VATOFOTOTRA---) - VALINKAFATRA TAO AMBANY TAO ITY
1. terrywui
(
06/03/2010 12:27)
hoy i VATOFOTOTRA ao ambany ao :
--Efa tsy de niteny an'ingahy amin'ireo halatra bevava ataon'ingahy ireo intsony aho dia mbola rangitin'ingahy sy antsoin'ingahy ihany ndray ka dia ho avy ndray aho zany ,ahita ingahy !!! -
--ary avelaoningahy i Noue-anay fa tsy an'ingahy vao tonga io akory izy!! ka eo ngahy no misaotra ,misaotra eo...!! :evil: :evil: :evil:
-ary raha mbola tadiavin'ingahy ny mafimafy kokoa noho lay teo dia ho avy aho !! :twisted: :twisted: :twisted:

TSY MAHALALA BULLDOZER MARINA INGAHY
hin hin hin hon hon hon her her her
3. Mpandefa : vatofototra [ Valio ] 06-03-2010 13:05:39
Lohateny : Re : REGARDER VIDEO Journal Atelier démocratie de façade 05 mars
Noue
Ho antsika mianakavy sy ho an'ny firenena no mahatonga antsika mitaky ny hisian'ny demokrasia marina. Izany anefa tsy maintsy mitoetra amin'ny fahalalama-baovao samihafa.
Ny anjarako dia ny mitondra ny fomba fijerin'ny tsirairay na avy aiza izy na avy aiza. Dia ny tsirairay no manapa-kevitra amin'izay mahamety azy.
Misy moa ny tsy mahazaka izany. Nefa ataoko fa ho tsapany ihany fa tapitra ny fijery tokana.
Mankasitraka hatrany amin'ny fanohananao na misy aza ireo tsy mahazak izany fomba fijery izany. Tsy ataotsika mahakivy izany.
Misaotra Noue a
--Efa tsy de niteny an'ingahy amin'ireo halatra bevava ataon'ingahy ireo intsony aho dia mbola rangitin'ingahy sy antsoin'ingahy ihany ndray ka dia ho avy ndray aho zany ,ahita ingahy !!! -
--ary avelaoningahy i Noue-anay fa tsy an'ingahy vao tonga io akory izy!! ka eo ngahy no misaotra ,misaotra eo...!! :evil: :evil: :evil:
-ary raha mbola tadiavin'ingahy ny mafimafy kokoa noho lay teo dia ho avy aho !! :twisted: :twisted: :twisted:

TSY MAHALALA BULLDOZER MARINA INGAHY
hin hin hin hon hon hon her her her
répondu par pikatti le 08/03/2010 17:26
2. terrywui
(
06/03/2010 12:30)
Misy moa ny tsy mahazaka izanyza ve zany ???
na misy aza ireo tsy mahazak izany fomba fijery izany.
eo ingahy no makamaka namana an'i Noue anay eo ?? anay io fa tsy an'ingahy hin hin hon hon her her !
3. vatofototra
(
06/03/2010 13:21)
Fa ho avy aninona anefa ianao. Tsy dia tiako ny mifandrahona, fa ny tsara ho fantatrao dia fantatro ny momba anao raha ilaiko izany, fa tsy izaho no ataonao ramatahora.
ohatra kely no omeko anao :
ity ny adresse IP nao :
66.90.75.206
Aza adinonao ny momba ahy, fa raha informatique sy internet, dia kilalaoko io
Raha manana hevitra ianao dia ampiadiho fa tsy izaho no rahonanao satria tsy misy atahoraka amin'ny fametrahana ny tena demokrasia.
Tsy ianao no voalohany, ary tsy ho farany ihany koa amin'ny fomba fiasa efa nilaozan'ny toetr'andro toy izao.
Raha tsy tianao ny site-nareo hidirana dia asio code dia avelanay eo ianareo samy ianareo mianakavy

