ANARAM-PIANGONANA
1. rijadolly
(
27/08/2010 18:51)
JAONA 4: 20 Ny razantsika nivavaka teto amin'ity tendrombohitra ity; fa hianareo kosa milaza fa any Jerosalema no tokony hivavahana.21 Hoy Jesosy taminy: Ravehivavy, minoa Ahy, fa avy ny andro ka tsy amin'ity tendrombohitra ity, na any Jerosalema aza, no hivavahanareo amin'ny Ray.
Fa aiza marina no hivavahana amin' izany andro izany e?
22 Hianareo mivavaka amin'izay tsy fantatrareo; izahay kosa mivavaka amin'izay fantatray, satria avy amin'ny Jiosy ny famonjena.23 Fa avy ny andro sady tonga ankehitriny, raha ny tena mpivavaka hivavaka amin'ny Ray amin'ny fanahy sy ny fahamarinana; fa ny Ray koa mitady ny mpivavaka aminy ho tahaka izany.24 Andriamanitra dia Fanahy; ary izay mivavaka aminy tsy maintsy mivavaka amin'ny fanahy sy ny fahamarinana.25 Hoy ravehivavy taminy: Fantatro fa avy ny Mesia (Ilay atao hoe Kristy); ka rehefa tonga Izy, dia hambarany amintsika ny zavatra rehetra.26 Hoy Jesosy taminy: Izaho Izay miresaka aminao no Izy.

répondu par niryna le 10/09/2010 16:55
2. mpanazava
(
27/08/2010 21:06)
Fa avy ny andro sady tonga ankehitriny, raha ny tena mpivavaka hivavaka amin'ny Ray amin'ny fanahy sy ny fahamarinana; fa ny Ray koa mitady ny mpivavaka aminy ho tahaka izany.24 Andriamanitra dia Fanahy; ary izay mivavaka aminy tsy maintsy mivavaka amin'ny fanahy sy ny fahamarinana
3. ouioui
(
28/08/2010 13:47)
Tsara ilay hira ry rijadolly , fa tsy tonga taty amintsika traty angamba ny filazantsara raha toa ka samy nipetraka daholo ny apostoly nionina niheno an'ijesosy fotsiny fa tsy nanaraka ilay tarigetra ny hanamparitahana azy , satria tadidio fa be ny karazam-pivavahana t@ izany fotoana izany
Ilazao famonjena izay tsy mbola manantena hoy ny hiran'i njila izay

4. Miharena
(
30/08/2010 09:00)
Mpanazava:
Fa aiza marina no hivavahana amin' izany andro izany e?
Ny fivavahana mihitsy no misy ahitsy kely satria tsy vavaka amin'ny fanahy avokoa angaha ny an'ny rehetra?
Na samy manana ny fisokony (Fiangonany) aza dia io fivavahana amin'ny Fanahy sy fahamarinana io ihany no Fototr'izy rehetra.
Ny fahatongavan-tsaina no mametra ny andro hihiratan'ny olona amin'io fivavahana amin'ny Fanahy io, izay azo lazaina fa fifandraisana tanteraka amin'ny Fanahy Masina mampiray antsika amin'ny Ray sy ny Zanaka.
5. Mpanazava
(
30/08/2010 14:30)
Misaotra anao Miharena nizara, saingy tsy Mpanazava angamba no tokony anarana hapetraka amin'ilay citation fa olona hafa satria hoatrany tsy tadidiko hoe : efa nametraka fanontaniana hoatran'io ve aho....
6. ikaretsaka
(
30/08/2010 23:17)
Ny fivavahana mihitsy no misy ahitsy kely satria tsy vavaka amin'ny fanahy avokoa angaha ny an'ny rehetra?
tsy afaka itompoan-teny fatratra io satria tsy fantatra , satria tsy ianao no ilay fanahy hivavahana
Ny fahatongavan-tsaina no mametra ny andro hihiratan'ny olona amin'io fivavahana amin'ny Fanahy io, izay azo lazaina fa fifandraisana tanteraka amin'ny Fanahy Masina mampiray antsika amin'ny Ray sy ny Zanaka
marina io.. saingy.. @ io dia ny fomban'iza no mety? fy 'azo lazaina fa "fifandraisana tanteraka @ fanahy masina"? tsy misy mahay koa io valiny io!
7. Miharena
(
31/08/2010 05:22)
Miala tsiny amin'i Mpanazava fa Rijadolly no tiana soratana.
Ilay resaka fomba araka ny resaka izay efa novelabelariko teto dia hodin-javatra avokoa fa raha mandinika ny vontoatin'ny finoana ao anatin'ny olona isika dia ny fifandraisana amin'ny Fanahy Masina (=Fanahy Loharano Mpamorona) avokoa no ifotorany. Fomba maro no entin'ny olona tsirairay avy ahatongavana amin'izany. Ao ny milaza fa méditation io, ao no milaza fa vavaka io, ao no milaza fa famakianteny io sns...
