REGARDER VIDEO Journal-Tous les indicateurs au ROUGE-02 fev2
1. vatofototra
(
02/02/2010 17:53)
REGARDER VIDEO Journal-Tous les indicateurs au ROUGE-02 fev2010
- L'Euro à 3080 ariary
- Intensification de la grève des médecins
- Licenciement massif chez les zones franches
- Participer au Débat National
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html

répondu par milamm le 05/02/2010 02:49
2. patrick2002
(
02/02/2010 19:25)
izahay letsy efa miomana @ 1 euro = 15 000 ariary ah!
efa notenenina ny fianakaviana fa aza mitahiry vola izany fa tonga dia avadiho entana na devise na hividiano trano ,volamena ,satria .
Raha mbola mitohy ny tsy fahakatoavany CI ny fitondrana ,ny CI @ alalany FMI sy ny BM izay manentsina ny deficit budgetaire ao madagasikara dia tsy maintsy hanota vola ny HAT ,ary dia hien-danja izany vola malagasy izany .
Faharoa raha mbola misy ireo malagasy tia tanindrazana :oops: :oops: izay miady an`izany fitiava-tanindrazana izany :oops: :oops: mamendrofendro ny CI mba tsy hisiny ny ra manjary ao madagasikara ao dia tsy maintsy hisy izany fitotongany vola malagasy izany .
Ka ianareo minono fotsiny ihany no tsy hafantatra an`izany ,fa izahay dia efa mahafantatra fa tsy hisy raha manjary io raha mbola tsy hanaiky ny CI ,raha mbola fanapoahana baomba atsy baomba haroa no tarigetrany trois mouvances.

3. AndriambyII
(
02/02/2010 21:23)
Efa nisy nilaza ny momba ny deficit budgetaire impiry moa teto fa toa ohatry ny tsy tonga tany ampototsofin' ireo miseho azy ho raitra @ politika ? Dia mbola hanaraka ny onjam-pijaliana mandritry ny 2 na 3 generations successives indray izany ny malagasy !! Tena tsy misy ilavana azy raha izany ny forum toa itony raha tsy manintona ny eritreritry ny olona rehetra é !!!mahakivy ... :cry: :cry: :cry:
4. radomelina
(
02/02/2010 21:26)
tsy maintsy mipoaka ny tako,bilany e,aza matahotra fa minofotsiny iany e tsy aka neny manana fa ampanana ny efa tsy manana e,ataoko mahazo 4l tsirairay e.dia nino tokoa ny tim satria olona ampisotroina ronono@tavy ,ny an ra pasy ary moa tonga dia .........mety nampiarahina t@vetiny ary fa isika samy tsy misy mahalala :-D
5. fijo
(
02/02/2010 21:50)
ka ny fianakavian aihany ve ry rap ano tokony tsinjovina eto sa ny "vahoaka"izay lazaina fa toavina
6. tgvafond
(
02/02/2010 22:01)
izahay letsy efa miomana @ 1 euro = 15 000 ariary ah!
Zavatra tokony efa fantatry tgv sy ny forongony io sazy io , saingy nampian'ny Frantsay ry zalahy dia mbola sahy nanaonao foana , indrisy anefa fa ao anaty merde ny politikany sy ny vahoaka Malagasy izao zay vao mivarotra saka be loha hoe , iR8 no niala e !izahay anie nofidim-bahoaka e, !izahay hitondra demokrasia e!koa raha tsy paiso toa anareo ny CI
7. milamm
(
03/02/2010 00:27)
Andriambyl >ny forum kosa ngamba sehatra ifamoivoizany hevitra rehetra malalaka fa tsy manana andraikitra hibaiko sy isintona ny eritreritry hafa ra ny fijeriko azy :-D tsy azo ialana ny fahasamihafana @ lafiny rehetra,aza asina koi iny fa misy karazan\'ol tsy mandinika firy nanofy ratsy an-Ravalomanana teo aloha de zao ndray ny IC ,tsy misy adisoany forum mintsiny zany fa mety oe
-ra tampenany rapa v zao oh. ny sofiny sy ny masony fa ny nataony hat no fositra nampihen-danja ny sandambola Malagasy mihoatra devizy euro(tsy fahaiza-mitantana ny krizy ekonomika 1 taona izay,ny @ fandavana ny lavanify fifanarahana nosoniaviny tenany maputo,acte additionel reny de fampikatsoana ny fampihavanana ny raharaham-pirenena,zao ny depute tsy voaloa ny karamany 1 volana,ny mpitsabo ko de mitokona sns nefa i tehindrazanarivelo(vice pm ny fat charge de la sante publique), hery rajaonarimampianina (ministre des Finances et du Budget),mitsangatsana any new york afak\'omaly nalefany gueant haka reconnaissances any @ bekintana hihaona @ philip carter sekretera jeneraly amerikana ny raharaha afrikana,nefa vao teo no nahazo sanction AGOA,ary reo solotenany fat nalefa hifandraharaha any soisa geneva i hajo(minisitry ny amenagement de territoire,decentralisation nihaona @ chef de canton sy ny vice - Président du Sénat français, M. Couteyron ,paris sns...
rapa > fa nahoana mo no tsy mety omeny frantsay fanampiana ara-bola avy hatrany ty fitondrana fat ty ampandehanana ny raharaha sa tsy atokisan\'izy reo ko v i andry ? 8O de nanao2 foana nanota vola boritra zao aiza ? sa ny IC ndray sy Ravalomanana no nanery an\'i lavanify hanao anzany :-D

8. patrick2002
(
03/02/2010 13:24)
amiko ,izao rapa dia i Ravalomanana no tompon`izao krizy izao ,raha nahatsapa tena izy fa efa naloany vahoaka t@ ireny tolona nataony TGV ireny tokony haatsapa tena ,ohatry ny ireo zokiny teo aloha Ratsiraka ,Zafy ,
Saingy mbola matanjaka ny Lobbying ravalomanana eo @ sehatra iraisam-pirenena ,satria izy Ravalomanana irery ihany no nanaiky hanao varo-boba ny hareny malagasy teo anoloanireo compagnie minier imperialiste matanjaka .
Tadidinao ny teniny Ratsiraka fa efa t@ androny no nangatahany vahiny ny Nickel d`ambatovy fa tsy nanaiky izy satria tsy nisy tombony ho an`i Malagasy izany ka aleo ho aho .
Ravalomanana izany dia efa soavaly be tongotra ho an`i politika malagasy ,fa kosa Joker favori ho an`i CI
milamm : manotany ianao hoe fa aiza ny frantsay tsy manampy an`i HAT ,dia tsotra ny valiny ,ny frantsay tsy manohana mivantana an`i TGV ,manohana an`i HAT ny frantsay mba tsy hiverenany Ravalo eo ,fa kosa raha ny sitrapony dia ny mouvance Ratsiraka no haka ny fitondrana ny antony dia tsy mahatoky ireo olona manodidina an`i Andry ny frantsay ,izay mpanao politika samy tsy manohana ny tombotsoany frantsay ao madagasikara .

9. vitamatavy
(
03/02/2010 13:39)
patrick2002:

mba firy moa lesy no isany vahoaka nilahatra niaraka an'i tgv,ataovy aloha ny calcul fa raha t@ fotoana nahalany an'i lery hoe maire de tana anie lesy tsy nisy afa tsy 180000 no nividy avy avec 63% nefa ny an'i ra8 48000 avec 79%
dia hampiahao hoe ireny tolona natazon'i tgv ireny ve dia aharitra be ohatran'iza&o
10. milamm
(
03/02/2010 18:12)
marna zany vitamatavy resaka tsy iadin-kevitra reo vokampifidianana reo,zao koa lafiny hafa antony tiako ampitaina @ rapa mba tsy hanofisany ratsy an'i Atoa Ravalomanana intsony
-ny firenena rehetra na lehibe na kely de samy manana trosa ny fomba andoavana azy reny no tsy mitovy,reo zay mahay mampiodina ny toekarena sy fitantanambola haingana no afaka manetsina izany banga izany.Andraikitry ny filohany governemanta(nofidiam-bahoaka) eo amperin'asa izany fa tsy ny teo aloha,oh.ny repoblikana admin.bush v de ho rarahiany amerikana tsony @ deficit national ,global recessions,irak sy afghanistan,social healthcare reform...mahazo azy reo? i Obama demokraty no nampanantena fa hanova anreo(endriky ny bekintana vaovao) nefa mbola tsy nahazo valiny mivaingana sy vokatra mivantana ny ankamaroany amerikana ary mitaky fanazavana aminy isaky ny midinidinika @ haino aman-jery
de otranzay ko ny ao amintsika
17 marsa no nametra-pialana teo ambava-basy Ravalomanana(efa teo ambaravarana reo asa marobe agoa hamelona vava homana fianakaviana Malagasy notohanany lavanify fanoto,izy no tompon'andraikitra voalohany nametraka ny tenany ho filoha hamaly izany,niteraka circuits monetaire tsarabe reny @ firoboroboany isam-paritra de hameno ny banga ao @ kitampom-panjaka tena tsy fitsinjovana ny tombotsoam-pirenena izany,1 taona aty aorina ny maso rehetra no mitsara ny zvmisy.
-averiko ihany rapa fa
"tsy misy firenena azo antsoina ho demokratika izany raha andia-miaramila no fomba ametrahana ny fitondrana eo..."
zay no tsy mahatafavoaka ny adiny bekintana sy ny western allied hi-securiser ny vatsy oil any Irak,Afghanistan,pakistan refa tsy nahomby ny sovy ...ny ao amintsika de ny frantsay nampiasa mersa vitsy sy reo fis,capsat,lavanify(symbole francafrique)horobainy reo french economic intelligence ao Elysee,quai d'orsay
ny vahoaka ihany no tsy maintsy tompony teny farany misafidy ny tena demokrasia-ny,tsy ho voatery ny vava-basy isan'andro eo io fa tsy maintsy hitroatra

