eny ary misaotra anareo tamin'ny hevitra nivoaka rehetra ! ...
1. andrywui
(
25/08/2010 13:38)
Hery !
efa navoakako daholo ny korontan'entana sy ny vata tato antrano nikarohako an'io valiteny io fotsiny ! misaotra tamin'ireo nahamarina ! - hery ! ianao tsy nahalala an'io VICARIUS FILII DEI io mihitsy ! fa ity ny dikany tompokolahy !! - raha mahay ny valeur -ny chiffres rehetra hianareo dia ataovy ny contes fa tsisy diso io na tonga dia tapeo eo amin'ny google io vicarius filii dei io dia ahita zava-doza tsy mbola fahita isika !
misaotra anareo !

http://www.revealed.org/vicar.htm
répondu par Miharena le 31/08/2010 07:24
4. andrywui
(
25/08/2010 13:41)
misy mi saboté ve ? http://www.revealed.org/vicar.htm
io le lien de azafady mba idiro fa misy zavatra mahamahimahina ah amin'ity resaka ity !!

6. hery
(
25/08/2010 13:55)
Misokatra tsara ka.
Fa aiza ilay sary? Sary ange no nandrasana tamin'i andrywui e :-)
Fa efa io moa izany sisa no azon'i andrywui aseho fa tsy nahita sary porofo koa dia zavatra tokana ihany no raisiko ao anatin'io.
Tsy io no titre iantsoana ny evekan'i Roma, na ny Papa izany. Fomba hahatratrarana ilay isa 666 fotsiny io fa tsy mbola nisy niantso ny Papa ho Vicaire du Fils de Dieu mihitsy. Raha tena mitady amin'ny google tokoa i andrywui mikasika an'i Vicarius Filii Dei io dia mahita fa ny sekta no te hiantso ny Papa an'io titre io mba hahafahana manao an'ilay isa :-)
Dia fantatr'i andrywui amin'izay no mahatonga an'i andrywui tsy nahita sary? Satria tsy misy satroka misy an'io soratra io, satria tsy anarana niantsoana ny Papa io :-)
Noheveriko hisy sary teo amin'ilay site kay mbola filazana tsy mitombona ihany

Car vous verrez bientôt, le titre latin accordé sur l'évéque de Rome est Vicarius Filii Dei
Tsy io no titre iantsoana ny evekan'i Roma, na ny Papa izany. Fomba hahatratrarana ilay isa 666 fotsiny io fa tsy mbola nisy niantso ny Papa ho Vicaire du Fils de Dieu mihitsy. Raha tena mitady amin'ny google tokoa i andrywui mikasika an'i Vicarius Filii Dei io dia mahita fa ny sekta no te hiantso ny Papa an'io titre io mba hahafahana manao an'ilay isa :-)
Dia fantatr'i andrywui amin'izay no mahatonga an'i andrywui tsy nahita sary? Satria tsy misy satroka misy an'io soratra io, satria tsy anarana niantsoana ny Papa io :-)
Noheveriko hisy sary teo amin'ilay site kay mbola filazana tsy mitombona ihany
7. ouioui
(
25/08/2010 14:35)
les lettres inscrites dans les mitres du pape sont ces 'VICARIUS FILII DEI'. qui sont le latin pour le ' CURÉ DU FILS D'UN DIEU. ' Les catholiques soutiennent que l'église, qui est une société visible, doit avoir une téte visible. Le Christ, avant son ascension dans le ciel, désigné rue Peter à l'acte en tant que son représentatif... Par conséquent à l'évéque de Rome, comme téte de l'église, a été donné le titre, ' CURÉ DU CHRIST '. " Notre visiteur de dimanche, (hebdomadaire catholique) " bureau d'information, " Huntington, Indiana, États-Unis, avril 18, 1915.
hery
Dia fantatr'i andrywui amin'izay no mahatonga an'i andrywui tsy nahita sary? Satria tsy misy satroka misy an'io soratra io, satria tsy anarana niantsoana ny Papa io
Hay misy kato ihany mahalala ny misy an'ilay soratra fa rahery no be cinéma, miolankolana , tsy te hampianatra intsony ve hery e, hihihi
8. infiny
(
25/08/2010 16:25)
hery:
Dia fantatr'i andrywui amin'izay no mahatonga an'i andrywui tsy nahita sary? Satria tsy misy satroka misy an'io soratra io, satria tsy anarana niantsoana ny Papa io
Tsy hoe tsy misy ilay izy fa "mety nisy" (mety tsy nisy koa saingy mbola tsy voaporofo koa ny tsy fisiany :)) saingy tsy hita intsony kosa e.
Ny mahagaga anie dia hoe noforonina fotsiny ve ilay teny io sa tena nisy ilay izy ka izay koa no antony nampalaza azy.
9. andrywui
(
25/08/2010 17:32)
ha ha ha ! ... vao fanombohandresaka izy ty hery fa milamina tsara alou a! ....
--- voalohany alou de tsy izaho no niteny an'io Vicarius Filii Dei io voalohany teto akory fa i borélais angamba izy zay !... hain'i hery tsara ny dikan'io teny voalaza eo amin'i satrok'i papa io angamba !!! faharoa :--- tsy nilaza "HITADY SARY TAMIN'I HERY AHO LE OMALY HANDEHA HANOKATRA VATA INY FA HITADY ILAY SORATRA AMIN'NY SATROKA HOA ZAH i hery no namorona voalohany hoe "tsy hitako lay sary misy soratra ry andrywui fa io alou sarin'i papa sao de mety io " .. fanodikodinana resaka izay !!! .. tsy izay resaka sary satroka koa no tena zava-dehibe fa ity soratra voalaza teo amle satroka sy ny fomba nandikan'ny olona an'ilay soratra !!! dia mbola manontany an'i hery ihany aho hoe : i hery ve mahay ny valeur -ny lettres rehetra ! ohatra A=12 , B=9 .... mahay an'io tsara i hery ?? de mba mangataka ary aho mba ianareo sy Ikaretsaka ihany no manisa an'io VFD io ! de lazao anay eto ny valiny !!! fa tsisy olona adala akory na tsy nianatra na kely fahalalana na tsy mandinika sy tsy ampy bagages akory ny olona raha miditra eto fa efa ampy traikefa sy mba nahita fianarana alavidavitra daholo matoa mahasahy mamosaka zavatra toy izao !!
-- fa aza matahotra fa mbola hitohy ny tantara .........
.tsiky dia ampy ! aza tezitra fotsiny !