Ny tena vontoatiny anefa dia ilay fifandraisana sy firaisana amin'ny Loharano Mpamorona.
Miloatra avy ao am-po avokoa ny vavaka rehetra na inona na inona ary fanadiovam-po daholo no ataon'ny olona. Ny hahazoana fiadanana hitoetra ao am-po no tadiavin'ny tsirairay.
Ikaretsaka:
marina io.. saingy.. @ io dia ny fomban'iza no mety? fy 'azo lazaina fa "fifandraisana tanteraka @ fanahy masina"? tsy misy mahay koa io valiny io!
Ilay resaka fomba araka ny resaka izay efa novelabelariko teto dia hodin-javatra avokoa fa raha mandinika ny vontoatin'ny finoana ao anatin'ny olona isika dia ny fifandraisana amin'ny Fanahy Masina (=Fanahy Loharano Mpamorona) avokoa no ifotorany. Fomba maro no entin'ny olona tsirairay avy ahatongavana amin'izany. Ao ny milaza fa méditation io, ao no milaza fa vavaka io, ao no milaza fa famakianteny io sns...
Ny tena vontoatiny anefa dia ilay fifandraisana sy firaisana amin'ny Loharano Mpamorona.
Miloatra avy ao am-po avokoa ny vavaka rehetra na inona na inona ary fanadiovam-po daholo no ataon'ny olona. Ny hahazoana fiadanana hitoetra ao am-po no tadiavin'ny tsirairay.
8. daran
(
31/08/2010 07:20)
tena tsara io andinin-tenin'i Rijadolly io an, @ io valinteny io iany ny valiny.
Eo @ andininy 23 izy zao milaza hoe "Fa avy ny andro sady tonga ankehitriny, raha ny tena mpivavaka hivavaka amin'ny Ray amin'ny fanahy sy ny fahamarinana; fa ny Ray koa mitady ny mpivavaka aminy ho tahaka izany." Tsy zava-dehibe @ A/tra tsony ny toerana hivavahantsika satria taloha ohatra d tany Jerosalema ny tempoly, fa @ zao kosa ny zava-dehibe dia ny ampianarin'i Jesosy antsika eto hoe ny TENA MPIVAVAKA
- hivavaka @ Ray
- hivavaka @ Ray @ fanahy. Io andinin-teny io d mampahatsiaro ahy lay tenin'i Jesosy ao @ Matio 22:37 hoe "tiava an'i Jehovah A/trao @ fonao rht sy ny fanahinao rht..." Zany hoe ref mivavaka @ A/tra isika d @ tsy manao tapatapany hoe ref mety amiko d ataoko fa tena mila mivavaka @ Ray @ fonao lalina enao ary mankato azy @ fiainanao rht, (tena misy aminao A/tra 24h/24). A/tra koa Fanahy, tsy hita maso dia mazava ho azy fa hivavaka @ A/tra tsy hita maso enao.
- hivavaka @ Ray @ fahamarinana. Io ndray tena mazava. Halan'A/tra ny lainga ka isika d tokony ho sûr tanteraka hoe mifanaraka @ lé fahamarinana voalaza ao @ baiboly ny zvt hinoantsika.
Tsara b mitsy ny fanamafisan'i Jesosy eo @ andininy 23 io hoe " Fa A/tra dia mitady ny mpivavaka aminy tahaka izany". Io teny io dia manamporofo amintsika fa misy critère jeren'A/tra ref mivavaka isika.

9. ikaretsaka
(
31/08/2010 12:47)
Ny fo sy ny fanahy aloha ry daran @ teny Grika sy Hebreo dia mitovy ny ampiasainy azy ny Kardia sy ny Psyko sy Dunamis sy ny Dianoia raha mianatra ireo teny 2 ireo ianao dia tsy hainao intsony hoe le mitempo ve izany resahin'i leity izany sa le misaina... rehefa miresaka amindreo ianao
10. ikaretsaka
(
31/08/2010 12:49)
Ny fo sy ny fanahy aloha ry daran @ teny Grika sy Hebreo dia mitovy ny ampiasainy azy ny Kardia sy ny Psyko sy Dunamis sy ny Dianoia raha mianatra ireo teny 2 ireo ianao dia tsy hainao intsony hoe le mitempo ve izany resahin'i leity izany sa le misaina... rehefa miresaka amindreo ianao
11. daran
(
01/09/2010 06:16)
en tout cas izy 2 reo samy miresaka zvt ts hitantsika maso fa ao anaty ao ka midika zany fa tokony ho tena lalina ny fitiavantsika an'A/tra fa tsy superficielle fotsiny (io lé hoe Tompoko, tompoko araka ny voalazan'i Jesosy)
12. rijadolly
(
01/09/2010 16:42)
Manamafy ny hevitry Daran sy i Miharena koa aho..., io ilay lazaiko eto foana hoe ny ao anaty no mikaonty raha tena Tepolin' Andriamanitra marina ianao, ka tsapanao fa efa ao anatinao ilay Fanjakan' Andriamanitra, fa tsy Tompoko, Tompoko fotsiny nefa tsy ny fanahiny ny ao dia very ny hezaka.