4. diloo
(
06/03/2010 14:11)
Raha tsy tianao ny site-nareo hidirana dia asio code dia avelanay eo ianareo samy ianareo mianakavy
Kii, fixeur-an'i ramambazafy ny madagetotra io tary io ry Vatofotora a. Fa aza manao ny jeu-ny ianao. Tohizo ny faneonao ny vaovao sy ny hevitrao.
I rawix ny rôle-ny dia ny fanaovana kodeta ny serasera.org, satria mahery vaika ny
mpiaro ny demokrasia eto, ary tsy tantiny ny foza satria tsy mety mianjera ny serasera.org ary Andriamatoa Hery.
Jaloux be ny foza fa mahazo succés be ny serasera dia mialona ny madagetotra.
Ny fara hery dia ny mandefa ny farasisa eto.
Mankasitraka ny ezakao satria mampamokatra ny fifanakalozan-kevitra ny
vaovaom-pirenentsika izay arosonao.Mijoro hatrany!
Ny an'i rawix efa fombany io mirediredy io, no koa tratra ny pression'ny madagetotra lery fa mijoro sy malaza isan'andro ny serasera.
Lafo loatra ny karaman'i rawix nomen'i ramambazafy azy hanaovana ilay kodeta eto:saingy tsy mamokatra.
Izao indray rawix tampin-dalan-kaleha, dia io izy manadomelina ny tenany amin'ny fisotrona djama 92°: izay no mba (HON)era an'ny lery, :-D .
Mankasitraka hatrany Vatofotra an! :-*
5. ifiona
(
06/03/2010 15:29)
+1 Vatofototra.
Dia mankahery anao hatrany.
Misaotra @ fizaràna vaovao, ny mpanenjika ts maintsy hisy foana raha vao mba misy olona manana initiative vaovao.
:-* :-*

6. andrywui2002
(
06/03/2010 15:38)
dia ahoana kosa izany ry vatofototra an,tandremo soa aseho eto koa ny numero compte ko ny CNI sy ny sisa an
petsa aho marina e :^) :^) :^)
petsa aho marina e :^) :^) :^)
7. ramosekely
(
06/03/2010 21:21)
aiza ialahy ry ra wiwi an vao nampitahorin'i vatovototra ve ialahy dia tsy hita indray e,vao niresaka ahy i ravatofototra fa hoe apoitran'i lery eto koa hono ny navigo,tel fixe ,facture EDF an'ialhy mahamay ialahy anio
honhon hon hon
honhon hon hon
10. cowgirl
(
06/03/2010 23:13)
vatofototra:
Fa ho avy aninona anefa ianao. Tsy dia tiako ny mifandrahona, fa ny tsara ho fantatrao dia fantatro ny momba anao raha ilaiko izany, fa tsy izaho no ataonao ramatahora.
ohatra kely no omeko anao :
ity ny adresse IP nao :
66.90.75.206
Aza adinonao ny momba ahy, fa raha informatique sy internet, dia kilalaoko io
Raha manana hevitra ianao dia ampiadiho fa tsy izaho no rahonanao satria tsy misy atahoraka amin'ny fametrahana ny tena demokrasia.
Tsy ianao no voalohany, ary tsy ho farany ihany koa amin'ny fomba fiasa efa nilaozan'ny toetr'andro toy izao.
Raha tsy tianao ny site-nareo hidirana dia asio code dia avelanay eo ianareo samy ianareo mianakavy
Bingooooooooooo OUIOUI
11. pikatti
(
06/03/2010 23:56)
Raha mbola manao raharaha matahora eto elah rawix de avoako eto daholo koa ny num sécu sy ny karapanondro elah :lol: :lol: :lol:
sa ampina kely le planning nelah mitsy e :-D :-D :-D
+1 fanampiny, tena tondraka tanteraka elah rawix klé
sa ampina kely le planning nelah mitsy e :-D :-D :-D
+1 Vatofototra.
+1 fanampiny, tena tondraka tanteraka elah rawix klé
Bingooooooooooo OUIOUI:-D
Aza adinonao ny momba ahy, fa raha informatique sy internet, dia kilalaoko io=D =D =D =D
12. xxx1
(
07/03/2010 08:17)
Petsa kosa isika amin'ity fikan-dravatofototra ity an! :)
Mipetraka ihany nefa ny fanontaniana hoe maninona no lasa velom-bolo avokoa ry Tiako I Madagasikara mianakavy amin'ireo vidaka izay havokan'ny vatofotra, nefa izy milaza fa ny anjara asany dia ny mamoaka vaovao fotsiny ihany. Teneno rehefa TIM enao ra-vatofotra dia mazava ange, droit-nao koa izany fa tsy mampaninona akory. Ry Noue avy izao no efa sahy niverina teto amin'ny serasera ary ko, nefa efa nitsoaka ady teto izy volana vitsivitsy lasa izay. Porofo izany fa mahazo vahana indray aloha ny TIM ETO amin'ny SERASERA.ORG amin'izao ora izao.