11. diloo
(
03/02/2010 20:22)
Rapa
Rapa izany koa anie toa ohatran'ny manao kozina: M'as-tu vu? e.
Efa fantatra anie fa miadana ianao any Canada.Ary ny dollars canadien koa matanjaka koa e.
Mba maotina rehefa be vola manoloana ny vahoaka voan'ny tsindry hazo lena.
Mazana misy azo raisina ny points de vues-nao antagoniques, f'ity kosa, lasa sary
mipoerapoera.
Je ne comprend pas ton attitude, habituellement modérée et réfléchie, na dia tsy miombok'hevitra aza isika. Mais je sais que tu vas te reprendre. :? :wink: A+

12. patrick2002
(
04/02/2010 02:22)
mba firy moa lesy no isany vahoaka nilahatra niaraka an'i tgv,ataovy aloha ny calcul fa raha t@ fotoana nahalany an'i lery hoe maire de tana anie lesy tsy nisy afa tsy 180000 no nividy avy avec 63% nefa ny an'i ra8 48000 avec 79%
dia hampiahao hoe ireny tolona natazon'i tgv ireny ve dia aharitra be ohatran'iza&
Aleo angamba tsy hiady hevitra ny isany mpomba ny andaniny sy ny ankilany isika ,fa nisy video ny vatofototra eo 1 taona nitsingerenany lundi noir dia samia misaintsaina kely .
Raha resaka isany olana samy manana mpanohana azy ,ao ry monja Roindefo nahafeno olona teny antsonjobe ,ny GTT eny @ MAGRO , efa en action ry Pierrot Rajaonarivelo sy ry Ampela manao politika ,dia izay indrindra no hitondrana antsika hanao fifidianana nefa efa tsy valider a l`avance izany fifidianana izany ho anareo mpanara-dalana raha tsy ianareo no ao @ ministerany ati tany . :oops: :oops: :oops:
13. patrick2002
(
04/02/2010 02:36)
milamm
ka miodina ve ny toe-karena ? ianao milaza fa ny mpitondra tsy mahay mampiodina ny toe-karena ,nefa fantatrao tsara fa raha tsy misy ny fampindrama-bola hataony FMI sy Banque Mondial hanetsenana ny deficit budgetaire dia ho faillite ny toekarena ao madagasikara ,na iza mitondra na iza ,fantatrareo tia tanindrazana tsara izany ka hataonareo mba tsy hankatoaviny CI ny mpitondra ,
fantatrao tsara fa nametra-pialana teo ambava-basy Ravalo kanefa inona no mbola hitenenana fa izy no filoha légal
izaho fotsiny no tadidio raha nanao ny lohany nanapaka tetezana Ratsiraka sy ny mpomba azy ny 2002 ,tsy nisy asa fampandrosoana vitany Ravalo tao, ka raha tena tia tanindrazana marina ravalo dia tokony hanaja ny tenany ary hivonona hiatrika ny fifidianana ho filoha manaraka indray .
dia manamarina izany ity teninao ity
ny vahoaka ihany no tsy maintsy tompony teny farany misafidy ny tena demokrasia-ny,tsy ho voatery ny vava-basy isan'andro eo io fa tsy maintsy hitroatra
,reo zay mahay mampiodina ny toekarena sy fitantanambola haingana no afaka manetsina izany banga izany.Andraikitry ny filohany governemanta(nofidiam-bahoaka) eo amperin'asa izany fa tsy ny teo aloha,
ka miodina ve ny toe-karena ? ianao milaza fa ny mpitondra tsy mahay mampiodina ny toe-karena ,nefa fantatrao tsara fa raha tsy misy ny fampindrama-bola hataony FMI sy Banque Mondial hanetsenana ny deficit budgetaire dia ho faillite ny toekarena ao madagasikara ,na iza mitondra na iza ,fantatrareo tia tanindrazana tsara izany ka hataonareo mba tsy hankatoaviny CI ny mpitondra ,
17 marsa no nametra-pialana teo ambava-basy Ravalomanana
