REGARDER VIDEO Journal-Tous les indicateurs au ROUGE-02 fev2

21. patrick2002 ( 04/02/2010 16:56)
Diloo ,asa na mazava aminao io vali-teny io ambony io

Izaho manokana, dia contre ny principe fanaovana putch hangalana pouvoir.
Tys voatery koa ho pro Ra8, na pro-Pierrot, na pro-Rakoto.
Ny droit fondamental constitutionnel ihany no ekeko, eny na mety misy antony tsy tohanako ny mpitondra


Ka ny droit fondamental constitutionnel dia lalana (loi ) no mamaritra ny andraikitry ny tsirairay eo @ fitondrana ,fa tsy didim-pitondrana (decret )
asa fantatrao ve ny mampiavaka ny loi sy ny decret .
Loi izy dia tsy manana fahefana hanova azy na i Ravalo filoha aza fa tsy maintsy fidiny solom-bavam-bahoaka sy ny loholona zay vao ekeny HCC zay vao miantra ny lalana vaovao .
Decret indray dia fahefany mpitondra isan`ambaratonga no manao decret @ andraikitra sahaniny ohatra afaka manao decret manendry ny Secretaire general hiara hiasa aminy ny minisitra tsirairay ,

T@ fitondrany Ravalo dia decret no nataony hanala ny andraikitry ny Andry ,
ohatra tsy navela hanendry filoham-pokotany i Andry fony izy ben`ny tanana fa ny prefet de police no manendry azy ,decret nataony Ravalo t@ conseil de ministre nefa lalana (loi ) no mametraka ny andraikitry ny ben`ny tanana hanendry filoham-pokotany .

Ka raha mbola misy ny filoha jadona tsy manaja ny droit fondamental constitutionnel hoy ianao ery ambony dia tsy maintsy hisy ny tolom-bahoaka ,anti-constitutionnel :lol: :lol:
22. patrick2002 ( 04/02/2010 16:59)
ifiona:

diloo ve mbola tsy mahafantatra ny tgvistes e! ny azy efa hoe zay fomba rehetra hanalàna an'i Ra8 eo dia tohanany na hivarilavo any an-kady aza avy eo


:evil: 8O 8) :{



Ka tsy azo hatao ny mifikitra fitondrana @ fomba rehetra na hampanantenanao 4 L tsirairay aza ny malagasy eh! :-D :-D
Tsy ny malagasy rehetra akory no maniry hanana 4 L fa ao ny sasany te hanana sarety na 4x4 :lol: :lol:
23. pikatti ( 04/02/2010 22:55)
Iray taona dia tsy hisy mahantra intsony eto Madagasikara ozy Ratezevendrana zay :roll: :roll: ahoana koa ary ty e, hay afaka iray taoana hozarako vola baoritra daholo ianareo nino ahy :-D :-D Tratra tao zany elah rapaty
24. milamm ( 05/02/2010 01:07)
voany rapika ela teto zao 1-0 ka zao rapa fa aza varina miodikodina manao etalage de connaissance eo a,efa koboko dolidoly reo fa adinony rapa aza de tsy nampiakarina herisetra miaramila Ravalomanana na namono sy nitifitra andalam-be t@ reny niala ireny(mino aho fa fantatry rapa ny marina @ io ra tsy oe nga mila manadihady @ reo rakitra niseho sy reo porofo talohany black monday,aleoko tsy edina hevitra fa fakafakao aloha ny zava-nisy)
efa voakotrika ela iny 17 marsa iny,ary kendry tohana amerenena ny horohoro eo @ fiaraha-monina ka ho kere sy maty noana indray ny Malagasy de mora angalarina ny harena ary exploiter-na reo olona ao ,ireo atidoha nikotrika ny coup d\'etat rehetra de ny frantsay nanakarama an\'i ratsy iraka sy reo militia(75 afera Itpkl Gal Ratsimandrava),i lavanify sy reo fis,capsat 09(Ravalomanana) ,ramaroson moa de nandray anjara foana t@ izy deba sy lavanify

tsy voavaly manko le fanotaniako ka averiko ndray rapa

>

lavanify ra mijanona @ moly de mety mahatakatra fa tokony mametra-pialana manaja tena e miala tsy hitany pokn tsony,afaka mitsotsotra ao maorisy @ le holiday home $ 5 millions fa sao ho voatifitry ny 1 @ reny secu perso reny fis reny ko ka lasa mihakondrana(daddis no fetra e:-D ),zay no efarany lery io mpijoko voajoko =)) =)) =))
25. milamm ( 05/02/2010 02:49)
teniko mialoha mba tsy hisiany fanomezantsiny aorina ny service secret frantsay aza nge mahalala fa raha voajedaka eo lavanify de Ravalomanana foana no ho voahosompotaka,ny asolo an'i andry fotsn no mbola tsy hitan'izy reo ka lery kalo no atao ankalana .Tsisy tany hisitrihana tsony io lavanify io atsy ho atsy sady mbola kimbiany mitapitapy ka sao mamoaka secret any aorina refa dizina na any frantsa az riska B fa de tsy ho ela velona andrikely,tsy sekre na boite de nuit akory io fa firenena 1 manontolo no tazominy,ho avy manko ny tsy mety ahazo azy satria tsy ho tafajanona ela zany eo tsony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0069