aiza ny forum politika??
2. xxx
(
25/11/2009 10:37)
eto indray isika ry ifiona manala azy an,hoavy eo koa fianakams tarihin'i wiwi sy rapikany e,vita matavy isika mianakavy
3. hery
(
25/11/2009 10:53)
http://namana.serasera.org/namana/post/show/4b0d07eb9ce54 kalou
radem mihaona.
Ary mba jereo aloha ny dinika hafa fa mbola tsisy governemanta mitsangana eo e :-p
radem mihaona.
Ary mba jereo aloha ny dinika hafa fa mbola tsisy governemanta mitsangana eo e :-p
5. maryline
(
25/11/2009 11:07)
:lol: :lol: Maty aho wuiwui ! Aiza indray no haleha mandram-pahatonga ny rahampitso hihi
6. nanjakely
(
25/11/2009 11:48)
alavidavitra ihany le eritreritra mandalo sy lay politique ka tena sur ve fa E no saika esorina nefa P no lasa ? raha P sy R de mba mety ho akaikikaiky
9. Mirananirina
(
25/11/2009 13:31)
mirananirina : mataoatra an'i hery ve sa maka 19 fotsiny ?ni l'un ni l'autre.Tsy mila hazavaiko ny antony.Raha miseho ianao dia lazaiko.
ifiona
tsy sur aho fa ifiona io raha tsy izany tsy nataony xxx :-D :-D :-D :-D
10. salopard
(
25/11/2009 14:12)
mirananirina : mataoatra an'i hery ve sa maka 19 fotsiny ?
ifiona
tsy manka 19 izy, fa mitady 69 @ zoky hery
tsy ampy dôzy aloha fa sao misy any ry mirana a!
sniff...
tchoufff....
11. Mirananirina
(
25/11/2009 14:17)
tsy manka 19 izy, fa mitady 69 @ zoky heryna hiodina ankavia na ankavanana na ps 100 na xxx zato,fatatro ianao io =)) =)) =)) =)) =)) very politika dia midelira eto hihihi
tsy ampy dôzy aloha fa sao misy any ry mirana a!
sniff...
tchoufff....
12. kidoropamba
(
25/11/2009 14:27)
Ndao indray rodonina ilay hire "nahoana kosa aky no dia nandosiranao ilay foko mbola tia...." Tsss tena dor's group fanatika kay Ra-hery? mmmmmmmmm!!!!
Lazao hoa na dolara, euro, na ariary no vola tadiavinao ra-Hery fa efa vonona ato ny poketra. okay? Mila miverina serasera politika.
Lazao hoa na dolara, euro, na ariary no vola tadiavinao ra-Hery fa efa vonona ato ny poketra. okay? Mila miverina serasera politika.
13. terrywui
(
25/11/2009 14:41)
ny gaigy anie ry mirana de i ifiona ndray zany eo no no mahita angano e ...! ary sao de mba tena ifiona tokoa ary io aloh e???... iny mantsy manao kapotsa-bavy zay !!....! jereo tsara iany mirana a ...! :-* :* :-* ary aona ko ty volabe takian'i hery amin'ny mpisera vao averiny ny serasera politika ty klé..! 130E be zao hono ny rancon angatahiny ...! :-w :-w :-w :-w :-w
15. xxx
(
25/11/2009 15:13)
mirananirina a mataoatra anao ony ifiona de nataony xxx7 io fa izy ihany ony io ozizy
18. xxx
(
25/11/2009 15:48)
aza mba ato anzany kosa i mirananirina r'ifiona fa tsy mety zany a :evil:
19. ifiona
(
25/11/2009 15:53)
matahotra an'i Miranirina ve za dia mbola hanao sonia ihany hoe ifiona nefa efa xxx hahaha nandra be lé xxx i w..... oupisa :-@ :-@ :-@ :-@
20. terrywui
(
25/11/2009 16:03)
aoka kely aloha !...inona ny dikanle oe w.....r'ifiona ? avy manaonao an'i mirana ndry de za ndray no ilàna vanony ? aleo ndry faizin'i mirana any zany ! za tsy hiaro ...! za ara vo zao mitsy vo tonga eto kouuu ...kozy e!...