fantatrao tsara fa nametra-pialana teo ambava-basy Ravalo kanefa inona no mbola hitenenana fa izy no filoha légal
izaho fotsiny no tadidio raha nanao ny lohany nanapaka tetezana Ratsiraka sy ny mpomba azy ny 2002 ,tsy nisy asa fampandrosoana vitany Ravalo tao, ka raha tena tia tanindrazana marina ravalo dia tokony hanaja ny tenany ary hivonona hiatrika ny fifidianana ho filoha manaraka indray .
dia manamarina izany ity teninao ity
ny vahoaka ihany no tsy maintsy tompony teny farany misafidy ny tena demokrasia-ny,tsy ho voatery ny vava-basy isan'andro eo io fa tsy maintsy hitroatra
14. patrick2002
(
04/02/2010 02:48)
diloo
izay indrindra no handaniako fotoana mbola manoratra eto ny fieritreretako ny malagasy an-tapitrisany maty ny hanohanana any ka ny ahy dia tsotra
fototry ny krizy
dada manao betizy
io tsy resaka famendrofendroana fa fanomezana toro marika sy fitsarana ny hataony andanin y sy ny ankilany ,aminareo dadiste mametra-pialana andry dia mivaha ny olana ,aminay tgv-iste haleo izy hiasa ,dia handao isika hiroso @ fifidianana dia hirava ny olana ,
Izahay tsy hanaiky ny hiala satria raha ianareo dadiste no mahazo ny fitondrana efa fantatra ny hataony dada ,tsy misy filoha hilefitra an`izay ben`ny tanana ,resaka ambition no hitondrana firenena ,fa tsy misy resaka lalana ,rehefa halainy olona @ tsy ara-dalana vao hoe légal ,légal .
Mba maotina rehefa be vola manoloana ny vahoaka voan'ny tsindry hazo lena.
Mazana misy azo raisina ny points de vues-nao antagoniques, f'ity kosa, lasa sary
mipoerapoera.
izay indrindra no handaniako fotoana mbola manoratra eto ny fieritreretako ny malagasy an-tapitrisany maty ny hanohanana any ka ny ahy dia tsotra
fototry ny krizy
dada manao betizy
io tsy resaka famendrofendroana fa fanomezana toro marika sy fitsarana ny hataony andanin y sy ny ankilany ,aminareo dadiste mametra-pialana andry dia mivaha ny olana ,aminay tgv-iste haleo izy hiasa ,dia handao isika hiroso @ fifidianana dia hirava ny olana ,
Izahay tsy hanaiky ny hiala satria raha ianareo dadiste no mahazo ny fitondrana efa fantatra ny hataony dada ,tsy misy filoha hilefitra an`izay ben`ny tanana ,resaka ambition no hitondrana firenena ,fa tsy misy resaka lalana ,rehefa halainy olona @ tsy ara-dalana vao hoe légal ,légal .
15. diloo
(
04/02/2010 04:04)
Rapa
Izaho manokana, dia contre ny principe fanaovana putch hangalana pouvoir.
Tys voatery koa ho pro Ra8, na pro-Pierrot, na pro-Rakoto.
Ny droit fondamental constitutionnel ihany no ekeko, eny na mety misy antony tsy tohanako ny mpitondra.
Ho anareo tgv(tena gasy vazaha), mino ve ianareo, fa raha voatsindrin'i ra-sarkosy i Villepin, raha hanao kodeta toa i lavanify, dia anaiky an'izany ve ianareo vazaha, na ianareo kanadiana.
Io resaka putch, normal raha ny ankamaroan'ny firenena eran-tany, tsy manaiky io fomba jiolahim-boto io. Contre nature io fa ny ordre constitutionnel ihany no eken'ny tontolo. Fahalemena ny fomba hanaovana kodeta. Izao mandrary manao fomban'ny bebe doc ny haiti ny manjo an'i gasikara.
,rehefa halainy olona @ tsy ara-dalana vao hoe légal ,légal

