ANARAM-PIANGONANA

21. ouioui ( 04/09/2010 00:10)
miharena:

Ao ny milaza fa méditation io, ao no milaza fa vavaka io, ao no milaza fa famakianteny io sns...
Ny tena vontoatiny anefa dia ilay fifandraisana sy firaisana amin'ny Loharano Mpamorona.

Miloatra avy ao am-po avokoa ny vavaka rehetra na inona na inona ary fanadiovam-po daholo no ataon'ny olona. Ny hahazoana fiadanana hitoetra ao am-po no tadiavin'ny tsirairay.

Tena mazava be ny valin-teninao , mitombina tanteraka [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/0020.gif[/IMG]
22. fafane ( 10/09/2010 14:42)
Ny tanjoko rehefa mivavaka de ny fiassurevako fa manatrika eo Andriamanitra, ary maheno ny vavaka ataoko,ary za @zay fotoana zay mahatsapa ny presence ny, mety ho toro2 fo aho ka latsa-dranomaso,zay moa no tena hitany voalohany hoe ny fo.toro2 sy mangorakoraka tsy mba ataon'Andriamanitra tsinontsinona, de mahazo herin'Andriamanitra aho sady assuurer ko fa mihainoahy Izy, fa tsy tsianjery ny vavaka ataoko na atao latasy fa tena avy ao ampoko.no.teneniko Aminy, n'aiza2 ihany koa toerana misy ahy de fantatro fa hitana fona aho
23. niryna ( 10/09/2010 16:55)
Andriamanitra dia fanahy ary isika koa dia mivavaka amin'ny Fanahy.Eny rehefa tena mino sy manatona azy isika dia aneho antsika ny fahagagana maro amin'ny fiainantsika izy ary hibitsika mangina amintsika isan'andro.
Amin'ny maha fanahy azy dia manambara koa ny soratra masina fa Atra saro-piaro izy ka ilay fanahy ao anatintsika(ny fo fa tsy ny saina) .,rehefa mivavaka aminy ao anatin'ny fotsika tokoa isika dia aneho izany rehetra izany amintsika izy.Maninona aza izaho no tsy misy fanahy mi bitsika mangina mampianatra ny lalana tokony alehako? ka raha ampianao zavatra hafa izy fa tsy ny fanahy ao anatinao no ataonao mifandray azy dia tsy aheno hianao.
Tsy ny andro na ny fiangonana no zava-dehibe fa ilay fifandraisan'ny fanahy ao anatintsika mino azy,manaiky azy,mino ny fitsanganan'ny zanany tamin'ny maty ary mino koa fa ny diakampony no nanafahana antsika tamin'ny fahotana dia aheno izany feo mibitsika ao anatintsika izany isika.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0449