eny ary misaotra anareo tamin'ny hevitra nivoaka rehetra ! ...
21. andrywui
(
26/08/2010 07:22)
zah koa anie rey olona tsy mahalala hoe misy marina ve sa tsy nisy io soratra tamin'i satrok'i Ray Masina io amin'izao fotoana izao !!!! -- fa le izy aloha nisy saingy tsy fantatro mazava fotsiny hoe tamin'i pape fahafiry na amin'io pape izao io ve le izy !! - tsy mahalala ah fa matoa nivoaka ny nafenina dia zava-nisy zay fa tsisy hanokatra BLOG be fotsiny hamorona zany !! .. fa rehefa hoe niha ratsy le fandraisan'ny olona anle soratra de angamba , angamba hoy aho nesorina le izy tamin 'ireto pape taty aoriana ireo ..(na mety mbola misoratra ao iany tsy haiko ) fa ny ahy aloha dia ny étude iany e!
22. hery
(
26/08/2010 07:54)
andrywui:
efa lazaiko anareo sasany fa tsy izaho hoa no mamorona fa mandefa ireo zavatra hitako sy halaliniko fotsiny ah !!..... jereo anie e! .. tsy zah an !
Dia zazakely ve no mihinana am-bolony izay hita fotsiny fa tsy mba mijery akory?
Jereo anie ilay sary natao tanana ity e

Maimay ery i andrywui nametraka an'io kanefa na ilay soratra amin'ilay sary aza hita hoe napetaka be. Dia avy eo ilay soratra koa tsy hoe "Vicarius Filii Dei" fa "Ficarius..." Raha tena sary nipetraka amin'ny satrok'i Papa ve dia ho diso ny fanoratra azy?
Izay no teneniko hoe marina fa tsy i andrywui no namorona ilay sary, fa i andrywui kosa manana saina afaka mandinika sy maso afaka mijery tsara aloha.
Jereo koa ilay sarina papa manao corne amin'ny tanana io. Proportionnel tsara ve ny lohany sy ny vatany? :-)
23. ouioui
(
26/08/2010 11:59)
Alefaso hoe ny fandàvana ofisialy avy any Pape any leisy rahery fa aza mihodinkodina a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
24. ikaretsaka
(
26/08/2010 15:06)
Common sense kosa izaany fa tsy hoe mihodinkodina. Tsy maintsy mahazo fanambarana ofisialy foana ve vao ho kopy ny manan-tsaina fa azo atao ny zavatra iray na tsy azo?
Tsy maintsy misy decree ve vao. Ahalala ny olona ohatra hoe tsy azo hivoahana ao ambadiky ny tranonareo ohatra?
Tsy maintsy misy decree ve vao. Ahalala ny olona ohatra hoe tsy azo hivoahana ao ambadiky ny tranonareo ohatra?
25. ouioui
(
26/08/2010 15:36)
Comparer ce qui est comparable hoa efa izany foana no teneninan'elah ( tiare fa tsy mitre araka ny voalazan'ialahy manan-tsaina izany aloha io)
Trano indray eto dia =tiare tsssss [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
Resaka ofisialy izany tiare izany bainn fa tsy resak'hehy a
Trano indray eto dia =tiare tsssss [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
Resaka ofisialy izany tiare izany bainn fa tsy resak'hehy a
26. ikaretsaka
(
26/08/2010 15:53)
Mba afaka velaabelarin'i oui oui misimisy kokoa ve ny hoe inona sy aiza kay tsy maha comparab le an'izany?
27. ouioui
(
26/08/2010 16:05)
Io indray leity fa hanipuler olona klé , efa hoe zatra hafa atao fa efa lany daty hoa izao paikan'elah izao , fomba hitadiavan'elah roue de secours daholo io fa aza mila @ lohahevitra e mivaona eeeeee
Ny fanontaniako dia hoe resaka ofisialy daholo raha resaka momban'ny Pape izany fa tsy resaka ohatra trano no alain'ialahy , maninona raha tsy resaka tranon'akoho efa eto ihany elah [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/crazy2.gif[/IMG]

28. ikaretsaka
(
26/08/2010 19:28)
manontany za ..lazaina mi manipuler olona... hazavao ny hevitrao ra ouioui a
29. ouioui
(
26/08/2010 19:53)
Ny zavatra tsy azon'elah mihitsy aloha hatramin'izao dia izao afangaron'elah @ olona manontany nefa mahay aho , ny hietako @ valin-tenin'olona eto anefa dia tsotra ny an'elah sy rahery ihany no miolan-kolabe hotran'ny secte izany , matahotra mamaly sady miborké fanontaniana, mampandry fanontaniana [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/I_13SL%7E1.GIF[/IMG]
Efa narosoko ny teo ny fahitako azy hoe raha resaka mitre na resaka tiaren'ny Pape hoe dia misy démenti officiel, ka elah no nanap teolojia moa hoe elah ve tsy afaka hitondra fanazavana fanampiny fa raha tsy hanazava elah avelao fa tsy eo no anona eo [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/doh%21-45.gif[/IMG]
Dia hiverina indray izao io fanontanian'elah io ery ambany ery , lasa borné hoa tsy izaho no focaliser-na fa ny fanazavana no andrasan'olona