16. ifiona
(
04/02/2010 04:25)
diloo ve mbola tsy mahafantatra ny tgvistes e! ny azy efa hoe zay fomba rehetra hanalàna an'i Ra8 eo dia tohanany na hivarilavo any an-kady aza avy eo
:evil: 8O 8) :{
:evil: 8O 8) :{
17. diloo
(
04/02/2010 05:38)
De toutes les façons, ho fanomezana hasina ireo ray-aman-dreny nandatsaka ny rà-ny sy nanao sorina ny ainy, tamiin\'ny 1947, ho fanafahana ny tsindry hazo lena nataon\'ny razambenareo tgv(gasy vazaha) sy ireo colons, dia tsy omenay na averinay aminareo ny tany ao Sakay, Arivonimamo, Tsiromandidy, ets.
Efa miomana ny vahoaka anao barrage ireo 4mi-nareo eo amin\'ny 1 500 000 ny chomeurs en fin de droit frantsay, ary efa miamaro koa ny zanabazaha tsy minankanina firy ankehintriny, izay mitetina 600 000 enfants pauvres et sans abris.Miamaro koa ny demandeurs de CMU.Les investisseurs français se bousculeront au portillon, un RMI (ou RSA) suffira à monter sa boîte à Madagascar (tsy ekena io, mody miditra mora ry zalahy, dia maka tsimoramora ny tanintsika). Mba fantatrareo moa, fa manararaotra ny fahantrana ny malagasy ny frantsay izay miafina ao ambadika ny ONG, manao trafic d\'enfants, mody hoe manao adoption d\'enfants malgaches.Nefa resaka bizna be io.
Hoy ra-Chiraque izay ni-s\'exprimer clairement tao amin\'ny Film documentaire \"Africaphonie\" hoe si la France est riche, c\'est grâce à l\'exploitation de l\'Afrique.Dia io tanjona io ihany no mitohy. :? :wink:

18. diloo
(
04/02/2010 06:02)
Na i Alliot Marie aza miaiky fa pro-jiolahim-boto i Hortefeux satria tsy nisy na iray aza ireo hooligans any amin'ny stades de foot nogadraina.Porofo fa io fomba ratsy io no ampiarin'ny fransafrika eto amin-tsika: fanomezana fanampiana ny hooligans vendrana toa ny tgv,ra-sarla, ra-lelison, ra-ramaroson, ra-organes,(atao minuscule ny anarana, fa tsy mendrika ny Majuscule, :-D )
Bonne journée indray fa rahariva mitafa.A+ :-* .

19. milamm
(
04/02/2010 08:42)
tena zay vao itako fa marna ny teniny ifiona,io zany ry diloo no tena fijeriny rapa ny tantara.hevitra tgv taingina takzany,zay tsy mampiova ny rariny sy ny ara-dalana ary fandriampahalemana,fampiroboroboana ny eo antanana ialana ny hantsany fahantrana takian'izy ireo taona maro taorinany 1960-2010
zao rapa a
Nahoana moa izy reo no mila ny mpamatsy vola indray ? oviana iny talohany nanaovana vola boritra nirehoka oe tsy mila fanampina any ivelany...
-tsotra ny zv takiany IC na tsy ekeny izy reo aza ,hajao ny fifanarahana nosoniavina maputo,acte additionel addis-abeba ataovy mangaraharaha ny fifidianana,
fa tsy oe ndana managadra mpanao gazety,politika dikany zany na lakrimozena afafy eraky ny tanana ,sy fampielezan-kevitra @ fampihorohoroana ny fiaraha-monina ataony secu perso ny lavanify.
-leleu fa manao fanahy iniana v rapa tsy mahakobo ny atao oe "ara-dalana/legal",filoha voafidimbahoaka @ suffrage universel ,toa an'i Itpkl Tsiranana,ratsy iraka,Zafy,Ravalomanana, i lavanify tsy ao anatiny io akory fa ao anaty mpanongam-panjakana fa tsy oe refa manana basy sy tafondro akory de midika fa nosafidiany vahoaka na toaviny
fantatra fa nandefa aktera maro2 lavanify(us,soisa,bruxelles...)nila torohevitra avy @ i klody haka spons hanohanana io fifidianana io maisatra b zao ny tanany frantsay ko,aleo hiakatra tsara 5000 Ar oh vao ampidirina ny trosa euro,zany eo ihany fa aiza dolidoly reny lokaloka nolazainy andry hataony reny no nibaboka sahady tsy ela zay t@ wsj oe tafiditra anaty kizo ny firenena
aminay zany de tsotra miala refa tsy alehany ary aleo arosony reo zay mahavita azy 3 movansa sy reo vahoaka marob takalon'ainy hat

