petition

1. xxx ( 19/11/2009 19:06)
Amin'ny fomba fahitanao ny dinika mandeha, mbola mahaliana anao ve ny forum serasera?
répondu par falyfenosoa le 04/02/2010 10:59
2. ni81 ( 19/11/2009 19:17)
Amin'ny fomba fahitanao ny dinika mandeha, mbola mahaliana anao ve ny forum serasera?
misy ny mahaliana ary misy ny tsy mahaliana
3. Papoose ( 19/11/2009 19:32)
dia petition v?
4. ni81 ( 19/11/2009 19:40)
dia petition v?
:lol:
5. bazylou ( 21/11/2009 18:38)
:^) :^) :^) :^)
6. xxx ( 22/11/2009 19:52)
Tsy mahaliana raha vao ao i xxx vendrana iny! :-D :-D 8) :lol: :x
7. kotobekibo ( 28/11/2009 12:52)
ianao v miafina ao ambadiky ny XXX nefa mitsikera ny mpandrindra ( dinika ) ?
ny mpandrindra anie mahita ny anaranao mivantana e! :-D :-D :-D

Ataovy toy ny voankazo an'ala io , izay mamy alaivo ary ario izay ratsy . Tsy voatery hamaky ny dinika retra isika . Ny dinika mahaliana ny ol iray mety tsy mahaliana @ olona hafa . Za izao tsy miditra any @ dinika hafa tsy mahaliana ahy , nefa ny olona aza hitako fa mifanosika mihitsy any .

Matoa mbola b mpiditra ato d mbola mahaliana izy izay .
Toy ny spectacle ihany io , ref tsy mahaliana d tsy hisy mpijery intsony .

Tsy azoko ny idiran'ny pétition @ izany ? sondage angamba no tianao ambara .
8. fahamarinana ( 28/11/2009 12:58)
:arrow: Ny forum serasera mahaliana ahy foana ,raha za satria na hitafa amin'ireo namako ato aza dia tiako!Ny dinika arakaraky ny mpanokatra sy ny fandehany rahateo !Hatreto dia eto za dia eto foana !he he ! :D (l)
9. ni81 ( 28/11/2009 13:05)
Eto ihany isika niany e! :D :-*
10. maeva74 ( 28/11/2009 13:11)
karakory izy ato laolo! Mahaliana ahy foana ny serasera aloha e! samy mandeha any @ rayon tiany io sa ahoana ry Ni, Faha, kotobekibo???
Kiss de ampy (l) (l)
11. ravonjison ( 28/11/2009 13:17)
Mahaliana dia mahaliana tokoa.

Ohatra : nisy resaka tatsy ambadika tatsy hoe : nahoana ilay ranamana iray no tsy te hanao na tsy miraika @ vehivavy afrikanina maizina ( na dia efa nanana occasion aza) ? Ary iza moa izany hoe vehivavy maizina izany ?
Ny valiny dia hoe : ilay izy mainty toa misy tsikoko izay, toa tsy reviko. ( otrahotran'izay ilay valinteny)

Tsy milaza aho hoe: ratsy na tsara, fa tena mahaliana ahy iny ady hevitra iny.
12. ni81 ( 28/11/2009 13:18)
karakory izy ato laolo! Mahaliana ahy foana ny serasera aloha e! samy mandeha any @ rayon tiany io sa ahoana ry Ni, Faha, kotobekibo???
Kiss de ampy
izany mihitsy akia maeva a! Rehefa tsy tiana dia miala toy ny tsy teo fa tsy mitady aretin'andoha e! misy maro hisafidianana ange ny rayon e! :-D :-D
13. kotobekibo ( 28/11/2009 13:52)
ravonjison:
Ohatra : nisy resaka tatsy ambadika tatsy hoe : nahoana ilay ranamana iray no tsy te hanao na tsy miraika @ vehivavy afrikanina maizina ( na dia efa nanana occasion aza) ? Ary iza moa izany hoe vehivavy maizina izany ?
Ny valiny dia hoe : ilay izy mainty toa misy tsikoko izay, toa tsy reviko. ( otrahotran'izay ilay valinteny)

ity no valiny tao lesy a! za manko io akama io .:-P
kotobekibo:
Afrikanina avy ao afrika kah! ry zareo anie misy fofona hafahafa izany e! na d efa misasa in-3 isanandro aza . Efa fofonkoditra mihitsy angamba .
fa nareo sipa gasy ouah milay ! gasy ka manja e!

sitlo:
Tsy milay koa.

Ohatra ny hoe misy tsikoko izany na tsy misy aza.
14. ravonjison ( 28/11/2009 14:12)

Io tokoa . Izaho mantsy t@ izaho nianatra t@ université tatý andafy dia nisy vehivavy afrikanina koa niaraniaratra taminay.

