-kevitra ka ireo izay miezaka ny mandrindra izany dia tokony ho tohanana.

19. milamm
(
24/09/2010 09:48)
mba mahaiza mandinika lalina ranamana fa tena manan-kevitra tokoa ireo zanak'akoho voafaokany hitsikitsika natao ivavahany ,efa nisy ny paika mazava notanterin'ireo mitsinjo ny hafa rehetra (manara-dalana)fa tsy drafitra iarovany tombotsoa manokana ny tenany fotsiny, fanalana ny fitondram-pahefana miaramila(military institution), famerenana sy fanajana ny lalampanorenana sy ny zon'ny olom-pirenena tsy ankanavaka, satria 1 no lojika araky ny fihevitry miaramila rehetra teo hatrizay( fositry herim-pamoretana sy ra mandriaka 72,91,2009) didin'ny besandry
angady sy tanampolo no hifanatrika @ basy marovava nodimbiasan'izy ireo toy ireo sonegaly nahazo baiko izany t@ androny fanjanahan-tany(lezionera-tirailleur 1947) mba ahazahoany mambotry haingana ireo mpiray tanindrazana aminy
Ary samy mahalala tsara fa mitombina io teniny zafy io ,fitondrana mihoson-dra sy feno heloka bevava ohatran'io ny lalana nidirany ihany no ivoahany nefa kosa @ ity indray mitoraka ity ary eo no ilaina ny miaramila vahiny hanelanelana sy hiaro ireo tanampolo mitaky ny zony ,rariny sy hitsiny ...

20. Miharena
(
24/09/2010 10:44)
Resaka tetezana no eto fa tsy fitondrana ranamana milamm!
Izay ilay hoe inona marina no tiana ahatongavana fa tsy mazava e!
Miaramila vahiny hanao inona?
Efa fantatra fa raha vahoaka tanam-polo araka ny filazanao dia mazava ny azy: Tsy mila vahiny hitsabaka, tsy mila olona mpanao kabary ambony vavahady, tsy mila olona mpanao bontolo. Mila kosa olon-kendry, manana ny hazon-damosina ary mahafantatra tsara ny lalan-kombany sy homban'ny vahoaka; Mila miaramila misaina miaro amin'ny fahitsiam-pijery sy fahitsiam-pitondrantena.
Raha fintinina dia mila mazava saina amin'ny situation rehetra ary manome hevitra tsara fa tsy hevitra tsy misy fotony. Hevitra mandroso fa tsy mandihy ambony sahafa.