FAIZANA IREO MPANAO POLITIKA MIADY SEZA
21. milamm
(
24/09/2010 11:19)
tetezana boboka mpanoha riana sy tapaka @ fifandraisana rehetra ao anatiny sy ivelany ve ry miharena no atao hoe misy fotony sy azo ianteherana,fantatrao ny valiny satria tsy misy hiampita @ zany eo raha te hiroboka hamono tena dia mirosoa fa ny olona rehetra misaina sy mandinika tsy hisy hanaiky hiditra @ zany ,asa na mazava hatreto na tsia...
hendry sy miaro ary mikatsaka ny fiandrianam-pirenena ve io tetezana io ? fantatrao koa ny valiny,tsy manao kobaka am-bava sy mazava ary mangarahara asa ! miaramila natao ho herim-pamoretana sy tsy tandroka hiaro ny vozona, anjarantsika no mandinika raha hampandroso izany na tsia

novalian'i Miharena ny 04/10/2010 06:10
22. piozila
(
24/09/2010 15:06)
Miharena:
Koa raha antso mifototra amin'ny fijerena olona hatrany no atao eto dia tsy hahomby izany piozila. Izaho izay miteny dia manana neutralité de vision ary tsy manao politika. Ny fahitana ny politikan-tsafotofoto no antony anoratako mba hihiratan'ny mason'ny tsy manao io karazan-politika io.
Piozila:
Ny vavaka ilaina, fa foana ny finoana tsy arahan'asa.
Araho asa araka ny maha-ianao anao mpivavaka aza ilay izy fa aza asiana fitsaratsaram-poana. Rehefa ireo no voapetraka eo ary raha mbola hitohy ity tetezana lavabe ity dia misy hery manohitra manao izay hitohizany eo, dia ireo izay miziriziry ny tsy handrosoana. Rehefa mipetraka hatrany ny fizarana roa sy ny fisian'ny ahiahy amin'ny hafa dia teraka hatrany ny fialonana sy tsy fahaizana miasa eo amin'izay mihevitra fa tsy manam-pahefana. Ny mamboly olana isaky ny dingana ezahina no mampitohy lavabeeee ity raharaha ity.
Tsy ny resaka accusation loatra angamba no tsara fa aleo aza dia manentana ny olona hahay hijery mazava tsy asiana olakolaka hahay hijery izay tokony homban'ny rehetra fa tsy hirirotra zavatra efa hita fa mbola hampateza tetezana.
Izaho anie ry miharena mbola tsy nilaza hoe mpivavaka e! Ianao no nampiditra izany tato, ary ho anao indrindra io fa tsy ho ahy.
Faharoa, efa tsy mahita hatokona intsony ve ny radomelinanareo vao hoe andeha tsy asiana valifaty?
TSY RARINY IZANY.
Raha manaiky ny mpitondra faty fa hotsaraina daholo ny mpanao politika rehetra, indrindra fa ireo mitondra amin'izao fotoana izaop dia d'accord aho. Fa raha ohatra kosa ka hiala maina ny ekipan_drajoelina kanefa nanimba ny firenena dia tsy misy fika; tsy maintsy mamaly izahay.
23. ouioui
(
24/09/2010 15:35)
piozila:
Izaho anie ry miharena mbola tsy nilaza hoe mpivavaka e! Ianao no nampiditra izany tato, ary ho anao indrindra io fa tsy ho ahy.
Hay ve miharena io mivavaka hatraty @ politika aty e, ary anefa nedala milaza fa apetraho tsara ny fanontaniana de nolazaika fa be hoa no valin-teny mifangaroharo ary tena izay sahady nedaly de tratra tato , tssssss, avaho tsara hono lesy hono ny politika sy ny fivavahana a
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-fume-cigare.gif[/IMG]
24. Miharena
(
25/09/2010 13:19)
Ny fivavahana Ra-Oui miteraka fitondran-tena sy fahitsiam-pisainana ary fahitsiam-panahy eo amin'izay atao rehetra fa tsy fantaisie akory.
Tsy hoe rehefa mivavaka dia tsy hresaka politika. Ilay fahitsiam-pijery araka ny politika tena amin'ny maha-teny tokony hanana ny lanjany azy no resahana fa tsy politikan'ny mpihatsaravelatsihy.
Ny fijery mifangaro dia noho ny tsy fananana fanahy mitombina afaka tsara mamaha olana iray sy mametraka tsara sy mahatanteraka izay vahaolana avy amintsika tsirairay izay.
Raha resaka valifaty dia tsy ho an'ny mpivavaka izany ary izay indrindra no anararaotan'ny hafa izay manana tombontsoa amin'izany ny hitsetsefana ny harena ananan'ny mpiady an-trano.
Ka aleo asiana fahitsiam-pijery ihany izy ity fa tsy mamafy rivotra mijinja tadio lava eto ny Gasy noho ny afitsoky ny resaka tsy voahevitra miverimberina io.
Izaho hoy aho averiko indray fa tsy miandany amin'iza na iza satria izaho tsy manao io resaka politika pejoratif nareo io.

