TETIKA FRANCEAFRIQUE

21. MialyRajoel ( 11/12/2009 17:19)
Ny vadiko patrick2002 manana nationalité française fa ilaina foana ireny rehefa tsy mandeha ny eto an-toerana anie e
22. ndotofetsi ( 11/12/2009 17:32)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
23. bazylou ( 11/12/2009 18:07)
borné amin'ny inona ry tsamy??? na tian'ialahyana tsy dia i lafrantsa no reny malala an'ialahy ary izy ihany no antsoin'ialahy rehefa tsy manambola ialahy, izy ihany koa no manavotra ny ala sy ny hazo ao amin'ialahy................. :-P :-P
24. xxxw ( 11/12/2009 18:10)
Mnao trafika bois de roses hotran'ny HAT ndray lesy hono no bizna mandeha be ao @ tànana
25. patrick2002 ( 11/12/2009 19:52)
MialyRajoel:

Ny vadiko patrick2002 manana nationalité française fa ilaina foana ireny rehefa tsy mandeha ny eto an-toerana anie e



tena hilaina anie ,nefa misy mahasahy miteny fa tsyt mila vazaha eh!
izaho ve izaho dia hasahy hiteny fa tsy hilaina ny gasy ,vendrana ra malagasy .
Non tsy izay mihintsy ,izay no handaniako fotoana eto @ forum politika eto ,mba hanome hanatra ho anireo gasy vendrana ,dia mba handray hanatra ho anireo izay mahay ohatry ny pikatty :-P :-P :-P
26. fijo ( 11/12/2009 20:14)
rapa an,tsy mbola nirehareha hoe manana taratasy vazaha mihintsy aho.raha nisy dia alefaso eto kely ho ita hoe????izay anie le mahavoa anareo TGV ireto e,le zatra mamorona izay.

ary le gasy vendrana anie letia,efa manana filohatgvendrana e.
27. pikatti ( 11/12/2009 20:15)
De ahoana leity rapaty, de handoro karapanondro kanadianina ndray zany elah io zao ,aleo aloha hilamina ny tanana bainnn, sao elah maratra any ndray :-D
28. fijo ( 11/12/2009 20:44)
sady lery io matory irery amin'ity andro ririnina be ity ka ,manjary mibaradaka toa io
29. MialyRajoel ( 11/12/2009 21:29)
patrick2002 ve tsy mbola nanambady foana , mety milalao tànana anie izy ry fijo e,
zany patrick2002 an, tsarovy fotsiny Mialy kely rehefa milalao ialahy :* :* :* :*
pikatti :* :* :* :* fijo :* :* :* :* mahafinaritr'ahy daholo ianareo
Veloma vetivety Mialy kely tsy manadino
30. pikatti ( 11/12/2009 21:32)
Ndao ndray ary e :-* :-*
31. patrick2002 ( 12/12/2009 01:53)
fijo:

rapa an,tsy mbola nirehareha hoe manana taratasy vazaha mihintsy aho.raha nisy dia alefaso eto kely ho ita hoe????izay anie le mahavoa anareo TGV ireto e,le zatra mamorona izay.

ary le gasy vendrana anie letia,efa manana filohatgvendrana e.



ialahy no niteny teto @ forum 3 taona lasa izay ,nisy vehivavy nanontany
lohateny : Azo hatao ve ny mampiasa passeport frantsay miditra an`i aeroport malagasy raha gasy ,
dia ialahy no namaly tao hoe izaho nanao vakansy btany madagasikara nampiasa passeport frantsay dia nampadoaviny visa,
Tsy haiko na te hampiresaka fotsiny ialahy ra-Fijo taminio izany .
Tsy mbola nafana ny forum politika tamin`izany ka dia nisy antsika daholo na fanabeazana ,na fivavahana na finoana, na resa-behivavy ,na resa-dehilahy .
Izaho manokana aloha vao manokatra serasera dia eto @ politika izay.
32. pikatti ( 16/12/2009 09:16)
ialahy no niteny teto @ forum 3 taona lasa izay

Nenin'ny leity toa resaka any aoriana foana lélika é, elah ve leity tratran'ny retour d'âge no lasa manao sain-jaza ary mipetraha tsara elah ao @ io maison de retraite médicalisées ao de bon exil
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.146