TETIKA FRANCEAFRIQUE
1. pikatti
(
10/12/2009 19:45)
On vient d’apprendre que la France était contre les résolutions de Maputo III, et qu’une nouvelle négociation devrait étre envisagée à… Madagascar. Mais on se fout de la gueule de qui ? La France sait pertinamment que ni Didier Ratsiraka, ni Marc Ravalomanana ne pourront faire le déplacement à Tana.
Ils vont sans doute nous refaire le coup du Carlton avec une pseudo-réunion avec des décisions unilatérales, et prétendre que c’est le peuple a encore parlé.
Hoy ihany lay akama
Ils vont sans doute nous refaire le coup du Carlton avec une pseudo-réunion avec des décisions unilatérales, et prétendre que c’est le peuple a encore parlé.
Hoy ihany lay akama
répondu par pikatti le 16/12/2009 09:16
4. esserra
(
10/12/2009 19:53)
Raha tena sahy , ary raha tena lahy i Andry sy ny FranceAfrikany naninona no tsy natao teto Tana ny dinika fa tsy tany MaputoIII,inona no tena hatahorana ? sa matahotra an'ireto vahoaka be miandry an'i R8 ka mety hanalok'azy?
5. fijo
(
10/12/2009 19:58)
izay mihintsy no tena atahorany,vao tonga eo ravalo,dia rifatra tsy hita io zazakely io.
saly ra vita
saly ra vita
6. ifiona
(
10/12/2009 20:01)
lé frantsa koa maika hiteny hoe ts mankasitraka lé tany Maputo fa ny olona bloqué any tsy asiany resaka????
elle prend vraiment les malgaches pour des cons??
elle prend vraiment les malgaches pour des cons??
7. pikatti
(
10/12/2009 20:07)
Efa nalefako ao ambany tao omaly lesy io a, ary tsy tadidin'rlah ve i Ny Hasina tonga de nanao fanambarana vao nivoaka ny Carlton hoe neken-dry R8 ny tapaka tao , dia iny le8 tonga de n-intervenir hoe azafady tompoko :lol:
Lay kôzy anefa efa nalefa RFI (radio io na) tv TF1,maika ery la frantsa fa hoe vita matavy le anglosaxon R8,
Diso paika ry lerony fa mbola tsy laitra ihay le8,
:-D ié
Efa nangetoran'ny Ivoriana tany koa io
Lay kôzy anefa efa nalefa RFI (radio io na) tv TF1,maika ery la frantsa fa hoe vita matavy le anglosaxon R8,
Diso paika ry lerony fa mbola tsy laitra ihay le8,
efa voa avy any guinée de mial avokona any mada ka
:-D ié
Efa nangetoran'ny Ivoriana tany koa io
8. fijo
(
10/12/2009 20:10)
izao ve vao hainareo izany e???
?iza irery izao no firenena nihazakazaka nankatoa an'i domelina teo???la frantsa.
iza no nitondra ny vadiny nody tany mada???la frantsa.
iza no nanafina azy fony izy nokarohina???la frantsa.
parlemanta aiza no mba miresaka sy miditra antsehatra momba ny ao mada???la frantsa.

9. ifiona
(
10/12/2009 20:12)
dia hiditra eto ndray zao bazylou na ra patrick2002 hiaro an'la frantsa kom daby :-D :}
11. pikatti
(
10/12/2009 20:22)
dia hiditra eto ndray zao bazylou na ra patrick2002 hiaro an'la frantsa kom daby=)) =)) =)) =)) =))
Bandy bornés reny ry ifiona a, :-D :-D :-D
13. pikatti
(
10/12/2009 20:30)
Brouille entre le Togo et la France. Mardi, Lomé décidait d'expulser Eric Bosc, ami intime de Kofi Yamgnane et premier conseiller de l'ambassade de France au Togo, chargé du suivi de la politique intérieure du pays. Par mesure de réciprocité, la France a «demandé le départ» d'un diplomate de l'ambassade du Togo à Paris.
http://www.wmaker.net/editoweb/France-Togo-Kofi-Yamgnane-ou-le-syndrome-de-la-boite-d-allumettes_a20548.html
Nangetoran'ny Togolais tany koa ry renimalala ka isaka ve dia tena jamba @ io paika FranceAndry ty lé, hivarotra tanindrazana le aka io , de borken'ny Frantsay any @ zay ,soa ho an'elah lesy ry Andry no hilazako an'izany baïnn a :lol:

14. esserra
(
10/12/2009 20:37)
Miha lany vatsy ny Frantsay ka manao izay hafany hitazonana mafy an'i Madagasikara ho colonie,sokafo ny mason'izay mbola manohana an'io panongam-panjakana io fa efa tsy kilalao akory ny fiainam-pirenena
15. fijo
(
10/12/2009 22:00)
ka matahotra mafy izy fa rouwanda izao lasa tafiditra ao amin'ny commonwealth,ary dia atahorany hanaradia an'io koa mada izay efa nanao fangatahana.ahy ka mila mihetsika mafy raneny sao lasa eo ilay zanaka adaladala
16. xxxw
(
10/12/2009 22:24)
mila mihetsika mafy raneny sao lasa eo ilay zanaka adaladala
Tena tsy nanafina tokoa any renimalala zany é
La France reconnaitra officiellement le régime de transition, ce mardi 10 novembre 2009 à 10h.Cette reconnaissance se fera par la remise des lettres de créance de Jean-Marc Chataîgnier à Andry Rajoelina, président de la transition, au Palais d’Iavoloha. Jean-Marc Chataîgnier devient ainsi le nouvel ambassadeur extraordinaire et plénipotentiaire de la France à Madagascar.
La France est le premier pays à reconnaître officiellement le régime de transition.
18. milamm
(
10/12/2009 23:15)
essera >tsy azoko inoana hoe lany vatsy aloha i frantsa e ,mamba reraka ka tsy mifidy arapaka fibodoana @ lafiny rehetra ,te anohy ireo taingimbozona sy hifehy ny vokatra rehetra @ reo tany nozanahiny ary tsy irery izy fa ao reo superpower mifaninana aminy usa,china,u.k,alema ...miaramihaza ny harempirenena afrikana sy ny ao madagasikara,na vato nahazo na solika na entona natoraly @ endrika fampisamborambola malefaka asiana fanamboarandalana kely na seranantsambo,seranampiaramanidina sns...
2009, ireo ny salan\'isa ireo solitany Afrikan voaondrana nahatratra 35% ho a EU, 32% USA, 10% China(sunpec sy bain lavanify),eo koa 1% Afrikan gazy ao Asia ny hazo afrikana mo lasany sinoa,mpamadika ireny akora indostrialy reny ary mivarotra eratany avy eo ,
teny zato kabary arivo fa, manana safidy tokoa ny firenena rehetra, tsy lahatra akory izao mahazo an\'i M.kara izao fa vokatry ny nataony reto mpanao politika zay nangorona daholo refa tafakatra fa tsy nisy nanao n\'in2
-fampiroboroboana ny fitrandrahana ny harena ankibony tany oh,ze volavolainy ny ministera energy & mine ary avoaka decret mazava ho tapahiny kongresy sy ny parlementa fa tsy olombitsy voatampiny rio tinto,exxon,madagascar oil sns...
-ho hajaina reo rafitra toy ny andrimpanjakana iarahamitantana araky reo fifanarahana voasonia maputo1 ka hatr@ addis abeba ary ny acte additionnelle,fampielezambaovao tsy miankina mampita izany fifanarahana izany hazava @ daholobe(relevant policies, infrastructure of public knowledge)
-fanarahamaso akaiky ny fiarovana ny tontolo iainana (geological surveys)
- fanofanana ireo teknisiana ambony ao antoerana avy @ haitao vahiny(engineering education system)
- fifehezana ny tsenambarotra @ vokatra ahondrana sy afarana(marketing systems of export and import controls)
-fanamboarandalana mila ezaka lehibe @ ahamora fifamoivoizany tsena rehetra
tsotra le izy ady antrano no kendreny frantsay @ zao fidrikinany lavanify zao,de mizarazara tanteraka ka mora ny mandroba sy mividy zv rehetra antsokosoko ao,i lavanify no kakana aza hitako ho lasa toa ny any somalia 20 taona tsisy governemanta fa ady antrano ary voatolototra basy foana reo mpampihorohoro sy fanampiana,lasa piraty nytaonjato 21 ny tanora ao

19. esserra
(
10/12/2009 23:30)
essera >tsy azoko inoana hoe lany vatsy aloha i frantsa e
Misaotra lesy fa kamo aho ny hanoratra a,efa voazavanao io no tiako hambara =D> =D>
20. patrick2002
(
11/12/2009 14:48)
fijo:
efa tsy mahagaga toa an'ny la frantsa ireny ka
izao letsy tsy mbola nandoa impot an`i lafrantsa ah! :lol: :lol:
ialahy mirehareha manana nationalité frantsay io ,no tokony handoro ny passeport n`ilahy raha manakambo ialahy .