13. vatokilonjy
(
07/03/2010 09:16)
mipetraha ianao tsara ry xxx1 izay tsy iza fa efa hitako sahady ny IP nao,raha tianao koa dia avoakako eto hoe iza no rahalahinao ,ny anabavinao ,ny sipanao,ny rafolahinao sy ny sisa :evil: :evil: :evil:
14. xxx3
(
07/03/2010 09:19)
tsy rariny kosa e ,misy mipetsa foana kosa rawix vao mipotra e,tena misy manao akilabao koa ry zareo tgviste eto hon hon hon
ialahy ry pikatti sy batista mpandefa porno sy zavatra maha moafady eto
avoakan'i vatokolonjy koa ny ip lisany raha mbola mitohy izao
hon hon hon hon hon

15. ifiona
(
07/03/2010 09:33)
xxx1:
Porofo izany fa mahazo vahana indray aloha ny TIM ETO amin'ny SERASERA.ORG amin'izao ora izao.
Hitsiako kely fotsiny hoe efa hatr@ zay anie ny contre TGV no maro an'isa eto (ts voatery TIM)
:-D :-D :-D :-D
16. terrywui
(
07/03/2010 10:03)
kiiii....tena mamo miantso polisy ngahy ry patrick vatofototra aaa :evil: :evil: :evil: :evil: zao no koziko an'ingahy !
---voalohany ----tsy afaka ny ahita ny IP ko alou ingahy fa mety nikonetaka tany amin'i Hery tany de nahazo an'io ! za kou tsy ampianarinao informatique sy Net zany r'ingahy ty a!!haiko io ..na ingahy kou aza fantatro tsara hon hon hon hon sa ho avoakako eto kou ny hadalana nataon'ingahy rehetra omaly!??
---faharoa---- izao Ravatofototra a! raha mbola managalatra chaine n'oul fa tsy an'ingahy eto ingahy hoa de kororoako isan'andro eto ! ary tsisy mandrahona an'ingahy mitsy eo fa raha tian'ingahy ary de hi contact direct an'i Nicolas PDG TVplus ah zany ilazako an'io halatra bevava ataon'ingahy io !! iza ?? iza fa tsy ny 3mvs sy ny TIM reraka sy ny GTT ireo mamporisika an'ingahy tsy hanara -dalana ireo !! de miroboka tokoa ingahy ! tsy hain'ingahy ny tokony ataon'ingahy !
---fahatelo-----tsy mila mikonetaka any amin'i Hery ingahy amzany IP IP zany fa ity ny adresse ko : 93200 St-Denis 29 Rue Jean Jaurés ...! afaka hanirahan'ingahy jiolahimboto ao aho handrava anah ao raha masaky ingahy !
--fahefatra farany sady lehibe indrindra ---tsy mbola ingahy kou ra-patrick no advà ko tena ngeza raha ny mission nanirahana anay fa misy mbola lehibe lavitra noho ingahy any! mbola voamboatavo kely raha ingahy ka mpetraha tsara ! mazava ve ???....ny tantara dia mbola mitohy .......
misaotra anao
--

17. terrywui
(
07/03/2010 10:22)
tena farany------na hikonetaka hangataka IP sy ny (Identification Protocol) eran'ny Admin rehetra ato amin'ny serasera ato aza ingahy de rano andamosin'ny gisa zany fa efa io ny adresse ko io ee....lehibe noho ny IP io ka alefaso ze reven'ingahy !!hin hin hin hon hon hon hon her her her her her =)) =)) =)) =)) =)) manaova ingahy oa reportages an'ingahy manokana de alefaso eto de tohanako ingahy sady ampalazako eto mitsy le blogin'ingahy io ...
ity le izy zao

de maninnn zao refa malaza ny blogin'ingahy ?? hilatsaka ho FILOHA anga izato izy ramose ?? sa haninana an'ity serasera.org ty kou ?? sa innnn mitsy no tena tanjona ?? Mahazo PUB sy Annonces bedebe ?? her her her her =)) =)) =)) =))

18. terrywui
(
07/03/2010 10:23)
de maninnn zao refa malaza ny blogin'ingahy ?? hilatsaka ho FILOHA anga izato izy ramose ?? sa haninana an'ity serasera.org ty kou ?? sa innnn mitsy no tena tanjona ?? Mahazo PUB sy Annonces bedebe ?? her her her her:-D :-D :-D :-D
19. andrywui2002
(
07/03/2010 10:47)
izahay fianakams aloha dia aleo mangina soa avokan'i ravatofototra hatramin'ny silipo masisio eto
hon hon hon hon hon
hon hon hon hon hon
20. andrywui2002
(
07/03/2010 10:52)
aoka izay ravatokilonja fa sepotra be za an tena marina e ,hivadika hanao tim indray za zao