25. ouioui
(
25/09/2010 15:05)
O ry leity miharena a mba miharena ihany elah fa lany andro eo elah ,tsy fanjakan'ny zanak'israely ntsony zao bainn a!!! Aza mitady théocratie elah hoa
Samy milaza mpivavaka daholo zay miainga eo fa e e e, tsy elah no hanova izao tontolo zao bainn a

26. Miharena
(
26/09/2010 03:39)
Rehefa tsy mahomby daholo izay eritreretin'ny lohaben'olombelona ra Oui dia tsy maintsy tonga amin'izany fanovana izany an! Rehefa mifoha ny olona dia mazava ny lalan-kalehany fa rehefa donto saina milaza lava izao fomba firesakao azy izao hoe "tsy ny olona no hanova izao tontolo izao" dia marina ny anao ra Oui.
Olona tsy misy personnalité naturellement forte no manao io fomba fijerinao io amiko.
Aza tezitra fa tsiky dia ampy zama a!

27. ouioui
(
26/09/2010 22:15)
Diso be elah miharena , elah ve mihevitra fa vao mbola tsisy fa vao voalohany izao revin-gradran'elah zao bainn, utopique be ny kôzin'elah bainn, miverena ihany ety an-tany bainn a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Messages/ZB_SOR%7E1.GIF[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole-pointe.gif.gif[/IMG]
Politika bainn , resaka politika ihany fa aza manao fangarobe mantsiny a, tsy adala ny firenena mandroso nanasaraka ny resaka fivavahana sy ny fanjakanan eny fa mbola mijabajabaka @ resaka politika io foana aza ny papanareo [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-sourire-affreux.gif.gif[/IMG]

28. Miharena
(
27/09/2010 04:14)
Tsy revin-gadra ra-Oui zany resaka atao izany a! Ahirato tsara ny maso alohan'ny hitenenanana firenena mandroso. Matoa izy mandroso ary isika lazaina fa tsy mandroso dia tsetsefiny ny harentsika. Ny mpanao politika no tsy eto an-tany ny lohany fa any amin'ny hevi-dravina. Ny olona mitombon-tsaina dia ireo izay nampiroborobo ny fisainana mazava fa tsy namboly teti-dratsy (politika maloto). Dia eo dia variana maka tahaka ny ataon'ny hafa lazaina fa mandroso nefa ny hoza-pe tsy maharaka dia laozana miady fahefana. Tsy handroso mihitsy raha maka tahaka ny firenena efa hitobahan'ny vola fa vao mainka voateliny ao fa ahirato kely ny maso.
Aoka ariana amin'izay ny fanaovana rajakom-politika dia aoka hanana fisainana vaovao mazava entina mitondra tena sy mifampitondra samy mpiara-belona.