20. patrick2002
(
04/02/2010 16:41)
milamm
Dia mbola tohizako ny teninao hoe tsy misy vahoaka hipetraka tanam-polo izany fa tsy maintsy haka fitondrana @ alalany fitokonana ,sy nhy tsy ara-dalana raha tsy voahaja ny safidiny .
diniho ny tantara janvier 1972 lany t@ isam-bato 98% i Tsiranana Mai 1972 nendahiny vahoaka t@ alany fitokonana .
dec 1989 lany t@ isambato 75% ny filoha Ratsiraka ny juin 1991 nanomboka ny fitokonany hery velona teo @ 13 Mai .
Ny sept 2000 nanao vava Ratsiraka nitokana ny palais de senat eo anosy ,fa tafa-petraka ny rafitra nampanantenainy hery velona efa ho 10 taona izao ,ary aza mialona izay miasa hoy izy ,fa raha mba mikotroka i tena :oops: :oops: ny janv 2002 nitaona ny vahoaka hitokona teo @ 13 Mai ravalo rehefa tsy nety hanao confrotation de PV i Ratsiraka ary tsy nety hanao 2 eme tour Ravalo .
Juin 2007 noravany ravalo ny antenimiera ary dia natao ny fifidianana solombavam-bahoaka ,naharesy t@ ny TIM ary dia izy no nameno ny 95 % ny deputé , dec 2007 dia natao ny fifidianana ben`ny tanana manerana ny madagasikara ,betsaka ny tsy afaka nilatsaka t@ izany ,mbola 95 % ny Maire dia TIM avokoa ,ary dia Maire TIM no nitantana ny tananan`ny Toamasina izay tananan`ny AREMA hatramin`izay , nov 2008 nanomboka ny fitokonana nataony TGV rehefa nakatona ny Radio viva ary ,efa henjana ny fifandona-kevitra teo @ mpitondra Ravalo ,sy ny mpiara miasa ny ben`ny Tanana ,tsy nomena ny ben`nyb tanana ny budget tokony hiasany fa handoavana trosa ny tananan`ny Antananarivo hono ,trosa izay efa nisy nandritry ny 25 ans t@ Rakotovao Andriatiana AKFM nitantana ny tanana ny Antananarivo.
Izany dia hoentina hilazana amintsika fa raha mbola misy ny tsy fanajana ny safidim-bahoaka dia tsy maintsy hisy foana ny fangalana fitondrana @ tsy ara-dalana ,sahala @ nataony DADA t@ 2002 :lol: :lol:
Ary raha mbola halefa lavitra ny fandinihana dia ireo firenena tanisainao ireo ambony ireo Afghanistan ,Irak Pakistan ,dia firenena misy fifidianana fa saingy tsy voahaja ny safidim-bahoaka ,ohatra Irak 1 taona talohany hialany Saddam Houssen no nampanao fifidianana i Saddam ary dia lany t@ 98 % i Saddam Houssen , sahala min`izany ny ao afghanistan sy pakistan ,
-averiko ihany rapa fa
"tsy misy firenena azo antsoina ho demokratika izany raha andia-miaramila no fomba ametrahana ny fitondrana eo..."
zay no tsy mahatafavoaka ny adiny bekintana sy ny western allied hi-securiser ny vatsy oil any Irak,Afghanistan,pakistan refa tsy nahomby ny sovy