Mahagaga ahy ihany ny olona milaza hoe Ray aman-drenin'ny Malagasy

41. bekiraro ( 01/06/2010 09:14)
wiwiwiwiwiwiw wawawawawa miafim-belona fotsiny sisa no azon'ialahy hatao eto , maninona raha mazàna no tsy voasakan'ialahy ny kôfy, sa heverin'ialahy fa sipa ve ny bandy e, any @ sipa any ialahy no mahasahy fa raha vao bandy miforin-drambo
42. terrywui ( 01/06/2010 09:16)
tsy ampahazaton'ny efa natrehako ze elah ...tsinjovy ny zanaka papa a...
43. bekiraro ( 01/06/2010 09:17)
sipa ve no tian'ialahy hiadiana e, raha izaho tsy moitsoaka an'ialahy , tairo ny fotoana
44. bekiraro ( 01/06/2010 09:17)
sipa ve no tian'ialahy hiadiana e, raha izaho tsy moitsoaka an'ialahy , tairo ny fotoana
45. terrywui ( 01/06/2010 09:20)
eto ve elah no mikozy anzany ? elah ve aona e! misy num ko any ,atsoy ah fa resaka milamina no anaovana anzany ary mila fifanarahana tsara satria tsy hisy hilalao amlah eo
46. bekiraro ( 01/06/2010 09:21)
aza manao olona leity raha tsy mahazaka a, izay fotsiny aloha no lazaiko an'ialahy
47. terrywui ( 01/06/2010 09:24)
hhhhmmm...mbola be ny fotoana hifankahitana fa asehoy ny tava ary !!! elah anie fantatro na miafina aza e ! raha ze elah ? tsinjovy ny zanakelah! fa tsisy hisangy amlah eo raha tena elah io !.....
48. bekiraro ( 01/06/2010 09:25)
ialahy no mideprrr hanaovan-drapika azy koa izaho aty no lazaina , ahoana fa hantsoiko rapika fa ho hamboariny tsara ialahy
49. bekiraro ( 01/06/2010 09:25)
ialahy no mideprrr hanaovan-drapika azy koa izaho aty no lazaina , ahoana fa hantsoiko rapika fa ho hamboariny tsara ialahy
50. pikatti ( 01/06/2010 12:12)
Mahita saritsimihetsika mhitsy leisy mahita nlisany klé
51. terrywui ( 01/06/2010 19:53)
otran'ny zazakely sy ambany saina be kay lery io le ...tena tsy nampoiziko oe tena raikitapisaka be ngama !!...hay lery fanatika
52. bazylou ( 01/06/2010 20:08)
Bekiraro, froma be,

53. terrywui ( 01/06/2010 20:11)
hoy bazylou ....


bekiraro, froma be,


mitandrema tsara elah rabazylou ao Bagnolet ao fa midegà io bandy io a!...
---de aona lety le fika nokozinlah fa tsy mety tafa mitsy ah le...efa hitanlah angah ny fikany ??
54. zigzag ( 01/06/2010 20:38)
kozio ahy ra bekiraro no misy an kindindrenio a
55. pikatti ( 02/06/2010 00:46)
Matin-dry zalahy elah rawix klé

zigzag efa nifona mafy lery e, aoka hivalona fa resaka milay ny antsika eto bainn a http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/applaudissements-185.gif
56. terrywui ( 02/06/2010 20:04)
Pikatti !...fa sarotro aminakay leroa hikoragna aminolo fa poatry kara io ay !..ambela fon kara io zahey !..fa nanakay io kony ane koragna mbO ts efa en !...miamby la oaiky fo zaho handigny laolo io ahitany fa nenakay jusk au bou izikoa fa alefa izy !... tournant ndrO ambesako fa tsy manOndry zaho tsy hivolagna koa !..ambilao alefany vavanazy fa pakan'ny anakinazy jiaby donko mahay zaho !!.....
57. bekiraro ( 03/06/2010 01:33)
inono no sarotra amin'ialahy ?raha sarotra dia hanadao hifanao foataoana dia ahazavaiko tsara amin'ialahy izay tsy zakan'ny lohakelin'ialahy io
58. bekiraro ( 03/06/2010 01:33)
inono no sarotra amin'ialahy ?raha sarotra dia hanadao hifanao fotaoana dia ahazavaiko tsara amin'ialahy izay tsy zakan'ny lohakelin'ialahy io
59. bekiraro ( 03/06/2010 01:33)
inono no sarotra amin'ialahy ?raha sarotra dia hanadao hifanao fotaoana dia ahazavaiko tsara amin'ialahy izay tsy zakan'ny lohakelin'ialahy io
60. terrywui ( 04/06/2010 09:15)
O lety ry ZAMA91 lehilahy lehibe fotsy volo efa antitra otranlah io ve de mbola manao fisainana alika ihany ! 2 sec fotsiny ah mitifitra anlah de vita!!... fa le antitra vao lasa gaigy ty no tena mahagaga ahy amlah !! sa tsy ampy vady ve elah e?? sa itadiavanay sy Rapika ? sa inona no tena blemnlah ry akama a? fa tena tsy norma tsony ny betronlah leee...teny ratsy zany ataonlah ato zany ry ZAMA91 ..mampalahelo elah ee!!...tsy koà fa ataoko akama foana elah refa afaka ny aretinlah kah !...etsy akainlisany etsy Juvisy misy Psychiatre raha mila elah !..eo EVRY elah de midina kely eo de OK !...tandremo sao manao askidan fa tena efa vizana be le cerveau amle badenina lava !...za tsy hamaly teny ratsy anlah zany na hanao ZIGZAG sy bekiraro sy mbola hamorona vaovao aza elah !...afaka manampy anlah amn resaka vady fotsiny ah raha manqué elah !.....de ajanony amzay ny deliranlah fa tsy ampy Ogako ato elah raha mbola manohy ahy eo !...bon courage
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.047