SPECIAL ----- VATOFOTOTRA TY vakio tsara ary .....!

1. terrywui ( 07/03/2010 15:24)
Rehefa tsy namoaka ny momba an'ingahy aho de aza rangitina !
-----Izao fotsiny betsaka ny feo renay momba an'ingahy avy tamin'i A/toa :
-Claude Pagés
-Mengy (sénat)
-Radjiabo
-Djoma Lilas
-Felix Malazarivo

Tadidio fa France = TGV ! zay fotsiny .....!

hon hon hon hon her her her her her mbola vao fanombohany izay fa raha mbola mitady ampamoaka ingahy de mbola be no ho avy eo :-D :-D :-D :-D :-D samy miaro ny rambony tsy ho tapaka anie eto ee!!
répondu par pikatti le 08/03/2010 17:56
2. andrywui2002 ( 07/03/2010 16:11)
mamelaha ny helony fa tsy fanatany izay ataony :^) :^) :^)
3. mpanamosy ( 07/03/2010 18:06)
aadjanony waaa le moly rehefa tsy zaka

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
4. terrysaina ( 07/03/2010 18:35)
vive tgv e ,ny anay tgv ihany
5. mpanamosy ( 07/03/2010 18:58)
ty tena mpanamoly ka aiza no tsy ho terry saina

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
6. ifiona ( 07/03/2010 19:30)
terrysaina :-D :-D :-D
7. maryline ( 07/03/2010 19:51)
terrywui:

Rehefa tsy namoaka ny momba an'ingahy aho de aza rangitina !
-----Izao fotsiny betsaka ny feo renay momba an'ingahy avy tamin'i A/toa :
-Claude Pagés
-Mengy (sénat)
-Radjiabo
-Djoma Lilas
-Felix Malazarivo

Tadidio fa France = TGV ! zay fotsiny .....!

hon hon hon hon her her her her her mbola vao fanombohany izay fa raha mbola mitady ampamoaka ingahy de mbola be no ho avy eo :-D :-D :-D :-D :-D samy miaro ny rambony tsy ho tapaka anie eto ee!!



Dia tsy leo mihitsy i ouioui marina aoka izay :lol: :lol:
8. terrysaina ( 07/03/2010 20:44)
ifiona:

terrysaina :-D :-D :-D

izany koa ve dia mahafaly be an'i ifiona te ho petsaiko koa angaha
hon hon hon hon

9. fijo ( 07/03/2010 21:38)
avokako eto koa ny IP ry terrysaina an.
10. terrysaina ( 07/03/2010 21:39)
aza petsaina kosa za fa lasa dobo marina e :evil: :evil: :evil:
11. fijo ( 07/03/2010 21:40)
hihih aoka letsy wiwi an
12. terrysaina ( 07/03/2010 21:42)
politika anie no resahana eto nefa izahay tgv ihany no halan'i rahery e
13. ifiona ( 07/03/2010 21:44)
terrysaina:

izany koa ve dia mahafaly be an'i ifiona te ho petsaiko koa angaha
hon hon hon hon




ye faly be za dia haninn eo nefa

hon hon hon

:lol: 8)
14. fijo ( 07/03/2010 21:48)
tsy manapetsa anareo kosa rahery e,ny foza no efa zatra fotaka
15. terrysaina ( 07/03/2010 21:49)
hevitra alefa raha misy si non miandrasa an'i dada mbola variana mijery lava nono any sawazi any e
hon hon hon
16. fijo ( 07/03/2010 21:50)
ka miresaka amin'ny tsy manankevitra ,dia mba kajiana ko any anay ko
17. xxx3 ( 07/03/2010 22:13)
aoka kosa i rawix fa tena dobo lery fa tsy mba petsa intsony e
18. fijo ( 07/03/2010 22:31)
izany ve rawiwi?????
19. pikatti ( 07/03/2010 23:29)
Tena manapetsa be anie elah zany tato rawix e :lol:
20. diloo ( 08/03/2010 01:34)
I rawix mameno ps tsisy lanjany, fa aleo ampidirina eto aloha i Vatofototra hisiana fifanakalozana mendrika.
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html#bv000008
:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0733