LIOKA 19 : 20 Ary Jesosy, nony nanontanian'ny Fariseo izay andro hihavin'ny fanjakan'Andriamanitra, dia namaly azy hoe: Tsy misehoseho ny fihavin'ny fanjakan'Andriamanitra.21 Ary ny olona tsy hanao hoe: Indro, ety! Na ery! Fa, indro, ny fanjakan'Andriamanitra dia ao anatinareo.22 Ary hoy Izy tamin'ny mpianatra: Ho avy ny andro hanirianareo hahita ny anankiray amin'ny andron'ny Zanak'olona, nefa tsy hahita hianareo.23 Ary ny olona hilaza aminareo hoe: Indro; ery! Na: Indro, ety! Nefa aza mandeha hianareo, na manaraka azy.24 Fa tahaka ny helatra manelatra hatramin'ny faravodilanitra ka mahazava hatramin'ny farany koa, dia ho toy izany ny Zanak'olona amin'ny androny

13. ikaretsaka
(
01/09/2010 21:33)
RD ary tafa ihany izany ilany kay le hoe "jereo amin'ny zavatra rehetra Atra de hitanao ha ao anatinao"
14. ouioui
(
01/09/2010 22:52)
daran:
"Fa avy ny andro sady tonga ankehitriny, raha ny tena mpivavaka hivavaka amin'ny Ray amin'ny fanahy sy ny fahamarinana; fa ny Ray koa mitady ny mpivavaka aminy ho tahaka izany."
Ka ny an'ika , sapile 150 vavaka masin'i Maria virjiny tsianjery maimbo , sty misy hidiran'ny zava-piainana intsony fa 150 é , dia lazainy fa vitany 13segondra , tsss, misy tary dia tena mampihomehy fotsiny sisa klé [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
15. ouioui
(
01/09/2010 22:58)
ika:
ikaretsaka - 31/08/2010 14:47
Ny fo sy ny fanahy aloha ry daran @ teny Grika sy Hebreo dia mitovy ny ampiasainy azy ny Kardia sy ny Psyko sy Dunamis sy ny Dianoia raha mianatra ireo teny 2 ireo ianao dia tsy hainao intsony hoe le mitempo ve izany resahin'i leity izany sa le misaina... rehefa miresaka amindreo ianaoValio | Miverina eny ambony
ikaretsaka - 31/08/2010 14:49
Ny fo sy ny fanahy aloha ry daran @ teny Grika sy Hebreo dia mitovy ny ampiasainy azy ny Kardia sy ny Psyko sy Dunamis sy ny Dianoia raha mianatra ireo teny 2 ireo ianao dia tsy hainao intsony hoe le mitempo ve izany resahin'i leity izany sa le misaina... rehefa miresaka amindreo ianao
Lasa miboredika sisa klé, refrain[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
16. daran
(
02/09/2010 07:04)
ouioui
Ka ny an'ika , sapile 150 vavaka masin'i Maria virjiny tsianjery maimbo
ka raha ataony @ fony kosa lé sapilé!!! mety mba mihaino iany angamba A/tra!!hahaha
mba ahoana tokontrany moa ref misy ol 7 milliard miara manao sapilé 150 isan'andro, mba manao ahoana tokoa ny hafaliana any ambony any e?
17. ikaretsaka
(
02/09/2010 23:39)
izay io mantsy.. ny fo sy ny finoana no basen'io voalohany no mitondra an'io
18. ouioui
(
03/09/2010 15:22)
Tsy izay ao am-ponao ve no resahina raha hivavaka klé [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG], raha tsianjery izany tena tsy avy @ fo zany bainn a
19. rijadolly
(
03/09/2010 15:35)
HS angamba ty ô!
Ika:Misy tsy azoko tsara ilay tian' ika hampita eto, ilay hoe efa ao anatinao fa matory fa mila fohazina ve izany?
RD ary tafa ihany izany ilany kay le hoe "jereo amin'ny zavatra rehetra Atra de hitanao ha ao anatinao"
20. ikaretsaka
(
03/09/2010 16:34)
an an an.. le hoe izao zavatra rehetra izao dia mety hampiasainao ahitana an'Atra aby