Aoka
1. xxx
(
31/10/2009 13:30)
Aoka tsy hisy olona hanao tsinontsinona anao noho ny hatanoranao; fa aoka ho tonga fianarana ho an'ny mino hianao amin'ny fiteny, amin'ny fitondrantena, amin'ny fitiavana, amin'ny finoana, amin'ny fahadiovana
répondu par bobone le 13/11/2009 06:45
4. niryna
(
01/11/2009 04:26)
xxx:
Aoka tsy hisy olona hanao tsinontsinona anao noho ny hatanoranao; fa aoka ho tonga fianarana ho an'ny mino hianao amin'ny fiteny, amin'ny fitondrantena, amin'ny fitiavana, amin'ny finoana, amin'ny fahadiovana
^:^ =D>
5. rzakarivola
(
02/11/2009 11:27)
Marina io teny io.
Malahelo ny foko mahita fa ampiasain\'ny mpivavaka sy mpitondra fivavahana (sasany) amin\'ny fahendren\'izao tontolo izao izany teny izany.
\"Aoka ho modely amin\'ny finoana ny tenin\'i Jesoa Kristy, sy fankatoavana ny baikoNy\"

7. majesty
(
03/11/2009 04:08)
Tsy ho fianarana ho amin'ny mino ihany fa ho amin'ny tsy mino ihany koa indrindra indrindra :(
9. xxx
(
07/11/2009 12:35)
Tsy ho fianarana ho amin'ny mino ihany fa ho amin'ny tsy mino ihany koa indrindra indrindraho an'ny rehetra e!
10. andry08
(
07/11/2009 12:40)
xxx:
Aoka tsy hisy olona hanao tsinontsinona anao noho ny hatanoranao; fa aoka ho tonga fianarana ho an'ny mino hianao amin'ny fiteny, amin'ny fitondrantena, amin'ny fitiavana, amin'ny finoana, amin'ny fahadiovana
@ Fiteninao io ve efa mendrika sa mbola ???? à commencer par toi d'abord dia ho hita eo ny ambiny!
11. xxx
(
07/11/2009 12:45)
@ Fiteninao io ve efa mendrika sa mbola ???? à commencer par toi d'abord dia ho hita eo ny ambiny!efa miezaka tompoko o! saingy na eo aza izany fiezahako izany tsy ho fantatrao hoe efa vitako sa tsia!
12. andry08
(
07/11/2009 12:50)

zah tsy nitady hoe efa vita sa tsia, ny ho avy no hilaza hoa!
13. ikaretsaka
(
07/11/2009 12:50)
zahay nga no hitsara sy hamantatra anao sy hampaninona anay ze 'ezaka " vitanao ara panahy any? :-D
zay le heo aza afangaro ny personel sy ny hafa

14. andry08
(
07/11/2009 12:52)
ikaretsaka:
zahay nga no hitsara sy hamantatra anao sy hampaninona anay ze 'ezaka " vitanao ara panahy any? :-D
zay le heo aza afangaro ny personel sy ny hafa
zah angaha hiraraha! ny perso-nao anao fa ny ahy tsy hihitanao fa ny an'y hafa noheverina no ho hitanao ! dans les dents!!!!!yes! i can koa!!!
16. xxx
(
07/11/2009 12:53)
zah tsy nitady hoe efa vita sa tsia, ny ho avy no hilaza hoa!:lol: :lol:
zahay nga no hitsara sy hamantatra anao sy hampaninona anay ze 'ezaka " vitanao ara panahy any?:-D :-D
zay le heo aza afangaro ny personel sy ny hafa
17. andry08
(
07/11/2009 12:55)
xxx:
zah tsy nitady hoe efa vita sa tsia, ny ho avy no hilaza hoa!:lol: :lol:zahay nga no hitsara sy hamantatra anao sy hampaninona anay ze 'ezaka " vitanao ara panahy any?:-D :-D
zay le heo aza afangaro ny personel sy ny hafa
zah ahnagh i fifffi ka !!!!
Izy efa ary @ polifika no manala vokona!! eisy aho e! :} :arrow: :twisted: :-D :-D
19. xxx
(
07/11/2009 13:21)
zah ahnagh i fifffi ka !!!!
Izy efa ary @ polifika no manala vokona!! eisy aho e!
ts'hitako ny hidiran i fiffi @ le resakazà mba gaga koa hoe inona no hidiran'ilay anarana? Tsy izany olona lazainao izany mihitsy aho ry andry08 fa miala tsiny betsaka :?