Mahagaga ahy ihany ny olona milaza hoe Ray aman-drenin'ny Malagasy

1. antimpanahi ( 31/05/2010 21:28)
J’ai décidé de me consacrer à ma fonction de Président de tous les Malgaches et d’Å“uvrer pour leur bien.
Mahagaga ihany ry anaka no mahatonga anao hanandran-tena ho Ray aman-dreny , satria raha natao ny fitsapana hevi-bahoaka dia menatra daholo ny ankabeazany raha ianao no hatao Dadan'izy ireo
répondu par bekiraro le 04/06/2010 09:51
2. pikatti ( 31/05/2010 21:30)

Maty aho tgv
3. pikatti ( 31/05/2010 21:32)
Matinareo ty tgv klé, aoka leisy ry wiwi a, ialahy koa entin'ny alahelo an'i madamakely iny dia eo miteniteny fahatany eo fotsiny, androany hariva ihany leisy a
4. bebonga ( 31/05/2010 21:34)
Sao mba misy anjaranay koa any rapika, mba alefaso aty hoe less ny sariny mba asianay jiro kely
5. antimpanahy ( 31/05/2010 21:35)
anaka Pikatti ---maninoa moa ianao anaka no mangalatra ny PS sy ny sariko nefa efa nanariko dieny mbola tary aloha tary hoe avelao ny resaka ratsy ? mbola ataonao ihany ! hangataka any amin'y mpiandraikitra aho mba hanesoranao tsisy hatak'andro io zava-doza ataonao io ry tovolahy


misaotra anao tompoko
6. pikatti ( 31/05/2010 21:42)
Aiza izany anaka,ho lazainay ny mpiandraikitra
bebonga >>>> hanontanio aloha ny tompny
misaotra tompoko
7. bebonga ( 31/05/2010 21:48)
Nareo koa nama tsy aza hifanarahana , ahoana izany wiwi sao mba mety koa raha makany ny tary ?
8. antimpanahy ( 31/05/2010 21:55)
anaka bebonga
tsy mety ny hevitra taingina anaka sao ahitandoza . zay no teniko aminao ,toneo tsara ny fonao fa aza entimpo be loatra ,tadidio fa rehefa miakatra ny fo dia tsy voatana izy ka mety ahitandoza , ny hevitra avoaka anaka ary ny dinika valiana ,fa tsy hifamoaka PA akory no ahatongavanareo eto: diovy any ny PA nareo dia ampirimo fa ny saina hevitra politika izao no eto .raha hisy izany anaka dia any antoerankafa sy resaka hafa .



misaotra tompoko !

9. terrywui ( 31/05/2010 22:02)
AHOANA LETSY RAPIKA A

ZAO AHO LETSY VAO MBA NIDITRA SERASERA FA TARAIKY BE NIKROSY KELY TANY AMIN'NY PARC AH LE ... INONA DAHOLO ZATO RESAKAREO ATO ZANY KLE
ZA LETSY HATORY AMIZAY RAPIKA FA RADEM A ...
TOA MISY RESAKA MAIMBO VAVA ATO ZANY LE
.MILAY KOSA LETSY ATY TSY MILA AUTORISATION BE FA NA LE TANY DAGO INY AZA DEFA VALABLE 5ANS BE IZAO ATY KLE HON HON HON HON

BON NUIT LETSY A
10. pikatti ( 31/05/2010 22:03)
Aoka leisy ry bebonga a, lery aza efa tsy sahy miseho @ psny ntsony
11. pikatti ( 31/05/2010 22:14)
Ialahy anie rawix mora sirika be e, ary andàna @ izay elah matory , efa lasa hotran'ny antimpanahin'elah io ihany ny fisainanan'y olobe hantenain'io tgVendran'elah io
12. feticon ( 31/05/2010 22:24)
ialahy anie ra wiwi no tena pelaka eto ,nysipa eto @ serasera iahany mba hain'ialahy vonoina lolo , fidifidio ihany le vava
13. antimpanahy ( 31/05/2010 22:33)
" Ny miaramila efa zatra voa ,ary efa zatra mahavoa.." .raha mbola asiana fifanajana anaka dia alefaso ny resaka sy ny adihevitra ary ny politika , fa rehefa tsy zaka le izy de ndana matory . ny ankoatra izay raha tohizana amin'ny resaka hafa anaka dia resaka aty ambadika fa tsy tsara angamba raha eto amin'ny serasera no avoaka ,olona tsy mitovy isika , samy manana ny culture nitaizana azy ,ka ny fifanajana alou no alohan'ny zavatra rehetra ! rehefa tsy hifanaja intsony dia zavatra hafa izay !



misaotra tompoko
14. bekiraro ( 31/05/2010 22:37)
miwiwiwiw sisa le vandany ty, misehoa ilahay raha mafy be , heverin'elahy fa tsy hitako angaha ny tranonareo sao , moramora ty vava
15. antimpanahy ( 31/05/2010 22:41)
ny hevitra no miady anaka fa tsy isika olona ,resy ve hianareo? tsy mahita avaly tsony ve ? toneo ny fo ary fa OLONA SAMY HAFA ISIKA ka tsy tsara mifampisikotra fa ratsy ny fahafatesana ary tsy tsara ny samy Malagasy mifamono ! ny fifankatiavana ihany tompokolahy isany , izay no tena vahaolana tokana ho antsika !


misaotra anareo e
16. bekiraro ( 31/05/2010 22:47)
ialahy mantsy no nilaza hamono anay !!aiza izany fa miandry anie ny bandy e, aiza fa heverin'ialahy fa tgv ve izahay ka hisitrika raha tsy misy basy e, raha favy ialahy dia eto ny psn'ialahy terrywui dia aleo hifandinika raha tena mafy ialahy
17. antimpanahy ( 31/05/2010 22:55)
resak'alika ny anlah ! ambany fisainana otran dadany iany , tsy eto no hiresahana anizany raha atao fa afaka miresaka tsara sy miomana !
izao fotsiny tsotra ny resaka : OLONA samihafa isika ka afaka mifanaraka amin'izay tiana atao.zakako tsara zay miseho ,efa mivonona amin'izany hatry ny ela izahay mianakavy ! ka raha hiresaka de tsy eto mihitsy !!!!...ataovy matotra fifanarahana matotra sy mipetraka tsara atao !

18. bekiraro ( 31/05/2010 22:58)
Iza no lazain'ialahy fa alika , raha sahy ahy ialahy dai eto ary ny terrywuin'ialahy ahitako azay tsara hoe
19. Picassi ( 31/05/2010 23:02)
aoka izay ry zalahy fa niakatra be ny audience ra hery an
20. antimpanahy ( 31/05/2010 23:04)
resak'alika hoa ny anlah anak ! ataovy resaka matotra tsara raha hanova resaka hafa ! ary tsy eto amin seraseran'oul eto anaka fa any ambadika ! alika enao anaka !


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0561