Voahidy rapika fa nanao be marenina otran'ny fanaony!

1. terrywui ( 27/02/2010 19:54)
Mbola hanao politika eto hono izy nafarany fa aza malaelo aminle izy tsy teto elabe nareo !! zay no hafany farany fa mety amin'ny alahady lery tafavoaka !

--Nanao pointe teny amin'ny periph manko lery tam jeudi de tratran'ny prà n'ny 19éme ! vao avy nijery azy tany ah zao nanatitra clementine sy melon 1kg ho anlery !! ny tena loza de mbola nananihaninlery le osika de zay no nahalagy andry lerony ! mitomany be ao nedala tanikeo ....! te ahita an'i feticon sy locl mafy hono lery !! ity ny sariny raha tsy tadidinlaisany ! poste prà 19éme misy azy zao ! havana izy fa mba jereo any !!...
répondu par pikatti le 01/03/2010 21:50
2. ravalowui ( 27/02/2010 20:39)
rehefa week end ihany matsy ialahy rawix fa mba conecté hariva ohatran'izao foana , :evil: :evil: :evil:
3. cowgirl ( 27/02/2010 20:39)
terrywui:

Mbola hanao politika eto hono izy nafarany fa aza malaelo aminle izy tsy teto elabe nareo !! zay no hafany farany fa mety amin'ny alahady lery tafavoaka !

--Nanao pointe teny amin'ny periph manko lery tam jeudi de tratran'ny prà n'ny 19éme ! vao avy nijery azy tany ah zao nanatitra clementine sy melon 1kg ho anlery !! ny tena loza de mbola nananihaninlery le osika de zay no nahalagy andry lerony ! mitomany be ao nedala tanikeo ....! te ahita an'i feticon sy locl mafy hono lery !! ity ny sariny raha tsy tadidinlaisany ! poste prà 19éme misy azy zao ! havana izy fa mba jereo any !!...



Mangina woa ouioui ndana @zay matory sao mitomany eo
4. pikatti ( 27/02/2010 21:14)
Be vava ndray mantsy elah ato an, haingan'elah fa misy fety ataonay leisy aty Montana , refa tonga elah de lazao fotsiny hoe mitady an'i Rapika hoe :lol:
5. pikatti ( 27/02/2010 21:16)
Mangina woa ouioui ndana @zay matory sao mitomany eo
:-D :-D :-D :-D vao mipoitra elah de voatefaka
6. AndriambyII ( 27/02/2010 21:29)
:lol: :lol: Snifoutsa foutsnnny ry akama reetsa ann !!! :@ hi hi hi hi !!
7. pikatti ( 27/02/2010 21:30)
Ahoana leisy billy ho aty Montana ve elah e :lol:
8. AndriambyII ( 27/02/2010 21:33)
Mbôla tsy hay tsy hay !! miankina @ progany !!
9. pikatti ( 27/02/2010 21:37)
Efa aty dôly ny akama e, razoam , rawix,masaka be bainn a, kozio e, tsy azo alefa any rawix fa permim-borintsiloza ny an'nedala fa aleo razoam :lol:
10. AndriambyII ( 27/02/2010 21:43)
:-D :-D :-D Njay nen lah ra wui wui !! efa ntenen' elah tsy anao bôbiny @ sisiny nefa dé tsy nahafé tena !! he he he !!
11. pikatti ( 27/02/2010 21:49)
:lol: :lol: :-D :-D tsy mety mamaly rawix fa mbola miletra à gogo nedala ato , kôzy e,tsy mbola nikaly hono lery hatrin'omaly hariva :lol: :lol:
Nomeko mandinika kely lery teo atao rakitra radem, tena mampalahelo leisy ty akamantsika ty anie e
12. fijo ( 27/02/2010 21:57)
nareo leretsy
13. pikatti ( 27/02/2010 21:58)
Avelako elah rabilly fa handihy rock aloha fa miala any i Anna :lol: :lol:
Kôziko @ tél elah @ manaraka ,okay e
14. AndriambyII ( 27/02/2010 22:01)
Meo kaly kouss alou lery rah zany ra pika an !! sô dé toungga @ tsss hay tsy hay eo ny akama !! :idea:
15. ramosekely ( 27/02/2010 22:08)
salut ry antsimbilina :-D :-D :-D toa hoe kobon'i rawix teny montreuil hono ialahy ?
16. AndriambyII ( 27/02/2010 22:13)
OK ra pika !! tsarà toy !!
17. esserra ( 27/02/2010 22:30)
Lanin'i wiwi daholo ve io leuleu
18. terrywui ( 28/02/2010 10:21)
Be vava ndray mantsy elah ato an, haingan'elah fa misy fety ataonay leisy aty Montana , refa tonga elah de lazao fotsiny hoe mitady an'i Rapika hoe
amin'ny firy zany ao mon tana zany lety?? sao de mampiesona ndray alou elah lee..! fa tena ataoko mihinana kosa elah ra mbola apetrakelah fanindroany ah lty aaa..! efa nokozinlah angah i Batista ! lery kou manko otran'ny tsy hita lava zany na eto aza ! io zao lery manao ramosekely vetivety io de hanjavona ndray ..! tsy hay mitsy ze mahazo anlery iny !!
-fa elah ve rapika afaka tao amn prà n'ny 19éme tao sahady le ??, sa nanao sisika afera tao elah ?? otrinnn nomenlah anle prà nahazo anlah le ?? mba tsara vintana kosa elah !! za zao nievitra oe androany alahady elah vao afaka ao !! ary ny BMW anlah ve navelany nentinlah sa notazoniny any lety?? ary iny kou aza toa daba nopehanlah tetsy Massy ony ozy Rabatista tamiko ! .. elah alou gaigy e ! miaiky anlah ah ! bracage sisa tsy ataonlah !!! raha tsy efa nanao kou !! entina hanampiana an'i dada hiverina avy any swazi hankaty M/car de manao ny tsy fanao mitsy lety !!...
--omeo tsara alou ny l'heur nle Mon tanà de eo ivelany eo mitsy elah miandry ana !!!
19. ravalowui ( 28/02/2010 10:25)
hon hon hon
fikan'i rapika indray ny fianakams
20. terrywui ( 28/02/2010 10:31)
aona lety batista zany kozinlery zany ?? mety fikanlery ve zany ??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0612