30. ikaretsaka
(
26/08/2010 21:27)
ka zavatra tsy marim-pototra ve letsy sady tsy malaza akory hoe tsaho ve letsy ho asiana dementi .. le porofo sy mu articles hanamarinana ilay tsaho haely aza tsy misy:
nanontanian'i Hery izao teto hoe aiza ny sary tsy namboarina misy an ilay satroka misy soratra: angaha nisy?
nanontanian'i Hery izao teto hoe aiza ny sary tsy namboarina misy an ilay satroka misy soratra: angaha nisy?
31. ouioui
(
26/08/2010 21:51)
Na manaùarina ny tsy mahamari-pototra azy aza tsy hain'elah[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-maboule.gif.gif[/IMG]
32. ikaretsaka
(
26/08/2010 22:52)
ka efa fantatra ve letsy fa tsy marim-pototra.. mazava ho azy ..
mbola hamarinina ihany...
aiza ary nareo izany
mbola hamarinina ihany...
aiza ary nareo izany
33. ouioui
(
26/08/2010 23:09)
Tsssss, lazaiko elah fa tsy marim-pototra ny fisian'Andriamanitra dia tsy hiezaka ve damopra hanazava ny mba saim-pantatr'elah 
Sujet hafa iny fa sao elah vao maika fanina eo[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mini-sourire-4829.gif[/IMG]
Sujet hafa iny fa sao elah vao maika fanina eo[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mini-sourire-4829.gif[/IMG]
34. ikaretsaka
(
26/08/2010 23:46)
au moins nanana porofo marim-pototra nahatonga olona maro nanadihady momban'ny porofo nentiny i damopra niezaka nanazava.. eo le maha samihafa azy
fa eto ve letsy .. kozy na bandikely vao mianatra manao sary sy proportions aza tsy hahalala hoe sary namboarina le izy
dia maika loatra dia ny Vicarius lasa ficarius
fikafika vikavika be e
fa eto ve letsy .. kozy na bandikely vao mianatra manao sary sy proportions aza tsy hahalala hoe sary namboarina le izy
dia maika loatra dia ny Vicarius lasa ficarius
fikafika vikavika be e
35. ouioui
(
27/08/2010 00:18)
andrywui:
tsy izay resaka sary satroka koa no tena zava-dehibe fa ity soratra voalaza teo amle satroka sy ny fomba nandikan'ny olona an'ilay soratra !!!
Io no fanontaniany ka raha tsy miady @ piesin'elah maninona moa tsy voatery hamaly bontana isaky mandeha anie elah e, sady @ izay ndray mbola resaka vinany , mivaona foana foana [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Messages/0011.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Messages/0017.gif[/IMG]
36. Miharena
(
31/08/2010 07:24)
Raha manaraka ny adihevitra aho dia mahita fa hevitra tsy marim-pototra fa fiheverana araka ny maha-olombelona te-hikaroka ka milaza ny vokatry ny fikarohany no ataon'ny olona mametraka io 666 io. Lasa mivoana be ilay filazana ny famonjena rehefa mandeha amin'io adihevitra io. Tsy hita intsony ny marina rehefa lasa ao anatin'io adihevitra io ny olona, ka eo indrindra no mila manao fanavahana tsara hoe inona no tiana hahatongavana?
Ny zavatra tiana hambara fotsiny dia ny resaka hoe olona sa fanahy eny amin'ny rivotra no tokony hodinihina tsara sy havahana tsara? Inona no mahatonga ny olona hanao fihetsika iray na fandinihina iray? Ny fitiavana hahalala ny marina sa ny fitiavana hanenjika ny mpiara-belona aminy?
Raha ny fahamarinana dia tsy misy afa-tsy ny fanekena izay misy rehetra aloha ary ny hevi-poronina dia tsy tafiditra ao anaty fahamarinana velively satria tsy maintsy ho rava izany na ho ela na ho aingana.
Koa tsy tsara loatra ny mampiditra ny olona any amin'ny resaka foronina (tafiditra ao daholo ireo resaka sikidy amin'izany resaka foronina izany, dia le hoe chiffres sy lettres asiana kajikajy ity).