aiza ny forum politika??
22. terrywui
(
25/11/2009 18:07)
misy condution be ony ane vao haverina ny dinika politika e ! mila mametraka kely daholo ny mpisera rehetra !! indrindra reo ze tsy nijery Ambondrona ..!! za aloh nijery e! tsy mandoa ah zany ..! fa ifiona tsy tany io !...mandoa ndry zany :130euro tsy latsaka !...
23. xxx
(
25/11/2009 18:55)
ifiona:
very aho raha ts misy forum politika :-D :-D :-D
:* :* :*
misy miantso hivory sy iray ao amin'ny top mada e,bye
25. xxx
(
25/11/2009 19:13)
:lol: :lol: :lol: Tena mahafinaritra ny tsy mahita ity dinika mampiady sy mampifanopa anareo mianakavy!
Aiza ka ny olona tsy mahay politika sy tsy mahatanty rangitra rehetra izao, indrindra ireo tsy misy hatao dia mba miseho ho manao politika ary mamorona pseudo isan'androoooo! Hi!HI!HI! :-D :-D :-D eeeeeeeeee!
Aiza ka ny olona tsy mahay politika sy tsy mahatanty rangitra rehetra izao, indrindra ireo tsy misy hatao dia mba miseho ho manao politika ary mamorona pseudo isan'androoooo! Hi!HI!HI! :-D :-D :-D eeeeeeeeee!
26. fijo
(
25/11/2009 19:58)
ô ry hery an,aleonn'y pokona eto tsy mitsangana ny governe( manta) toa izay ny dinika polifika no mihilika,avy dia 13 pages(fa tsy mai)no ahitana ny vahoaka an
27. terrywui
(
25/11/2009 20:45)
alefaso eto ny numn'ny carte bancaire anlah ra pikany akana S fa efa maika be y serasera a !efa misy modely paypal handoavana azy ao ! za efa nandoa tamle nijery Ambondrona 25euro vita ny ah zay ...!!
29. pikatti
(
30/11/2009 13:42)
angah leity indray mandeha ihany elah no misakafo bainn, tsss zah aza lesy niantoka gatô efatra t@ iny sady efa ni autoriser prélèvement automatique ,haingana lah fa tsy be menomenona eo rawiwi :lol: :-D