fafao ranomaso fa mbola hanody anireo TGV reo zao !

21. AndriambyII ( 02/02/2010 23:01)
Miala any ramss :-D :-D :-D
22. wxxx ( 03/02/2010 00:07)
FION NY LOHAN-DRENIN'ELAH :twisted: :twisted:

Petsa wiwi
23. ifiona ( 03/02/2010 07:25)
:-D :-D :-D :-D n'importe koi ko reto
24. lolabe ( 03/02/2010 13:07)
Fa rehefa oe ny frantsay ve no manohana an'i Andry de lazaina fa hiverina @ fanjanahana fa rehefa ny Amerikanina sy ny Afrikanina mainty no manohana an'i ra-8 de lazaina fa oe ara-dalana ve? mba misaina fa zany ihany no mahatonga ny mpombanareo mivarilavo ohatr'izao. Aiza le 8 andro de vita ny grevy teo @ magro, samy manana ny 8 androny ko io e
25. vitamatavy ( 03/02/2010 13:41)
vita foana io izay maharitra ihany no vadin'andriana fa izay tsy maharitra vadina foza e :-D :-D
26. terrywui ( 05/02/2010 18:57)
hay efa ato koa i fion a
Voalaza teo :
FION NY LOHAN-DRENIN'ELAH

Petsa wiwi
wuiwui aona e! jereo tsara le nitenyt fa sao zahay ndray no iadivan'i ifiona eo ee!! hin hin hin h :-D :-D :-D :-D :-D
27. pikatti ( 07/02/2010 23:32)
Petsa wiwi

17. Mpandefa : xxx3 [ Valio ] 02-02-2010 23:53:07
Lohateny : Re : fafao ranomaso fa mbola hanody anireo TGV reo zao !
hay efa ato koa i fion a

Traingo ndray ty rawix klé :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0731