SPECIAL ----- VATOFOTOTRA TY vakio tsara ary .....!
21. terrywui
(
08/03/2010 16:48)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D O ry reto a! isika mianakavy iany zao no tazako mifanapetsa ato fa nakaia le vatofototra fototry ny olana iny ?? kobony angamba ireo olona teneniko reo de tsary sahy niditra teto koa fa sao gaiaka be eto ! nefa defa mafy iany any ny teny ataoko aminy hidirany eto fa ngamba tsary miditra amze lohany fa ny handefa le vidaka nangalarina iny iany no mahamendy ny lohany :-D :-D
22. pikatti
(
08/03/2010 17:29)
Elah anie rawix reraka fotsiny eo ,e! Ny vaovao misy foana donko misy tatitra avy any @ vatofototra daholo , efa vita leisy ny teny nifampierana tato @ serasera.org fa ok daholo , 1nul , mety elah irery angamba io sankalité io klé :-D :-D
23. terrywui
(
08/03/2010 17:35)
efa vita leisy ny teny nifampierana tato @ serasera.org fa ok daholo ,ok haninnn lety ?? hanaraka ny hadalanlah daholo ve ??? raha elah ve letsy no rahin'ny mpisera sy akana toroevitra ato tsy ho lasa "rocco freddy" daholo ny bandy ato kleeee hon hon hon hon !! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
25. terrywui
(
08/03/2010 17:54)
tapeo eo am goggle letsy de itanlah eo izy a! bandy otrotranlah zay lery ! hon hon hon hon
26. pikatti
(
08/03/2010 17:56)
:lol: :lol: :lol: hitako , ary ahoana no nahitan'elah anio , kay elah zany le mpandefa sarin'lery eto reny , zay elah vao nitono tena klé, kobo elah zao :lol:
