Voahidy rapika fa nanao be marenina otran'ny fanaony!

21. ravalowui ( 28/02/2010 10:36)
fanina rawix kle
hon hon hon
22. terrywui ( 28/02/2010 11:01)
Ary elah ony rabatista tsy mba namangy anlery tany amin'ny 19éme akory nefa mba akama iany !! sakaiza manody ono elah ozy rapika ! fa elah rery no tsy tany , nefa tany locl , tany , billy , za efa hatram jeudi nampahery anlery tao fona ! elah tsy hita !!!......
23. pikatti ( 28/02/2010 12:09)
hon hon hon
fikan'i rapika indray ny fianakams
:lol:
tena kôzy leisy iny a!!! jereo eto ralina fa alefako eto daholo ny sarinay tany
24. terrywui ( 28/02/2010 14:19)
sarinlaisany taiza zany ee! ary aona le fika kozinlah oe Montana toa ilaozanlah manao forum ato nefa ny bandyy miandry anlah ary hatram firy !! tena mpandainga be mitsy ra elah kah !!
25. terrywiui ( 28/02/2010 14:24)
Efa tafavoaka ve rapika zao e :-D :-D :-D
26. ndotofetsy ( 28/02/2010 15:35)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
vive ra8 vive tgv soa ihany fa teo reo de lasa mnde nyserasera
27. pikatti ( 01/03/2010 13:10)
Aleo aloha rawix no atao téte de Turc ato klé,rapaty tsy mamely :-D :-D
28. terrywui ( 01/03/2010 18:38)
ty sarindrapika ty letsy ra batista no tena mampime be ah le ! latsaka mitsy ah refa petsa otrizao lery hon hon hon :-D :-D :-D :-D :-D
29. pikatti ( 01/03/2010 21:50)
Iza ndray ny anaran'ny frere'nelah io leisy rawix
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0402