Dia nisy fotoana izay niresadresahana avenir, fitiavana, fiainana . Dia hoy ilay vehivavy afrikanina tamiko : Izaho aloha Ravonjison, isika afrikanina samy mahantra daholo, ka tsy reviko izany hanambady afrikanina izany , raha tsy efa tena tafita tanteraka eo @ fiainana izy. Fa alohan'ny hanambadiako, dia mba nofiko sy faniriako mihitsy ny hiaraka, na hanao @ bandy gasy....
15. kotobekibo ( 28/11/2009 14:18)
D nahasahy v aloha élah ? :-D :-D :-D
16. ravonjison ( 30/11/2009 12:29)
Koditra be izany aho le.
Izy aloha dia ireny vehivavy afrikanina tena mainty be ireny e ( avy any Zambie), somary mahitahita, toa mahazo vola avy any aminy foana izy.
Nifanipaka be mihitsy ny eritreritray.
Izaho mantsy talohan\" ny niala tany Dia mba niresadresaka t@ samy bandy namana. Dia hoy ireo bandy namako : ialahy izany ravonji dia mba hanana possibilité hiaraka @ vazaha ( ireny hitatsika @ film ireny), dia tantarao anay izany hoe miaraka sy manao @ vazaha izany avy eo.
Izaho izany dia ilay vazaha vavy no nofinofiko sy mba tao andohako, fa tsy afrikanina velively.

Manarak\"izany: ilay fofona tokoa dia hafa mihitsy, ary ilay loko mainty rehefa eo akaiky maso eo dia tsy mahazatra mihintsy.

Dia nisy bandy iray namako nanoro hevitra no sady nananihany hoe : ialahy koa lesy be filirony. Akipio lesy ny maso dia mandeha io a @ izay koa ialahy mba somary misy manampy ara-bola ( ny gasy mantsy t@ izany dia 100 dollars no vola azo avy @ fanjakana, indarindray ary ilay izy to tsy tonga akory).

Dia nandeha tany @ ilay sipa aho indray andro, dia niresadresaka teo.
Dia nandramako nakipiko ny masoko. Vao nakipiko ny masoko dia nipoitra tao antsaiko avy hatrany : ny sarin\"ireny vehivavy afrikanina ngezabe, mainty be, sy ny vehivavy avy @ tribu Masai, miaraka @ ireo firavaka eo @ molotra, sofina sns.....Vao maika koditra indray aho.

Tena sarotra tamiko ny nandray ilay zava-misy t@ izany fotoana izany.

17. Mirananirina ( 30/11/2009 13:15)
Amin'ny fomba fahitanao ny dinika mandeha, mbola mahaliana anao ve ny forum serasera?
Mahaliana moa????Efa tsy dia misy olona firy intsony ,nefa anie betsaka ihany ireo olona miditra isan'andro e.
18. xxx ( 30/11/2009 17:11)
xxx:

Amin'ny fomba fahitanao ny dinika mandeha, mbola mahaliana anao ve ny forum serasera?

Tsy mahaliana vao miditra ato i xxx fa tsy holazaiko na dia manatezitra an'ilay tendakanina io aza !
Ny politika moa vao maika loza fa teny ratsy sy ompareny re izany!
Olona aty ivelany daholo rizareo no miady ho any @ 10000 kms. Tia tanidrazana hono eeee! sns... Na hitan'ny mpandri,dra natsia dia tsy hahasakana ahy tsy hilaza ny hevitro eee! Rehefa tsy faly mibontsina bebe kokoa i be kibo tendan-kanina!
19. kotobekibo ( 02/12/2009 21:41)
xxx:
Tsy mahaliana vao miditra ato i xxx fa tsy holazaiko na dia manatezitra an'ilay tendakanina io aza !

io anie ilay lazaiko teo e! aza manao xxx ouah ref hitsikera ny asa ataon'ny mpandrindra satria hitany mivantana enao . Enao ilay manao xxx no mapmé ahy fa tsy tezitra velively za kah! :-*
Izay retra miditra eto ko anie tsy voatery ahafaly antsika retra foana ny heviny e! izay no maha-forum azy . Azo tsikeraina ny asa ataon'ny tsirairay kah! Ny tsy azoko d hoe fa maninn no afenina ny pseudo ?
Jereo atsy ambadika atsy fa misy hevitra mitondra ny lohateny hoe "momba ny serasera "
Samy maneho ny heviny ao izay mahita tsikeraina , ny tsikera tsy voatery animba fa mety ahafahana manatsara ny kely vita koa .
Tsy manakana ahy ho tenda-kanina koa aloha e, izay no efa nahabotrabotra v d avela ? :-D :-D :-D
20. Papoose ( 08/12/2009 16:04)
:lol: mahaliana rehefa hitanao ny tandrify anao fa tsy mahaliana rehefa tsy mahita zay tandrify.... :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4049