fafao ranomaso fa mbola hanody anireo TGV reo zao !
1. terrywui
(
02/02/2010 16:57)
dada tsy hita, ny zaza mikonetaka , ny fitondrana very , ny TGV mitombo hery isan'andro ,ny fitakiana hatao tsy mety manjary , ny mpitarika sasany nivadika nanao TGV , ny pataloha rovitra eo amin'ny magro eo daholo , ny hvidianana anefa tsisy , ry zalah be sosy mpiady seza tsy manome pataloha iray ho andrapika akoriny ,ny alahelo an'i dada isan'andro manantena tsy misy foana ! zany aby ny fijalin'ireto zanak'i dada n'ny serasera ireto ...!!! mmmmpppppfffff indrisy eee! 8-) 8-) 8-) :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: 8-) 8-) 8-) 8-) toro hevitra iray fotsiny !!! fadio ny mamono tena fa ereto foana ze mitranga fa lalampiainana izao ! tombondalana ny anareo fa lalana iraisana izao manjo anareo izao ! ny hany fampaherezako de izao !! ho entiko à gogo daholo nareo mpisera TIM GTT 3mvs rehetra ato amin'ny sabotsy hariva zao fa tongava eo amin'ny Crocodile de za mandoa ze lany !!! zay an !! de aza tomany tsony de fafao ranomaso fa mbola hanody anireo TGV reo zao ! hon hon hon hon hon hon :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
répondu par pikatti le 07/02/2010 23:32
2. pikatti
(
02/02/2010 17:10)
ho entiko à gogo daholo nareo mpisera TIM GTT 3mvs rehetra ato amin'ny sabotsy hariva zao fa tongava eo amin'ny Crocodile de za mandoa ze lany
Unité anantsoin'elah anah azy tsy ananan'elah kou à gogo a !a gogo, aza manao revin-tgv leisy a :-D :-D :-D
4. patrick2002
(
02/02/2010 19:15)
Toa nisy nilaza teto ny zanany fa efa nahatsangana orinasa lehibe roa sy MAGRO any afrique du sud hono ,koa tsy hafarany any ny zanany :oops: :oops:
5. AndriambyII
(
02/02/2010 20:47)
Manana complexe agronomika ao afsd i Ra 8, araky ny tatitra heno.Izany akory tsy midika fa tokony handao an' i Mada ny zanaka aman-jafiny . Hafa mihintsy ilay raisonement an-drapatrick .
6. radomelina
(
02/02/2010 21:20)
io ary le nolazaiko anao dadatoa ,nivadika ,rafetsison,aaaaaaaa,napetrany t@ kely foana ny tim iiiiiiiiiii,nianahana r8oooooooo,o ry tim a aza matahotra fa minoa fontsiny iany,e ataoko mahazo 4l tsirairay e oooooooo, :-D
7. vatokilonjy
(
02/02/2010 21:31)
terrywui:
dada tsy hita, ny zaza mikonetaka , ny fitondrana very , ny TGV mitombo hery isan'andro ,ny fitakiana hatao tsy mety manjary , ny mpitarika sasany nivadika nanao TGV , ny pataloha rovitra eo amin'ny magro eo daholo , ny hvidianana anefa tsisy , ry zalah be sosy mpiady seza tsy manome pataloha iray ho andrapika akoriny ,ny alahelo an'i dada isan'andro manantena tsy misy foana ! zany aby ny fijalin'ireto zanak'i dada n'ny serasera ireto ...!!! mmmmpppppfffff indrisy eee! 8-) 8-) 8-) :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: 8-) 8-) 8-) 8-) toro hevitra iray fotsiny !!! fadio ny mamono tena fa ereto foana ze mitranga fa lalampiainana izao ! tombondalana ny anareo fa lalana iraisana izao manjo anareo izao ! ny hany fampaherezako de izao !! ho entiko à gogo daholo nareo mpisera TIM GTT 3mvs rehetra ato amin'ny sabotsy hariva zao fa tongava eo amin'ny Crocodile de za mandoa ze lany !!! zay an !! de aza tomany tsony de fafao ranomaso fa mbola hanody anireo TGV reo zao ! hon hon hon hon hon hon :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
brovo lesy ry fianakams an
hon hon hon hon
8. ifiona
(
02/02/2010 21:36)
Rajoelina @ zany nilaza fa hanao tour d'Europe kely, nefa inn akory fa efa fantatra fa tao Paris ihany no tena anton-dia hitadiavana fika miaraka @ frantsay ndray... eo efa 5 jours tany foana dia efa prévu hiverina androany nefa mbola mitonatonana any @ Sénat ndray... pffff! mafy ihany ty rehefa baikoan'ny frantsay
10. ifiona
(
02/02/2010 21:51)
salut vatokilonjy :-* :-* difficile de soutenir une entité qui détruit plus qu'elle ne construit :evil: :evil:
11. fijo
(
02/02/2010 21:54)
ka ilain'ny fat ve le fifankatoavan asa tsia e,tsy misy sarla kely anie aty ivelany e
12. tgvafond
(
02/02/2010 22:07)
Ilay "sarla" aloha dia lasa ohatra @ ny hoe fanaovana bodogeriny sy tsy fisainana mandray raharaha , ka ny ambadik'io tantara io dia ny Frantsay daholo , efa misy fanofanana ,@ transmissions,@ geo-strategie,politika miniers ,miaramila izay ny Frantsay daholo no mampiofana ny Mlagasy hany ka ny resaka mandeha rehetra daia efa eny ampela-tanàny avokoa, ny mampiasa ny pions-ny fotsiny sisa no ataony, ka asakasakareo izay manaiky zanahina ihany io
13. AndriambyII
(
02/02/2010 22:20)
tgvafond:

Dis donc , on est a quelle époque là ? néolithique ? âge de feu ? âge de fer ?
15. AndriambyII
(
02/02/2010 22:33)
ifiona:
sarlitique
:roll: :roll:
Da tsa haiko ny tian-droky tenenina ifiona , sarkôlitikozatra sa kelifingamôzatra ?
:lol: :lol:
16. pikatti
(
02/02/2010 22:46)
Aiza elah ry vatokilonjy a!!! tsisy kôzy ve bainn a???
sarlitiqueHay ve satirique koa anie zany e :lol:
Da tsa haiko ny tian-droky tenenina ifionaAry be tary avy any Fianara ,Fandriana,Ambositra,Bira :lol:
17. AndriambyII
(
02/02/2010 22:52)
Mba mitenim-paritra kely fotsiny ka fa tsy dia tena hoe izay , na izany aza misy ny havana hifandraisana avy any :lol: :lol: