Mahagaga ahy ihany ny olona milaza hoe Ray aman-drenin'ny Malagasy

21. bekiraro ( 31/05/2010 23:06)
efa fantaro fa ilahy ihany no mpanompa olona teto, ary io toetran'alika io mihitsy no maha tgvery anareo
novalian'i terrywui ny 01/06/2010 08:22
22. xxx3 ( 31/05/2010 23:07)
sambany ialahy rawix mba naharitra alina ohatran'izao ,f'angaha tena naharary an'ialahy mihitsy le kozin'i razoam kle, ialahy teo efa nanao bonne nuit nefa niverina fa misy inona ry bain an
23. antimpanahy ( 31/05/2010 23:11)
tsy miraharaha ze razoam any ah rapika a! bandy entin'ny toaka fotsiny iny tsy mvakla amzany a! ko raha tsy ny sitraponlery no atao kle .. efa nikozy ndraimande tam phon zahay sy lery de be taimbava be otraniny ko lery fa koboko hoe kopaka de tsy nikozy ah ,fa zao lery tsy haiko oe vita ndray sa tsia ka tsy te ahalala ah fa aleo eto le !
24. bekiraro ( 31/05/2010 23:13)
miwiwiwiw sisa le vandany ty, misehoa ilahay raha mafy be , heverin'elahy fa tsy hitako angaha ny tranonareo sao , moramora ty vava
25. antimpanahy ( 31/05/2010 23:14)
resak'alika hoa ny anlah any amn auto route any isika miresaka raha hiresaka fa tsy eto e
26. bekiraro ( 31/05/2010 23:15)
raha resaka aliaka ary dia ialahy izany alika
27. antimpanahy ( 31/05/2010 23:18)
afaka tifiriko elah raha mitady ...
28. bekiraro ( 31/05/2010 23:20)
alefaso hoe fa miandry
29. antimpanahy ( 31/05/2010 23:20)
tandremo ny vava !! zay fotsiny !!! veloma elah !!!
30. bekiraro ( 31/05/2010 23:21)
aza mitsoaka raha be vava
31. antimpanahy ( 31/05/2010 23:22)
fantatro elah fa B...!!!!
32. bekiraro ( 31/05/2010 23:23)
izy no be vava izaho sa ianao , izaho vao androany ianao isan'andro
33. xxx3 ( 31/05/2010 23:30)
ka resaka matotra ahoana moa lesy ,lisany anie ohatranb'ireny bloky ireny e ,izay tenin'ny rajoelina dia iny ihany no lazain'ialahy isany fa marina,
34. bekiraro ( 31/05/2010 23:38)
alako bika alako tarehy fotsiny no betsaka, tsy nyb hevitra aroso hifampidinihana raha mba miosy lanjany na kely varaventiny aza izay milaza azy fa tgv eto
35. zoam ( 01/06/2010 00:08)
nisy be vava ohatran'ialahy ve lesy teto serasera,ny fanompana sy ny intimiation nefa resaka forum ity, zatra ny lalan dririnina ialahy kany fahavaratra avy no manao hitsin dalana ,
36. pikatti ( 01/06/2010 06:03)
Wouadray kleaza nataon-dry zalahy naratra be elah rawxi , fa nisy inona leity a...??? tena petsa be mihitsy elaha alina , moramora ihany ry zalahy sao matimaty foana any iny zanak'olona iny , mba lery aza no adaon'olona fanalàna eto


37. terrywui ( 01/06/2010 08:33)
resaka kofy MIDEPR letsy ny anileiny fa tsy ita raisina a!...arahana ambokony fotsiny alou refa hita fa tsisy dikany ny koziny !..
38. bekiraro ( 01/06/2010 09:09)
raha mazàna ialahy handao hifanao fotoana, inona anefa no handosiran'ialahy lava isak'izay mifanao fotaoana ? sao ve wain fa mideprr, ahoana hifanao foatoana any @ psy izany dia ho hita eo iza amintsika sy ialahy no midrrrrpra
39. terrywui ( 01/06/2010 09:13)
tonga de diovy tsara ary ny PA nlah any !...de avy eo miresaka
40. bekiraro ( 01/06/2010 09:14)
wiwiwiwiwiwiw wawawawawa miafim-belona fotsiny sisa no azon'ialahy hatao eto , maninona raha mazàna no tsy voasakan'ialahy ny kôfy, sa heverin'ialahy fa sipa ve ny bandy e, any @ sipa any ialahy no mahasahy fa raha vao bandy miforin-drambo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.3461