29. piozila
(
27/09/2010 10:37)
Miharena:
Ny fivavahana Ra-Oui miteraka fitondran-tena sy fahitsiam-pisainana ary fahitsiam-panahy eo amin'izay atao rehetra fa tsy fantaisie akory.
Tsy hoe rehefa mivavaka dia tsy hresaka politika. Ilay fahitsiam-pijery araka ny politika tena amin'ny maha-teny tokony hanana ny lanjany azy no resahana fa tsy politikan'ny mpihatsaravelatsihy.
Ny fijery mifangaro dia noho ny tsy fananana fanahy mitombina afaka tsara mamaha olana iray sy mametraka tsara sy mahatanteraka izay vahaolana avy amintsika tsirairay izay.
Raha resaka valifaty dia tsy ho an'ny mpivavaka izany ary izay indrindra no anararaotan'ny hafa izay manana tombontsoa amin'izany ny hitsetsefana ny harena ananan'ny mpiady an-trano.
Ka aleo asiana fahitsiam-pijery ihany izy ity fa tsy mamafy rivotra mijinja tadio lava eto ny Gasy noho ny afitsoky ny resaka tsy voahevitra miverimberina io.
Izaho hoy aho averiko indray fa tsy miandany amin'iza na iza satria izaho tsy manao io resaka politika pejoratif nareo io.
NY MAZAVA ALOHA DIA MITONGILANA IANAO;
RAHA MANAIKY IANAO FA TOKONY HO TSARAINA DAHOLO NY MPANAO POLITIKA REHETRA, INDRINDRA FA NY AMIN'IZAO FOTOANA IZAO(radomelina, ramaro sahona, kolonely mangalatra anarana, ratsy rahona, pety mangetotra, orgasme, razana kisoa, sns...)TSY MISY ANKANAVAKA DIA NEUTRE.
FA TSY HOE REHEFA ILAY TEO ALOHA DIA MAMAFY RIVOTRA FA REHEFA RADOMELINA DE OLOMARINA. TSIA, TSY MANAIKY IZANY IZAHAY ARY TSY HANAIKY IZANY;
30. ouioui
(
27/09/2010 17:28)
miharena:
Tsy revin-gadra ra-Oui zany resaka atao izany a! Ahirato tsara ny maso alohan'ny hitenenanana firenena mandroso. Matoa izy mandroso ary isika lazaina fa tsy mandroso dia tsetsefiny ny harentsika
O ry leity a, naninona ary tsy resaka ny ny rafitry ny fanjakana gasy zany no nitenenin'elah vao nianga satria rafitra nolovaina t@ zalah mpanjanaka daholo !!![IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/3d-surpris-non.gif[/IMG]
Fa tsy hoe mila hamasinina ny olona mpanao politika??? zay mantsy no niandohan'ny resak'elah de ozy ny pokna , aza afangaro bain ny resaka politika sy ny fivavahana
Tsisy miteny @ lah koa hoe mangalà tahaka be fahatany !!! voankazo an'ala io bainn a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/l_bhuhhh.gif[/IMG]
miharena:
Aoka ariana amin'izay ny fanaovana rajakom-politika dia aoka hanana fisainana vaovao mazava entina mitondra tena sy mifampitondra samy mpiara-belona.
D etongava ndray hanamasina bainn a[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
31. Miharena
(
28/09/2010 07:36)
Milamm:
O ry leity a, naninona ary tsy resaka ny ny rafitry ny fanjakana gasy zany no nitenenin'elah vao nianga satria rafitra nolovaina t@ zalah mpanjanaka daholo !!! Fa tsy hoe mila hamasinina ny olona mpanao politika??? zay mantsy no niandohan'ny resak'elah de ozy ny pokna , aza afangaro bain ny resaka politika sy ny fivavahana
Izaho tsy miteny hoe hamasinina ny mpanao politika??? ary tsy manafangaro inona na inona fa nareo no mifangaro voraka raha vao manasaraka ny politika sy fivavahana. Loha iray ihany no miasa na politika na fivavahana fa tsy loha roa. Rehefa roa mantsy izy dia izay ilay mifangaro voraka.
Hoy aho:
Ny fijery mifangaro dia noho ny tsy fananana fanahy mitombina afaka tsara mamaha olana iray sy mametraka tsara sy mahatanteraka izay vahaolana avy amintsika tsirairay izay.
32. piozila
(
28/09/2010 10:27)