10. andrywui
(
25/08/2010 17:35)
Voici la sagesse. Il qui a la compréhension, l'a laissé calculent le nombre de la béte, parce que c'est le nombre d'un homme; et son nombre est six cents et sixty-six
tsy hiteny olona intsony ah angamba fa izay manantsaina ozy ny teny no aoka hanisa fa fanisàn'olona izany ! .......... tsy adala sy hiteniteny foana akory ny olona ary ho sendrasendra ho lasa 666 tsinahy akory io fanisan'olona io !!.......

16. andrywui
(
25/08/2010 17:49)
nitsefotra io anakiray io fa aleo alefako ny lien de manokatra isika !
http://beckybecky.seesaa.net/article/35636862.html

18. hery
(
25/08/2010 23:22)
Misy soratra ve io satroka io?
1. Misaotra tamin'ny sary satroky ny Papa ofisialy rehetra. Fa nijery aho fa toa tsy misy soratra ireo satroka ireo, sa ao anatiny? :-D
2. Dia tsy menatra akory ve i andrywui miteny hoe ity no satroka misy soratra? lolll

Na olona tsy nanao photoshop aza dia afaka manao tahaka an'io.
3. Fantatro ny dikan'ny teny hoe Vicarius Filii Dei. Fa tsy misy satroka misy an'izany voaporofo. Ireo satroka hita amin'ny sary ireo dia tsy misy soratra. Ilay sary porofo nentin'i andrywui etsy ambony toa sary natao tanana.
4.
Teny niasa indray mandeha tamin'ilay hoe Donation de Constantin io. Teny niantsoany tamin'izany fotoana izany an'i Piera (fa tsy ny Papa). Io no hitan'ny sekta dia naeliny. Fa tsy misy document officiel mihitsy ao amin'ny Fiangonana Katolika miantso ny Papa ho Vicaire du Fils de Dieu. Ka raha ny Vicaire du Fils de Dieu no lazainareo fa 666 dia i Petera indray izany no lasa 666? Sao dia mba lasa lavitra :-)
5. Omeo sary satroka misy ilay soratra ho'a raha misy :-).

infiny:
Ny mahagaga anie dia hoe noforonina fotsiny ve ilay teny io sa tena nisy ilay izy ka izay koa no antony nampalaza azy.
Teny niasa indray mandeha tamin'ilay hoe Donation de Constantin io. Teny niantsoany tamin'izany fotoana izany an'i Piera (fa tsy ny Papa). Io no hitan'ny sekta dia naeliny. Fa tsy misy document officiel mihitsy ao amin'ny Fiangonana Katolika miantso ny Papa ho Vicaire du Fils de Dieu. Ka raha ny Vicaire du Fils de Dieu no lazainareo fa 666 dia i Petera indray izany no lasa 666? Sao dia mba lasa lavitra :-)
5. Omeo sary satroka misy ilay soratra ho'a raha misy :-).
19. ikaretsaka
(
25/08/2010 23:42)

hay ve anisan'ny Donatio Constantini io e! Normal raha mythique
20. andrywui
(
26/08/2010 07:18)
efa lazaiko anareo sasany fa tsy izaho hoa no mamorona fa mandefa ireo zavatra hitako sy halaliniko fotsiny ah !!..... jereo anie e! .. tsy zah an !
http://v.i.v.free.fr/pvkto/papaute-666.html