MANAO AZAFADY @ MALAGASY REHETRA
1. TEGEVE
(
18/02/2010 17:24)
Aleo atao hadivomangan'i kirijavola hono ka ny voamasony no potsirina avy hatrany
Izao mantsy no tena tsy zakako @ io GIC io, olona efa novonoiko iny R8 iny dia mbola velominy foana, tena valaka be aho ry zalahy a, tsy zakako intsony ity politika ity e , tahak'izay ihany tsy nanao koudetà

répondu par milamm le 20/02/2010 01:59
2. savonyvava
(
18/02/2010 17:55)
Ny ahy aloha ny zanako nasaiko niala tao e, nanoratra tany @ GIC izahay mba tsy hiharan'ilay sazy ,fa raha ny sasany no mbola te hiziriziry @ io loham-boto io dia azy ny azy
Tsssss , izao ve sisa no hiafarana ,hampandroso tssss, handetika no tena marina tssss, mampalahelo ny vahoaka nohon'ny adalan'ireto mpanao politika tsy misy saina :cry: :cry:
Tsssss , izao ve sisa no hiafarana ,hampandroso tssss, handetika no tena marina tssss, mampalahelo ny vahoaka nohon'ny adalan'ireto mpanao politika tsy misy saina :cry: :cry:
3. remahity
(
18/02/2010 18:10)
ne parle plus de Ravalomanana, it's a has been
raha tokony ho hainao dia itoy: la vie n'est pas seulement noir ou blanc, sucré ou fade, ce n'est pas si simple que cela,
donc : laha miala aina ty HAT, cela ne veut pas dire que Ravalomanana sera de retour
si on hait le HAT, on n'aime pas pour autant Ravalomanana
ce n'est pas de la mathématique
So stop dreaming mate, forget Ravalomanana,

4. feticon
(
18/02/2010 18:13)
izay anie le problem an lisany io,noho le fahatahorana an'i ra8 no anton'izao ,ny candida an lisany tohanan tsara hifanandrina an'i ra8 dia izay e,
5. MialyRajoel
(
18/02/2010 18:19)
Handray kosa ty dada , fa naninona ialahy ?mampiteraka mony koa anie ny mijery anao izany dada e, avelao any io politika io dada a, :oops:
Dada anie efa noteneniko e,
Dada anie efa noteneniko e,
6. pikatti
(
18/02/2010 18:34)
Ary tadidio fa niteny i Rabitro t@ ilay MaputoII iny fa tsy ho any satria mandany vola, :roll: :roll: nohon'ny fitiavana tanindrazana???........tampoka teo ,rehefa may volon-tratra dia nirahina nakany Amerika, Genève,Maputo,Asddis Abeba,ny tenany koa aza nanao izao rendrarendra politika tany Paris izao , nefa ny mpiasa milahatra manao grevy mangataka ny karamany, dia inona ny vokany hoy ianareo :arrow: :arrow: :arrow: :arrow: tsy raharahinay zay sazy hampiharina @ tenanay , dia ialahy no miboridana any koa izahay no tadiavin'elah ho menatra , mbay tery hoa, zakao ny adalana :-D :-D :-D
7. ndotofetsi
(
18/02/2010 18:36)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
8. pikatti
(
18/02/2010 18:52)
donc : laha miala aina ty HAT, cela ne veut pas dire que Ravalomanana sera de retour
Midika koa izany fa , mafy ny GIC,tsy ilaina ny fanonganam-panjakana,tsy mandaitra ny France à Fric,mahazo vahana ny demokrasia ary mahazo milatsaka daholo izay ny Malagasy rehetra mahafeno ny fepetra takian'ny lalam-panorenana raha te hitondra ny anjara brikiny hampandroso ny tanindrazany , ka aleo ny vahoaka no hanao ny safidiny
9. esserra
(
18/02/2010 19:03)
Misy manongana koa ny mpanongana any Niger , izany no vokany raha nokolokoloin'ny Lafrantsa tao ilay mpanongana teo aloha , satria efa fantatra fa i renimalala dia miaro ny tombontsoany ihany aloha (AREVA orinasa Frantsay momban'ny uranuim)
K aio no tsy tsara hiverina eto amintsika , faizina tsara aloha ity rabelety ity , dia ny mba tsy hosiany ny fanoganam-panjakana isak'izao mihetsika izao ,fandaniana andro sy fampijaliana vahoaka :oops:

10. fijo
(
18/02/2010 19:36)
vita ny amin'ny frantsa ao mada izao,efa leo ny rehetra,na ny HAT aza efa leo azy
11. pikatti
(
18/02/2010 20:58)
http://lci.tf1.fr/monde/afrique/2010-02/coup-d-etat-au-niger-les-francais-invites-a-rester-chez-eux-5699508.html
Le Niger, pays stratégique pour le champion français du nucléaire
Présent depuis 40 ans au Niger, où il extrait près de la moitié de son uranium, le groupe nucléaire français Areva a récemment enterré la hache de guerre avec les autorités de Niamey, qui l'avaient un temps accusé de soutenir la rébellion touareg. La présence d'uranium dans le pays avait été mise en évidence dès la fin des années 50 par les équipes du Commissariat à l'Energie Atomique (CEA), alors que le Niger était encore une colonie française
Mazava ho azy raha nanaiky sy nanohana mangingina ny mpanonga teo aloha i Frantay , misy le solika be koa mantsy miandy ka sao lasan'ny sinoa da nanohana ity bitro be lohalika , :lol:kanjo tsy mamely ny anao

13. fijo
(
18/02/2010 21:11)
ka tsimaintsy hietsika indray ny firenena mikambana fa tafika no nanongana de hoavy koa ny olna any izany
14. esserra
(
18/02/2010 21:12)
Okay e
Mais dans la soirée on apprenait de sources militaires que le coup d'Etat avait réussi, que le président nigérien, Mamadou Tandja, avait été arrété par des soldats mutins.
Tafika Malagasy ihany no vôtany ,sitrany ahay mba tsy dia be loatra ny zava-doza vitan'i rabelety :twisted: :twisted:

16. Toumba
(
18/02/2010 21:39)
miala tsiny fa ny tafik"lisany tsy natao hiady ,ireny tafika be kibo sy be vozona ireny ve ahavita combat intsony,ny beksa sy taoka bagy no mba fiadin'ireny
17. AndriambyII
(
18/02/2010 21:46)
Soa ihany fa nosy i Mada !! raha tsy izany angamaba humm !! :idea: :idea:
18. xxxw
(
18/02/2010 22:07)
Tena tsy mbola naheno fofofna vanja ry zalahy ireo angamba, mitady hihofana ry zalahy raha araka ny namabaran'i Vital,kay vavany fotsiny fa izy indray ity no nifona t@ ialy vava nataony iny ihany , koa raha ny noheverina fa mba misy tripe aza ty no mipararetra sahady koa aiza ny miaramila no tsy kanosa daholo,
19. pikatti
(
18/02/2010 22:18)
Tsisy Toumba ny tanàna , tsisy sahy maty ho an'ny Tanindrazany :lol:
20. bebonga
(
18/02/2010 22:50)
Rapatrick alefaso any e, tsisy koi,efa tsy hitondra fanafody ihany tsinona le ramanavy lahy iny =)) =)) =))