Resaka fotsiny izany e! fampandriana adrisa; fanakanana ny vahoaka tsy hieritreritra ny mafy mahazo azy! firaisana tsikombakomba amin'i radomelina sy ramaro sahona sy ny namany rehetra; Fanohanana n y fifidianana tsy ara_dalàna, sns....
33. milamm
(
28/09/2010 21:20)
de tsy za klo no niteny io resaka rajako politika io, fa afangarony namana miharena @ le oui ndray za saode mba azony tamberin-dresaka nareo zany ?
34. piozila
(
29/09/2010 10:37)
Miharena:
Milamm:
O ry leity a, naninona ary tsy resaka ny ny rafitry ny fanjakana gasy zany no nitenenin'elah vao nianga satria rafitra nolovaina t@ zalah mpanjanaka daholo !!! Fa tsy hoe mila hamasinina ny olona mpanao politika??? zay mantsy no niandohan'ny resak'elah de ozy ny pokna , aza afangaro bain ny resaka politika sy ny fivavahana
Izaho tsy miteny hoe hamasinina ny mpanao politika??? ary tsy manafangaro inona na inona fa nareo no mifangaro voraka raha vao manasaraka ny politika sy fivavahana. Loha iray ihany no miasa na politika na fivavahana fa tsy loha roa. Rehefa roa mantsy izy dia izay ilay mifangaro voraka.
Hoy aho:
Ny fijery mifangaro dia noho ny tsy fananana fanahy mitombina afaka tsara mamaha olana iray sy mametraka tsara sy mahatanteraka izay vahaolana avy amintsika tsirairay izay.
Tsy hilamina io raha tsy mesure mitovy no raisina ho an'ny mpitondra-mpanao politika teto hatramin'izay: tsaraina daholo izy rehetra ary samy mizaka ny vokany, fa tsy ho ny sasany hiala maina satria eo amperinasa. SINON, mbola hamaly faty foana ireo izay nampiharana fanaparampahefana dia ho toy izany hatrany.... kanefa malahelo aho milaza aminao fa i ramaro sahona sy radomelina dia tsy manaiky ho tsarainao izany. DIKANY: mitohy ny gidragidra sady hihamafy aza.
35. Miharena
(
29/09/2010 11:22)
Tsy mitongilana aho fa mazava fa rehefa mbola mandeha hatrany ny fitongilanan'ny fitsarana dia tsy misy zavatra hanjary akory.
Ny zava-misy sy mitranga ary ny tsy fahafahana mikororoka ny olana ahitana vaha-olana mahomby dia mazava fa noho ny tsirairay milalao ao anatiny tsy manana hazon-damosina sy tsy mandray ny opportunité rehetra handraisana fanapahan-kevitra hentitra hirosoana.
Variana amin'ny fitaomana vahoaka izay tsy hihetsika intsony ny olona misora-tena mpanohitra fitondrana tetezamita dia manjary tsy afaka mametraka amin-kitsim-po ny heviny marina.
Mila endri-pitondran-tena matotra kokoa amin'izao fotoana izao fa tsy tokony hanao kilalao na hitroatroatra tsy misy fotony eo am-pamahana olana izay samy namboly azy daholo na ny mpitondra sy ny vahoaka entina na ny fiombonana iraisam-pirenena.
Noho izany dia olona manana io foto-pisainana mazava io no tokony hohenoina teny fa tsy olona mirona etsy sy eroa, ka ny tsaho afafy no entina hanavesatra ny loha sy handotoana ny lohan'ny mponina. Ny mponina dia mijery sy mahita tsara ary tsy miteny fa manao izay asa azony hatao tsy handratra azy.
Tsy fampandriana adrisa fa famohazana vahoaka no atao izao, satria tsy izay mitondra eo akory no hampiakatra sotro ao am-bavan'ny vahoaka fa ny vahoaka no sady miasa no mandoa ny karaman'ny mpiasam-bahoaka dia ireo miady ho eo amin'ny fitondrana.
Ka aoka hajaina arak'izay ny vahoaka fa aza dia mihevitra hoe rehefa manana fahefana dia hanararaotra. Efa ela ihany manko izay 50 taona izay nahatsapan'ny vahoaka fa tsy misy antenaina izay olona mpanao politika satria tsy mahatsapa io lojikan-javatra io.
Dia miverina amin'ny loha-hevitrao mihitsy aho piozila hoe faizana ny mpanao politika fa tsy amin'ny endriny politika pejoratif no hamaizana azy fa hitsiana tsara tsy handrebireby fa hanana fitondran-tena mazava.

