MANAO AZAFADY @ MALAGASY REHETRA
21. pikatti
(
18/02/2010 23:26)

Tezitra ndray ny ramatoan'ny fitsarana fopla, tsy mbola naverina any am-ponja ndray zay ry Lolo and co, :lol:
22. diloo
(
19/02/2010 01:16)
Tsy mahita tory firy intsony ra-andry: jereo ny masony fa tena reraka be, ary tena miaantitra koa lery. :wink:
23. tgvafond
(
19/02/2010 02:05)
Efa nampiahatra ny sazy mialoha sahady angamba i Mialy, tsy mahazo mikitika raha tsy milamina ny GIC :wink:
24. pikatti
(
19/02/2010 12:48)
Tsy mahita tory firy intsony ra-andry
Ketrika saka be loha hamidy ndray zao anie lery ao e, mihevitra angamba lery io fa vita ankilabao ty raharaham-pirenena ty
25. ndotofetsy
(
19/02/2010 16:31)
=)) =)) =)) =)) =))
ZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZ
MISY MANGETOTRA ZANY
:-D :-D :-D :-D
ZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZ
MISY MANGETOTRA ZANY
:-D :-D :-D :-D
26. diloo
(
20/02/2010 01:03)
miala tsiny fa ny tafik"lisany tsy natao hiady ,ireny tafika be kibo sy be vozona ireny ve ahavita combat intsony,ny beksa sy taoka bagy no mba fiadin'iren
Normal raha olon-tsotra tsy mitambasy no atao lasibatra: resaka lacheté ilay izy.
Ny tena mampalahelo, izany code d'honneur izany dia tsy misy intsony.
Mbola azo lazaina ho miaramila ihany ve ry zalahy ireo.
Tsara alefa any Afghanistan na Irak ireo milaza azy ho miaramila ireo, indrindra fa ra-sarla sy ra-lelison jerena raha tena miaramila marina sa sarim-bavy.Tsss miaramilam-potako mpamono sivily, miseo ho lehilahy raha mitambasy, ary rehefa tsy mitambasy dia lasa sarimbavy. :evil:
27. diloo
(
20/02/2010 01:40)
MISY MANGETOTRA ZANY
Tsy mahagaga izany.Tsy mahazo kil i ramambazafy satria tena maimbo be lery kozy e: normal madagetotra ko.
Dia ny troupe d\'élite-an\'lery no nasainy mandefa girenady petoman eto.
Izay no recours azo ataon-dreo, leo be fa poinsa tany ONU, tany Genève, tany PE Strasbourg, tany kamel Cheik,tany Addis Abeba, sy ny manaraka ho avy raha mbola mazan-doha eo.
Joketotra:
Mba nandefa klaxon ny fiarandalamby tgv,
saingy feo prout prout no re. :-D
Kivy be ny mpilahatra 13 mai
rabelety fa nahoana re!
Tsy nisy izay tsy nahare.
Trop loatra fa maimbo be
i bitro maozatra tsisy kle
lasa nitsaoka ny vahoaka be
Ndefo sy NHA tampon-dalan-kaleha
lasa nitsaoka fa sempotra be
Apélé moi président repotra
disciple\'ny madagetotra
:-D :-D :-P :-P
28. milamm
(
20/02/2010 01:59)
brava diloo =D> ekena
fa difotra njay lavanify eto @ ty sary ty ka avy nandoko maso fa ny torimaso efa tsy ampy lava izao sao lasa daddis eo =)) =)) tena tsoriko ny ahy ny marina fa ra gil ep lavanify misy manevika tsaramaso vy ny sofiny de tsy alahelo akory za na kely aza
fa difotra njay lavanify eto @ ty sary ty ka avy nandoko maso fa ny torimaso efa tsy ampy lava izao sao lasa daddis eo =)) =)) tena tsoriko ny ahy ny marina fa ra gil ep lavanify misy manevika tsaramaso vy ny sofiny de tsy alahelo akory za na kely aza
