VATOFOTOTRA---) - VALINKAFATRA TAO AMBANY TAO ITY

21. Mirananirina ( 07/03/2010 14:03)
Loza koa izany marina.Mifanenjika dia mifanenjika... :(
22. terrywui ( 07/03/2010 15:28)
na hikonetaka hangataka ny IP ko sy ny (Identification Protocol) rehetra n'oul eran'ny Admin rehetra ato amin'ny serasera ato aza ingahy de rano andamosin'ny gisa zany ee....lehibe noho ny IP io adresee ko io r'ingahy a!! hin hin hin hon hon hon hon her her her her her

------manaova ingahy oa reportages an'ingahy manokana de alefaso eto de tohanako ingahy sady ampalazako eto mitsy le blogin'ingahy io ...
23. andrywui2002 ( 07/03/2010 15:46)
mifona anao ry vatofototra noho ny adalan'io ralahiko io ,mamela ny helokany fa tsy fantany izay ataony

24. mpanamosy ( 07/03/2010 18:53)
ajanony wa le môl de aza mifoka vaniny nareoo

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
25. terrysaina ( 07/03/2010 21:26)
i jamala io e eh :@ :@ :@
26. fijo ( 07/03/2010 22:00)
kotsa be rawiwix leu leu
27. pikatti ( 07/03/2010 23:39)
Raha tsy tianao ny site-nareo hidirana dia asio code dia avelanay eo ianareo samy ianareo mianakavy

Tohizo bainn a, alefaso fa revin'ny akama rehetra ato ny vaovao e

-fahatelo-----tsy mila mikonetaka any amin'i Hery ingahy amzany IP IP zany fa ity ny adresse ko : 93200 St-Denis 29 Rue Jean Jaurés ...! afaka hanirahan'ingahy jiolahimboto ao aho handrava anah ao raha masaky ingahy !
:-D :-D :-D
Aleo elah rawix ahidy aloha klé ,tena kôzy e
28. terrywui ( 08/03/2010 17:09)
Tena mitady Bulldozer le vatofototra io lety rapika a!! aona le anarana nomenlah no tapéko lety fa fopla a ! tsy izy akory klee :evil: :evil: :evil: omenlah ve sa tsy omenlah le izy eee?? ssssshh zay no mahavoa anitony TIM sy 3mvs itony , feno lainga sy fitaka ny lohany ! :-D :-D :-D :-D lainga daholo zany reny kozinlah rehetra reny refa tena jereko !!..... :evil: :evil: :evil:
29. pikatti ( 08/03/2010 17:26)
Taiza zany lesy rawix , elah koa angamba sao diso adiresy klé :-D :-D
Tena mitady Bulldozer le vatofototra io lety rapika a!!

Ka ny bidozeran'elah tsy mahavoa tanky :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.07