36. ouioui
(
29/09/2010 14:14)
Efa manomboka tsy manafangaro finoana sy politika intsony bainn miharena izany an, tohizo fa tsara , efa misy fivoarana nefa mbola be koa ny ezaka mbola azo atao[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mini-sourire-4829.gif[/IMG]
Aty elah vao hita nefa tatsy nametrahako fanontaniana , tssss , izaho leity tsy minoa, ary elaha anefa tsy namaly ny fanontaniako fa manao tari-dositra aty @ resaka politika , aza miditra klôty tery leiss bainn a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/lol.gif[/IMG]

37. ouioui
(
29/09/2010 14:18)
miharena:
Izaho tsy miteny hoe hamasinina ny mpanao politika??? ary tsy manafangaro inona na inona fa nareo no mifangaro voraka raha vao manasaraka ny politika sy fivavahana. Loha iray ihany no miasa na politika na fivavahana fa tsy loha roa. Rehefa roa mantsy izy dia izay ilay mifangaro voraka.
Vontom-pinoana loatra elah bainn a!! efa 19 mois zay ny politika nafana teo tsy hita elah fa niditra tampoka teo de izay no nampifangaron'elah le resaka ,lasa vary @ anana ve sisa bainn [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mini-sourire-4829.gif[/IMG]
38. Miharena
(
30/09/2010 14:06)
Ny zavatra hitan'ny maso aloha izao Ra-Oui tamin'izay 9 mois lazainao izay dia vary amin'anana ny zavatra ataon'ny milaza azy manasaraka politika sy fivavahana. Dia io tsy tafavoaka na aiza na aiza io. Ny fananam-panahy mihitsy no ariana manko dia misavoritaka eo fa tsy misy iray mba misaina tsara mandeha amin'ny tokony ho izy sy manana hery hi-digérer situation.
Tsy ao intsony ilay hoe rehefa teny ierana dia lany ary manontona ny saina amam-panahy amin'izay lalana azo hombana izay.

39. piozila
(
02/10/2010 13:07)
Io fa tafiditra ilay hevitra: miantso ny olona tsy handeha hifidy ry zareo ao amin'ny 3 mouvances.
Ary mbola hihamafy ny fanoherana io fifidianana sandoka io fa vao manomboka isika. Aiza ve ka ny president fkt tsirairay avy no asaina miantoka ny panneau hanaovana propagande any Antsirabe? fa angaha tsy manambola indray ny tetezamita? sa efa lany?
FIFIDIANANA TSY MATOTRA HOY AHO, sady izay indray bulletin unique, ny 60% gasy anefa tsy mahay mamaky teny sy manoratra(Mandehana any amabanivohitra any de ho hitanao) donc fomba tsotra indrindra hangalarambato.

40. Miharena
(
04/10/2010 06:10)
Ouioui:
Aty elah vao hita nefa tatsy nametrahako fanontaniana , tssss , izaho leity tsy minoa, ary elaha anefa tsy namaly ny fanontaniako fa manao tari-dositra aty @ resaka politika , aza miditra klôty tery leiss bainn a
Salut zama a! ny fomba fandraisanareo resaka anie no mikorontana dia manjary tsy hitan'ny hafa ny hamaliana anareo e!
Tsy miditra kloty tery mihitsy aho zama fa mijery sy mandinika ny fahanginan'ny vahoaka a!
Ny mitsakotsako izao no atao fa tsy midradradradra an-dalam-be ary miandry ny mpanao politika tsy mivonona hiova fo hahilika mba hahatsapa tena.
Rehefa nodradraina manko ilay hoe "feon'ny vahoaka, feon'Andriamanitra" dia mazava fa vavan'ny mpanao politika no niteny io ka asakasany fa dia mandray ny vokany izy isaky ny mandeha.
Izay no mahatonga ahy hilaza foana hoe aleo re mba izay marina sy maha-resy lahatra hampivoatra no lazaina fa aza mamato-tena ka ny feon'Andriamanitra dradrainao no hamingotra anao amim-pahanginana.
Ilay hoe manao tari-dositra zama dia lazaiko fa ny resaka lazaina eto, na politika io na fivavahana dia entina hampahitsy fijery sy hampahitsy fanahy satria ny fanahy no voalohany vao ny rindran-damina apetraka. Raha tsy izay dia tratran'ny dissociation foana sy tergiversation ny olona tsirairay dia lasa mandihy ambony sahafa!!!